Aza manao ady kanosa manao pseudo (xxx) fa sahia

1. essera ( 04/03/2009 12:04)
Asehoy le anarana fa maninona no mamely matahotra.

Tsy misy hazon-damosina

Asehoy ilay pseudo fa io aza ange efa fiafenana ny pseudo maika fa ny xxx rehefa hanoratra (mpanoratra : tsy lazaina) hi hi hiiiiiiiii
novalian'i tsinjo ny 05/03/2009 07:23
2. xxx ( 04/03/2009 12:34)
marina izany e :-D :-D :-D
3. rangorivao96 ( 04/03/2009 12:39)
Tsy misy TIM sahy mamoaka anrana zany eo lety ry essera a! olona mamely tampoka de mitsoaka ireo ! betsaka sy mitombo isan'andro y TGV ato de matahotra ry laiaka reo !! mipoitrà tany laisany ry liaka reto fa vao hanomboka any ny lalaotsika ko no mivony any aby re
4. Mirananirina ( 04/03/2009 13:55)
tsy aleo ve xxx toy izay ireny mangalatra pseudo ireny.Andrywi sns ......ireny
5. xxx ( 04/03/2009 13:57)
rehefa tsy revy élà ny xxx wa d miala zay tsy didin'élà @ zay tianay!!
6. TEGEVE ( 04/03/2009 14:40)
anaka andrywui aza miafina xxx ianao anaka (l) (l)
anaka mirananirina ny xxx sarimbavy ,ny mangalatra ps ndray tsy manana hevitra intsony (l) (l)
7. xxx ( 04/03/2009 14:47)
tonga eto indray ianao anaka TEVEZE (l) (l)
8. essera ( 05/03/2009 06:42)
Mirananirina:

tsy aleo ve xxx toy izay ireny mangalatra pseudo ireny.Andrywi sns ......ireny


Fa angaha ianareo tsy mahalala hoe vao miditra ho mpikambana ato dia tsy possible ny mampiasa pseudo iray ho an'olona anankiroa. Olona anankiray no afaka mamorona pseudo 2.

Aiza ary nareo izany
:lol: :lol: :lol:
9. tsinjo ( 05/03/2009 07:23)
ka aleo xxx to zay mampiasa pseudo efa ho 10 , nefa rakatra iany le izy ohatra rawiwiwi :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0854