AZA DE MIHANAHA LOATRA RY ANDRY A!
1. galloper
(
05/03/2009 08:05)
zao sakanana ts avela ho ao @ 13 mai satria diso pacifique lotra de zao no vokany ary mety iafara @ tsy fahavitan'ny tolona io tsy fandraisana andraikitra io .
Sao lahy lasa namono biby tsy nahafaty ka ifoterany rambony
ka eo vao hoe vonjeo a! ry vahoaka :!: :!: :!: :idea: :idea:
Sao lahy lasa namono biby tsy nahafaty ka ifoterany rambony
ka eo vao hoe vonjeo a! ry vahoaka :!: :!: :!: :idea: :idea:
novalian'i TEGEVE ny 05/03/2009 15:45
2. andrywui
(
05/03/2009 08:31)
essssy !! tsotra kely io rygalloper a !! miverin eo Ambohijatovo ndray zany satri uio ts azo sakanana fa efa voatokana aradalana sy nekena de mivern eny ndray zany ! de halaelo be amzany zao ny olona de ho avy bobaka be ndray de rehefa asiana fiantsoana ny vahoaka bobaka ho avy eny !!! be rehefa mahatratra any am 50.000any fotsiny ara de miverina tsy taitra eo am 13mei ndray ha ha ha aha nga sarotra ee =D> =D> =D> =D> =D>
3. Andribe
(
05/03/2009 08:42)
zao zany le hoe miala an analakely dia ambohijatovo na miala an akatso dia ambohidepona :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
4. xxx
(
05/03/2009 08:47)
tohizo foana e! rehefa reraka ve tsy hijanona ihany, ahoana moa ilay ohabolana iray izay? les chiens aboient mais la caravane passe! rehefa vizaka ny hivovo ve tsy hangiana eo ihany, ny fiainana mantsy toa mitohy sy mandeha ara dalàna ihany!
5. andrywui
(
05/03/2009 08:58)
zao aho vao sur fa manana PS roa koa le Penguin io fa tsy maty tam ormbe izany io !!! ary mafy aina lery fa itako mpetsopetson ao ambony ao ! nivoaka lery rehefa nanao le reservistes aho !! zany oe iray aminireo bandy ato reo ihany zany lefatsoralahy io !! fa iza ary ?? fetsy ratsy !! :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w
