Zay tsy mahavita soloana. Nomination mandeha

1. penguin ( 05/03/2009 12:34)
Ny an'i andry TGVendrana aza nomination eny ankalamanjana ary milaza ny mibaiko ny Ministera rehetra koa tsy izany vé no tokony homena loka betsaka satria nahabaiko ny rehetra. Ireo ara-dàlana rehefa tsy mamokatra sy mahavita ny asany dia mendrika ny nomination manaraka tsy aha-babangoana fa hitohizany asa amian'ny tsara kokoa.
novalian'i molota ny 05/03/2009 16:26
2. penguin ( 05/03/2009 12:44)
Tsisy fotoana hamakiana ity lavabe ity fa ny ara-dàlana ihany no izy aminay. Ny resaka hogahoga an-dalambe dia fohanana.
3. penguin ( 05/03/2009 12:52)
Tsisy hamaky an'ireo fa dia anjaranao ny misary adala eo sady efa xxx moa ka manaram-po mba hanaratsiana ny mpomba ny sasany.
4. penguin ( 05/03/2009 13:19)
Hanaratsiana ny TIM vé dia mody mitapy ?
5. molota ( 05/03/2009 16:26)
rehefa tsy mahay marina dé esorina éé ra tsy hoe fiainana TGVendrana izy ty ko!! :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0518