nanomboka anio dia zone rouge ny kianjan'ny 13 mai !

1. xxx ( 04/03/2009 06:58)
Izay zany
na dia efa tara loatra aza dia zay vao nanapa-kevitra ny hanao zone rouge ny kianjan'ny 13 mai ny fitondrana Ravalomanana.
amiko raha tokony vao niandoha ny raharaha dia efa nataony io fa naninona noho izao vao nandray io fanapaha-kevitra io?
Omaly dia niantso ny secteur privé mba hitokona hiaraka aminy Ingahy Andry Rajoelina.Hoy mantsy izy" hanao grève générale isika ary mitondrà ianareo banderole ilazanareo ny tsindry hazo lena mahazo anareo,ny maraina isika rehetra ety amin'ny kianjan'ny 13 mai fa afaka miasa nareo ny hariva".
Izay zany ilay izy greve generala fa afaka miasa indray avy eo :-D
Sa ve ny tv+ no diso fandefa an ilay horonan tsary sy feo omaly iny na izaho no tsy mahay mihaino !
Ary mba misy eny amin'ny kianjan'ny 13 mai v ireo mpiasa ao amin'ny orinasa izay tantanin Ingahy Andry Rajoelina :?: ny azy aloha dia miasa soa amantsara ry zareo ary mbola tsisy nidina teny amin'ny kianja mihitsy ary koa mandamina tsara ny fidiram-bolan 'i "boaikely".T ho voaraoka eo ve raha mi greve ! :-P T tsy hahazo karama :!:
raha tena demokrasia no kendrena amin'izao "tolona" izao dia aoka mba tsy hisy faneriterena aoka mba tsy hisy koa fampitahorana na fanavakavahana satria samy amin'ny sainy sy ny fiheverany ny olona rehetra ary trsy hisy mihitsy zany hoe olona tena hitovy hevitra tanteraka izany :-w
ary aoka izay koa ity fandrobana isaky ny firavana eny amin'ny kianjan'ny 13 mai ity toy ny nahazo ny samckowa omaly izany

[URL=http://img27.imageshack.us/my.php?image=13mai006.jpg][IMG]http://img27.imageshack.us/img27/3775/13mai006.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img27/13mai006.jpg/1/][IMG]http://img27.imageshack.us/img27/13mai006.jpg/1/w320.png[/IMG][/URL]
feno miaramila ary ny manodidina ny 13 mai anio 04/03/2009 izao ary dia na ny voalavo aza tsy hitanao eny fa mangina ny toerana !
Ito amin'ny sary ito zao tamin'ny valo maraina teo manoloana ny sicam ry zareo mpitandron ny filaminana manao deploiement hanisaka ny olona hiakatra aty amin'ny rm1 aty
novalian'i xl ny 04/03/2009 10:48
2. yuka ( 04/03/2009 07:22)
Misaotran'Andriamanitra fa hilamina zany ny tany :D
zany ahay mba vaovao tsara.
3. ralalaina ( 04/03/2009 07:34)
Tsy mahasakana anay ho any @ 13 may hitolona izany na zone rouge aza,vao maika ary mampitombo ny hambomponay ho any,de amono olona indray izany ra8 anio hitifitra anay
4. xxx ( 04/03/2009 07:34)
zany zao efa mangina ny tanana fa efa nikisaka avokoa na ny mpivarotra amoron-dalana na ny mpandalo sy izay hiantsena

[URL=http://img7.imageshack.us/my.php?image=13mai009.jpg][IMG]http://img7.imageshack.us/img7/4030/13mai009.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img7/13mai009.jpg/1/][IMG]http://img7.imageshack.us/img7/13mai009.jpg/1/w320.png[/IMG][/URL]
5. mion ( 04/03/2009 07:36)
De hitombo indray zany ireo tsy an'asa sy en CHOMAGE TECHNIQUE raha hakatona ny Société 13 Mai S.A.R.L OFFSHORE .
De aôna ny karaman'ireo mpiasa ao. mitanin'nadro eo foana imantsy no hanakaramana azy ??? Sa ve hanao teletravail freelance daholo izy ireo?

De mba ahoana hoy ny Gérant : Andry Radomelina, Représentant sy DG: Dédé ratsiraka sy ny Société mère : Cette espece de La France.

De ho lasa adala avokoa ireo mpiasa nozarina t@ activités de divertissement (miloka) sy sport rehefa avy miasa (sport be mantsy le mandroba).

Tokony rarahana DDT mintsy eo @ 13 Mai eo fa tsy atao zone rouge fotsiny . Deratisation + insecticide + Produit anti foza orana

6. ralalaina ( 04/03/2009 07:40)
sary t@ herinandrio ve no aseho ry xxx kanosa,inona koa no mnba hainy ela ry
mion tsy vanona ty a,hita fa mpamono olona ra8 io koa mbola arovana ihany
7. mion ( 04/03/2009 07:50)
Diso be elà ralalaina, tsy nisy olombanona ka nandeha nandroba, tsy nisy olombanona ka nanani-drova, tsy nisy olombanona ka nandoro ny mpiara-mila taminy.
De elà ve no ho vanona noho izaho raha atao ny kaonty.

