Valin'nlé hoe mahay mitolona ve ny Malagasy
1. essera
(
04/03/2009 06:12)
Diso be ilay resaka hoe mahay mitolona na tsy ny Malagasy. Tadidionareo tsara fa ireo firenena laharana 5 voalohany matanjaka indrindra eto an-tany dia nandalo zavatra be dia be vao tonga tamin'ny nisy azy izao.
Mba jereo ange ity http://fr.wikipedia.org/wiki/Historique_des_gouvernements_de_la_France an'i Frantsa ity ohatra. Efa mpanjaka firy, dia efa nandalo tena fifamonoana sy karazana revolisiona henjana be (izay tsy hoe alaina tahaka be fahatany.
Matoa misy ny fihetseham-bahoaka, misy antony ao izay. Tsy mandà mihitsy aho hoe betsaka ny mpanao politika mitady seza fotsiny. Fa mamaky kely tantaran'ireo firenena nolazaiko tery ambony ireo dia ho hitanao hoe mbola miezaka be isika.
Ohatra : maninona any Etazonia, antoko roa ihany ny parti politique. Ary eto amitsika efa an-jatony maro. Satria misaritaka be ny hevitra vokatry ny tsy fisian'ny marimaritra iraisana.
Matoa izao ohatra lasa misy sasany mandroba (marina fa tsy mety), fa raiso koa ange amin'ny hoe tsy mizara ara-drariny ny harena eto Madagasikara. Misy hantsana tena lalina dia lalina.
Maninona ho anareo any Frantsa mipetraka any mahafantatra ianareo fa ny classe moyenne ange no be dia be any (tsy mahantra mitsindroka sy mihinana fako ary tsy manan-karena mahavita manamboatra villa).
Ny manena an'io elanelana io na hoe mampitombo ny isan'ny olona tafiditra ao amin'ilay classe moyenne no tokony ianaran'ny mpitondra eto amintsika fa tsy manabe ny efa azo sy manararaotra ny fahantran'ny gasy.

novalian'i xxx ny 04/03/2009 14:47
2. xxx
(
04/03/2009 07:07)
Ekeko fa marina zay kanefa ve tsy maintsy fanogananm-panjakana no hahafahana manao an`izay ?
3. essera
(
04/03/2009 07:43)
xxx:
Ekeko fa marina zay kanefa ve tsy maintsy fanogananm-panjakana no hahafahana manao an`izay ?
Izao no valiny. Raha ianao no raim-pianakaviana ao an-trano. Mitaraina lava ny zanakao fa misy tsy mety mihitsy. Tsy avelanao mivoaka ny trano izy mba miaraka amin'ny namany, tsy avelanao miteny izy fa ny hevitrao ihany no marina foana na dia efa tena hita aza fa "mainty" dia terenao hanaiky ilay ankizy hoe "fotsy".
Tsy nody ilay ankizy niainga maraina ary tsy tonga ny alina. Inona no nahatonga an'azy nikomy ?
Aza valiana amin'lé teo ambony intsony fa feeling hafa indray hamaliana azy.
4. xxx
(
04/03/2009 09:58)
iEEE22 !!! FANONGANAMPANJAKANA , DE GREVY LAVARENY, DE MANDROBA ANASIANA SIRA KELY AZY, DE MAMPIHOROHORO
8) 8) 8) 8) 8) :@ :@ :@ 8) 8) 8) 8)
8) 8) 8) 8) 8) :@ :@ :@ 8) 8) 8) 8)
5. essera
(
04/03/2009 11:02)
Lisany le karazan'lé olona notolorana sy miaina amin'ny lova ary ampidirina miasa amin'ny alalan'ny fahafantarana olona ka dia TSY HAHAFANTATRA NA OVIANA NA OVIANA IZANY HOE MAHANTRA NY GASY
6. endrika01
(
04/03/2009 12:19)
Ka tsy hisy mana hilatsaka avy any an-danitra ry zareo hahatonga ny Gasy ho mpanana ,raha we mba ahita ny ho antokona anio angamba mba mety ihisy ihany izay. Tsy ihisy mintsy lohandohany mpanohitra na tohanana ka andeha hizara 4x4 hoanireo mpikomy na mpitokona,na mpanohana ,mba ho afaka am fahantrana,na hanakarama 100?/mois ,fa ataonizy ireny fitaovana fotsiny ihany,lany andro,very fotoana,maty ny hanohanana sy hainandro,hany ka manjaka ny habibina sy ny fandrobana,ka aza misy manatena ny harena zany,satry ny hatsana aza vao ho totofana,ka na iza na iza mpitondra eo de misy foana ny mpanakorotana!
7. rohy
(
04/03/2009 13:31)
zay foana le mahavoa antsika: raha vao mba mitarika le '' Mpanohitra " de ny tohiny tsy maintsy hoe miady toerana na hoe tsy hitondra n'inona n'inona eeee de na mba manana hevitra tsara aza ny sasany de tsy henoina (izany io ataon-dRavalo io) .Fa i Ravalo ve ary efa mba nizara katikatira taminareo e
Firy tamin'Ravalo 'NANOHITRA' t@ 2002 ireny izao no nahazo ny teo @ 13 may??
Misy ny te hanohana fotsiny fa tsy voatery hiandry sandany foana.
Firy tamin'Ravalo 'NANOHITRA' t@ 2002 ireny izao no nahazo ny teo @ 13 may??
Misy ny te hanohana fotsiny fa tsy voatery hiandry sandany foana.
8. xxx
(
04/03/2009 14:47)
raha manana ny hevitra tsara ny mpanohitra maninona no tsy izay no atao fa tonga d ny fanonganana,raha vao zay no ataony mpanohitra d mazava fa mitady seza,raha misy tsy mety ataony mpitondra tokony iny zavatra tsy mety ataony iny no hitsarana azy sy tsy tokony hanatanterahany azy, ohatra ny fampanofana tany @ koreana rehefa hita fa tsy hitondra tombon-tsoa ho any firenena d tokony zay no hilaharana eny @ arabe, atao fantatry ny mpitondra fa tena maharaka tsara ny zavatra ataony, fa ny mpanohitra malagasy tsy zay fa miandry rehefa misy fihetseham-bahoaka vao miteny d ny fanonganana foana no vahaolana atao!