Mgr Odon Marie Razanakolona
1. Noue
(
04/03/2009 15:20)
Mgr Odon Marie Razanakolona, @ maha Mgr anao, fa naninona ianao no niala t@ fifandinihina, avy eo dia niverina indray ?? fa nisy inona marina ??
dia am-panajana anao, ny mba fanirian'ny olona dia azonao valiana ve ireo fanontaniana ireo ?? indrindra fa ity manaraka ity ?
AIZA NO MIAFINA Andry Rajoelina, Rolland Ratsiraka, Alain Ramaroson, Jean Lahaniriko, André Ramaromisy, Jean Max Rakotomamonjy , Jean-Jacques Rabenirina. ?????
novalian'i fijo ny 04/03/2009 20:14
2. xxx
(
04/03/2009 15:41)
Angaha misy miafina ireo e aiza ary nareo zany tehokorotanin'ny vahoaka ra mikitikitika anireo
:evil: :evil: :evil: :twisted: :twisted: :twisted:
:evil: :evil: :evil: :twisted: :twisted: :twisted:
3. xxx
(
04/03/2009 15:42)
ze mahita ny misy an'i noue ,hiangaviana anisy an'le teboka mainty!! aiza koa i noue no miafina....? :@ :@
4. TEGEVE
(
04/03/2009 16:09)
anaka Noue ny foibe dia ato @ ambasady iray tsy ho lazaiko anao fa tonga dia tokony ho fantatrao ny hoe avy aiza ny mpamatsy ara-bola anay (l) (l)
5. xxx
(
04/03/2009 16:17)
SSSSSShh !!mbol ts nahit bandy nanirikiry ah otranlé tezeve ty ah lé , mb ajanony lets lé anaka , anaka fa manome lagy be a
hiantsoko andrahery eo elà niany
:evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted:
hiantsoko andrahery eo elà niany
:evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted:
6. TEGEVE
(
04/03/2009 16:32)
anaka andrywui efa fantatry ny olona ny mahasaimbavy anao miafina xxx io, azonao atao tanteraka ny misafaoka mba ahatsara ny sainao anaka (l) (l)
7. rabingogilabanga
(
04/03/2009 17:39)
TEGEVE:
anaka andrywui efa fantatry ny olona ny mahasaimbavy anao miafina xxx io, azonao atao tanteraka ny misafaoka mba ahatsara ny sainao anaka
Ny MAHASAIMBAVY HOE ?
Ah bon, tu es toujours parmi ces gens qui disent que l'homme est supérieur à la femme. C'est à la fois malgache ça, et arriéré.
Moi je suis un homme, mais, moi, je pense qu'un homme et une femme se valent.
TIM ravalomanana ianao je pense; j'espère que tu vas evoluer; ary mino aho fa tsy toa anao daholo angamba ny TIM, na dia tsy mitovy hevitra amiko ry zareo indraindray
