TSY MIERITRERITR NY HIALA ETO M/CAR RAJOELINA HATRAMZAO

1. xxx ( 04/03/2009 19:50)
Tsy mbol ao antsaina na visavisain'ny Tgv rehetra na i Andry Rajoelina zany hiala eto m/car ka handao ity tolona efa akaiky ho tafita ity zany ,mbola be ny adidy ho ataony h an'ny Tanindrazana ka rehefa afaka teo Ravalomanana ka tafita ilay ony be de miatrika ny fanarenana ny tanana sy ny farim-piainan'ny olona indray ny manaraka
novalian'i fijo ny 04/03/2009 20:15
2. fijo ( 04/03/2009 19:52)
manarina ny nosimbaina tao anatin'ny ora vitsivitsy an
3. ifiona ( 04/03/2009 19:52)
zay ilay hoe manofy angidina!
4. xxx ( 04/03/2009 19:54)

:-w :-w :-w :-w :-w :-w
5. fijo ( 04/03/2009 20:15)
maty aho andry keliko le
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5554