Emmonat! tsara ny fandraisana andraikitra saingy....

1. kasimodo ( 05/03/2009 13:12)
Tsara lo le fandrain'andraikitry ny Emmonat eh!! mahatonga S kosa nefa na izany aza. Tokony mba avahany tsara mitsy hoe iretsy le mpitolona; sy mpandroba d iretsy le olon-tsotra fa aiza ve rangah vô olona roa na telo fotsiny no miaraka d'efa baomba no mahazo.. lety eh!! tena mety le mpanao rigby marina ireo ka :°)
novalian'i kasimodo ny 05/03/2009 15:17
2. penguin ( 05/03/2009 13:23)
Lainga raofina ny anao dada a. Ny mpitoratoraka no enjehina saingy rehefa mitsoaka ao anaty olon-tsotra ny mpandrangitra dia sarotra satria rivotra hiaraha-miaina.
3. essera ( 05/03/2009 13:26)
Tena marina mits les zan. Ilay fandraisan'andraikitra io. Fa olona tsy dia nahazo formation lé olona sasany am zalah. angaha rehefa hoe eny aminao ny basy dia azonao darodarofana ny olona izay hitanao.

Tsy izy rehetra no manao an'io a, fa misy INTRUS ao amin'ny emmonat. Aza jerena amin'ilay hoe firehana inona no misy ny tenako fa jereo amin'ny fomba tsy mitanila. Zah aloh ngamba raha tratran'ny ohatran'ireny dia tonga d analako oe "mba TIM ihany a ve les d ataon'lisany an zany fa alazako am Dada elah".

Tsy omena tsiny les ry kasimodo fa tsy ny emmonat tena vrai ange ny zato % amin'izy ireo e. D mbola lazao fa manisy sira ihany ltié.


:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
4. TEGEVE ( 05/03/2009 13:28)
anaka isany tsy voafehinay tanteraka ireo mpitolona/mpanararaotra ato aminay ,ary efa niandry ny filoha hajaina R8 handray an'io fepetra io , (l) (l)
5. essera ( 05/03/2009 13:33)
Mbola tsy mino ihany ve lisany hoe mitady hanao revin-dratsiraka ange le Ra8 eh. Efa manakarama olona hafa ivelan'ny tafika.

Tsy hiteny an'lé vazah teo am 13 mai aho aloha mba tsy hiteniteny foana dia bedinareo eo oe sadec. Fa le emmonat tsy manao fanamiana mitovy amin'ny namany.

Napmé lé razoky niteny hoe tokony hanao tenis hanenjika mpandroba.

aleo les mba ballerine no omena an'ireny amin'izay manidina mihitsy rehefa samy tsy ho complet ihany ny kiraro anaovana.

6. xxx ( 05/03/2009 13:34)
anaka raha ohatranao daholo ny mpisera eto tsy misy mpisabote ny sera2,anaka (l) (l) tohizo no tao anao
7. penguin ( 05/03/2009 13:34)
Izay no tena izy. Ny maty aza nentina teny @ 13 mai nefa nolazaina ho mpandroba. Sady mamoaka demony no mitarika ny olona any amin'ny "zone rouge", no mitarika zaza tsy ampy taona hiogahoga no mamorona. Tsy tana ireto olona nentina ka mitady emmonat ihany. Milaza nefa ra-tgvendrana fa izy no mibaiko ny emmonat sy ny Mi,istera rehetra koa nainona no tsy navoaka ny tena izy ?
8. TEGEVE ( 05/03/2009 13:36)
anaka essera ny anao anaka toa resaka honohono sy siosion-dresaka tsy mitombina (l) (l)
9. xxx ( 05/03/2009 13:38)
anaka ,ela manao copie coller eto :evil: :evil: :evil:
10. essera ( 05/03/2009 13:43)
TEGEVE:

anaka essera ny anao anaka toa resaka honohono sy siosion-dresaka tsy mitombina (l) (l)


Ianareo ange le tsy mino maty raha tsy avy mandevina e.
Tsy mino hoe kely foana sisa dia haute trahison no ataon'dra8
Tsy hino mihitsy raha tsy efa ny tanindrazanareo any ambanivolo no lasan'ny vahiny
Fa saingy "Minoa fotsiny ihany"

Za efa nino an'lé 4L
Fa nosoloina scooter indray aloha fa tsy poinsa
Ary hivadika biskléta izay tsy ho poinsa koa
D inona fa d antitra eto ihany aho hanantena (efa hatramin'ny andron-dratsiraka ka hatram zao.
Miala rangah ny antitra aleo ny tanora indray fa tsy ireo dinosaure be tamin'ny jurrasic park (efa ao anatin'ilay parc sahady ny tim) ireo foana no hisoloky eto.



11. TEGEVE ( 05/03/2009 13:59)
anaka essera mino tanteraka ny tenanay fa betsaka ny toerana siba nohon'ny fitiavan-tenanay , ary tsy ho lazaiko anao akory ny olona tsy manan-tsiny no maty mbola nohon'ny fitiavan-tenanay ihany ,ary tsy nila nandevina izahay dia efa fantatray izany (l) (l)
12. kasimodo ( 05/03/2009 15:17)
Ny tody tsy misy fa ny atao no miverina eh!! tofiro am'reny baombamandatsa-dranomaso ireny ihany ngeh zahay eh!! fa d hotifirinay amin'ny baomba mandatsa-dranokorona ianareo sady io baombanay io naturelle fa ataovy ihany eh :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.071