Ary ra8 tsy namomno olona fa noho ny fahakelezan'ny atidohan'ny fozaorana de nentin'ny Train Gedraka Voahozona tany amin'ny lalana TSY IZY izy ireo. Loza fa saika infesté ny Minisitera sy ny lapam-panjakana raha nisy kely.
8. essera ( 04/03/2009 07:50)
Tsy misy mpanenjika lasa aloha ltia ry xxx. Fa olona efa tena lasa adala angamba vao manao an'izany. Manenjika 13 mai lisany satria matahotra ny tombotsoa maizimaizina niaraha-nanakapoka.

:lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
9. ragaldybe ( 04/03/2009 08:15)
ho an lisany TGV ireo ary mba anontanio hoe miasa ara dalana ve sa migrevy ny societé INJET :?:
zay ihany valiana
rah te hitarika grevy lisany d ny mpiasan'ny orinasanareo aloha entina miarak aminareo fa tsy ny olona no taomina ho eny amin'ny 13 mai nefa ny an'ny tena asaina miasa mafy
:x :x :x
10. andrywui ( 04/03/2009 08:28)
EEsssssy !!!!! tsotra kely fotsiny anie !!!! mody afindra etsy Ambohijatovo ndray alohade rehefa vory maro bobaka be iny ny ndray ny pokna de milatsaka tsimoramora eo am 13mei satri ry miaramila donto koa mety efa lasa nody naka aina fa oe efa eo Ambohijatovo reo hi hi yhi zay fotsiny de tafaverina soamatsara eo am 13mei hevitra tsotr tsis grenady tsis ady
11. yuka ( 04/03/2009 08:42)
Lany fika nareo TGV wouaaa!!
dia inona kou ny manaraka!
lanin'akoho ny fangaraka!
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
12. rabingogilabanga ( 04/03/2009 08:55)
Yuka:
Misaotran'Andriamanitra fa hilamina zany ny tany
zany ahay mba vaovao tsara.


1. @ maha tsara tarehy anao (anjely izany) dia aza manonotonona ny anaran'ny jehovah, satria izy ihany no mahay hoe iza no diso TGV sa Ravalo

2. Efa tsy mankeny ambohitsorohitra ny olona, dia ahoana no mbola tampenambava, efa io demokrasia io no ilaina , dia mbola io vao may mitombo ny fanankanana.

3. Eny @ 13 Mai izany voasakana, fa ny eny Mahamasina misokatra androany 04/03/09, @ manifestation ny pro ravalo? c'est ça la democratie?

sinon, t"es joli,

sayonara bijo yuka
13. xxx ( 04/03/2009 09:02)
IRabingogilabanga sy Yuka koa otrireny mpivady miady reny ny firesany ! de mamaly ndray zao i Yuka ! asiany mafy ndray zao 'i Rabingo ha ha ha
14. andrywui ( 04/03/2009 09:15)

:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D (l) (l) :* :* =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =D> =D> =D> =D> =D> =D>
15. yuka ( 04/03/2009 09:51)
hamaly mintsy aho kah!
amin'ny maha rabilabingobanga anao dia aza mitsara mba tsy hotsaraina!
ianao no nanonona fahatany ny anaran'Andriamanitra,satria manana anarana tsy tokony hotonotonina izy,nefa io notononinao io ilay anarany!
zany ve ny demokrasia hoe ianao ihany no mahazo miantso ny anarany???

Tsy mahay mitolona ampilaminana dia izao no hiafaranyee!
tsy maintsy mandray ny andraikiny ny pitandro ny filaminana,fa mijaly ny olona voaroba sy voakorotana fa tsy i R8 akory.
tolona miaro fiantsiana,sy fandrahonana,ary fankahalana izay tsy mitovy firehana aminy ka lasa demokrasia sadasada tsy maintsy ravaina io rabilo a!
16. xxx ( 04/03/2009 10:24)
de ho avy mody tezitra eo ndray zao rabilabingogilabanga ,

:-D :-D (l) Rabilabingo (l) :-D :-D (l) Yuka (l) :-D :-D


slt les news amoureux :* :* :* :* :*
17. xl ( 04/03/2009 10:48)
TAPITRA NY FILM FOZA ORANA
MIDITRA @ IZAY NY TENA REQUIN HANDAMINA
BYE BYE TOURNIQUE 13 MAY
ANY AMPASANA MANDEHA
FA NY POKONA EFA TSY TE
SA TSY IZANY RAMOSE
NAREO DIA TGV MAPME
VONGANY BE
H@ NY ANGABONE
MASISO BE
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0077