Iza no hanome tsiny ny herim-pamoretana?...

1. xxx ( 04/03/2009 18:23)
Atao ny dinidinika mba hisian ny marimaritra iraisana ,tonga na vahiny na ny tompo-tany , afa- nenina avokoa .

Navela haneho ny heviny malalaka eny @ 13 mai, naverina ny émetteur TV viva sy radio, sns...

Mbola ny loham- boto sy ny fihoaram- pefy ihany ny an ny sasany !

Ka an iza ny tsiny raha misy ny voadaroky ny vodibasy , voadaka ,...
novalian'i fijo ny 04/03/2009 19:47
2. tsimatimanota ( 04/03/2009 18:30)
Olona marobe no vavolombelona ity vaovao farany ity ary horkorakoa ompa ry sioka sioka no nitsenan'ny vahoaka nanatrika izany fisamborana izany.
izao ve no niafarana, ilay nioetraketraka, tsy nisy nalahelo intsony.
Ny miaramila indray aza no saika niaro azy raha tsy izany matin'ny vahoaka teo an-toerana teo ihany.

Nisy ny ray amandrenin'ny mpianatra teny antanimena no te hitroatra
tokony tsy hiala maina kosa ilaikely io
3. ravol ( 04/03/2009 18:31)
Samy manana ny anjaran-toerany ny 1/1, ny an'ny miaramila asa ny azy, ny filoham-pirenena koa tena miasa zany tsy misy ohatry izany (jereo ny tahiriny hitadiavana lalana handefasana azy any ivelany fa efa tsy misy asiana zy intsony), ny 13 mey mihevitra fa tena zay lay izy.
Omeo tsiny izy rehefa hifarana izao tantara izao (tsy maintsy misy hoe :"TAPITRA" ary aza miteny maloto @ izay fotoana izay.
Samia velon'aina e!
4. fijo ( 04/03/2009 19:47)
izay e,tsimaintsy misy farany ny rehetra natomboka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5747