omeo an'i andrywui ny resaka politika dia hijanona ny copie

1. xxx ( 05/03/2009 20:28)
averena daholo ireo ps nezahanesorina tato nefamisy an'ireo no tsy nanao copie coller na nanaratsy teto dia nesorina,
2. gasmlay ( 05/03/2009 20:39)
tena hidina an-dalambe virtoaly koa ve ny mpisera eto klé!! :-D :-D
3. Andribe ( 05/03/2009 20:42)
ireo tgviste mpanakorotana ireo ihany zao no manao io copier coller io tssss :evil: :evil: :evil:
4. xxx ( 05/03/2009 20:59)
coller sere,colle sere ,colle sere =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
5. Noue ( 05/03/2009 21:03)
mankaleo be ity copier-coller ity eee !
6. xxx ( 05/03/2009 21:05)
asaivo esoriny raha hitany indray ,ary tandremo soa ny ps ny hafa indray no esoriny eo :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :*
7. fijo ( 05/03/2009 21:05)
ny tomponandraikitra no diso eto.ny dahalo efa izay no asany
8. xxx ( 05/03/2009 21:10)
ntsoooo,aiza ary fijo izany (l) (l)
9. TEGEVE ( 05/03/2009 22:29)
anaka isany tsy tokony hatao ny manimba zavatr'olona tsy manan-tsiny,
raha ianareo ato @ TGV dia managataka ny foibe mba higafy ianareo raha ianareo TIM ,mino aho anefa fa ianareo toa tsy mpandroba, dia ajanony izany (l) (l)
10. xxx ( 05/03/2009 22:34)
mody fanina be TEZEVE dia hoe tsy ialahy no nandefa an'io copie coller io,tratra ny lainganela :-D :-D :-D
11. TEGEVE ( 05/03/2009 22:44)
anaka andywui ,nony hamoaka hevitra ianao dia tsy mbola asianao copi-coller aloha ve, hita mihintsy fa olona mpanao mixage son no tena adin'elah sa avokanay ato @ foibe ny sary (l) (l)
12. xxx ( 05/03/2009 22:50)
tena mivahy ltia ela ry TEZEVE kozy anie izany,
13. tafondro ( 05/03/2009 22:59)
Ttttssssss ,fositra iray vala tsy hanaovan' izay tsy handroroa ,n'iza n'iza tsy maintsy manao ny tandrifiny manokana. :( :(
14. fozaoranabe ( 05/03/2009 23:12)
aza tezitra ela fa somonga ny lesy ry tafondro ,tena mahazendana hoe bandy tsy misy atidoha mihitsy no nanao an'io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.007