ny tvm sy viva ve tena maneho ny hevibahoaka sa??

1. Andribe ( 04/03/2009 09:24)
Ireo fihaino amanjery ireo ve tena maneho ny hevibahoaka sa arakarakin ny pression mahazo ny mpanoratra sy mpilaza na interetn izay matanjaka ao ihany no azo avoaka sa kosa lasa fifanasana vangy fotsiny sisa , raha ny fahitako azy aloha dia tsy misy mifanahaka @ izay zavamiseho ny hevitra havoakan izy ireo. Samy tsy misy mitady izay hilaminana jereo ry ra wiwi sy ry yuka dia lasa miantsy hjevitra eto koa ny hiafarany

PEACE AND LOVE
:-* :-* :-*
novalian'i Andribe ny 04/03/2009 14:06
2. andrywui ( 04/03/2009 09:33)
fa izao letsy a ! innn ndray ty hadalana be natonlah ty les ry Andribe ??!! hay ialahy sy i Miranirina ony kay lety mifanoratra amin'y E-mail ato am forum fon reny ialah ts hita elabe eto fon reny rah vao mipoitr eo i Mirananirina ?? hitako no hevitra iray no vitan'i Mirana de manjavona teo izy ! vao tratranla ony izy miditr ato de avoakanlah tato de ao nareo 2 mifampikopota ao ambadika ao !! ary elah ty ry Andribe tena tssss !!! zay aloh nonataondry zalah fa ts haiko e !!! :-D :-D :-D :-D (l) Andribe (l) :-D :-D (l) Mirananirina (l) :-D :-D :-D :-D


=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
3. xxx ( 04/03/2009 09:34)
ZANY VE ?? DADANY NDRAY RA ANDRIBE ZANY KLE :@ :* :* :* :- :@
4. Oay ( 04/03/2009 09:59)
Aoka tsy hivadika ny resaka tompoko azafady!
Ny VIVA d privée d aleo izy ilaza izay lazainy any satria anazy izany, ka ny olona no tokony hadalina sy hamakafaka fa tsy hihinana izay omen'ny VIVA anazy eo.Jereo ny TF1 satria ingahy Bouygues Sy Sarko mifankahazo tsara d jereo ny nanaovany an'i PPDA satria fananany io ka izay tiany hanaovana an'azy.
Ny TVM kosa d volampanjakana no nananganana anazy (Ny mpitondra d olona mandalo fa ny vahoaka izay maha fanjakana ny fanjakana d mitoetra) ka rehefa volampanjakana d tokony samy ahazo ny anjarany @ izany ny vondrombahoaka misy ao @ ilay fanjakana.
5. dalie ( 04/03/2009 11:57)
Marina izany Oay tokony hahazo hiteny ao amin'ny TVM ny olona fa tsy sakanana ny mpitondra ihany no mahazo miteny ny volampanjakana anie no miasa ao.
6. Andribe ( 04/03/2009 14:06)
tssss nifoka niafina tany ndray ra wiwi tsss :-D :-D :-D :-D mahita biby alohan ny volana hahaha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1349