Hilamina ny forum politika raha...

1. hery ( 03/03/2009 14:56)
Raha toa ka samy hatao mpandrindra ny dinika politika i andrywui sy i penguin :-)

Sa ve tsy hisy hafatra intsony ity politika ity fa voafafandry zalahy daholo? :-p

Na izany na tsy izany, ny serasera mitohy.

"Minoa fotsiny ihany fa tsy maintsy mandresy ny tolona"
novalian'i xxx ny 03/03/2009 22:53
2. xxx ( 03/03/2009 15:02)
Izay ange hoa e. Ravalomanana ihany ny antsika sy ny seraseran-dresandresaka raha tsy te ho .... Alefa ravalo an! Maninona moa raha atao mpanjaka mihitsy i ravalo e!
:)

3. xxx ( 03/03/2009 15:06)
Voalohany aloha ra-hery a! efa tsy malaza tsony le "Minoa fotsiny ihany " fa efa niova oe " manana finoana ! .." ary zay no tena manja sy milay fa le voalohany io anjambany be fotsiny !!! faty entina alina ny pokna aminio !!
faharoa : Tsy handrindra zany isika fa aleo mampihinana ihany aloh sady zay no mety hanafaizana tsara ny TIM ato !! mila olona be barre a mine mantsy no midaroka ny Tim ato fe manao mazamaza-doha be zany daholo izy rehetra ato ka tsy maintsy vely mafimafy vao mahalatsaka azy !! ---- merci aminao aminio teny farany io e !!!! """"TSY MAINTSY MANDRESY NY TOLONA """"""" ok omena orange ianao fa havereno aloha le Pengiun -ko
hi hi hi ih hi ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
4. andrywui ( 03/03/2009 15:10)
xxx1 ho atao mpanjaka ?? d'efa nampihinaniny inn loatra ary ty elah ty klé !!! ho atao mpanjak on !! de aona ?? hiaritra ny 28euro/moi omen'ny Mpanjaka ?? hiaritra ny sakafo tapakibo omen'ny Mpnjaka ?? hiaritra ny didy jadona be ataon'ny Mpanjaka ?? hiaritra ny taimbava be sy ny teny mahery ataon'ny Mpanjaka ?? ohatr:""Inona nohiraharahiako zay vahoakan'Antananarivo any !!!....""" hiaraitra anzany amity taonarivo fahatelo ??? TAONARIVO FAHATELO hita tsara io !!!! ndana miainga any aloh fa ts milamn zany !!!!! ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
5. penguin ( 03/03/2009 15:11)
Efa an-taonany fa tsy vao herinandro ny ps penguin ary nanohany izany fotokevitra hampandroso an'i Madagasikara izany. Tsy mbola nilaza ary tsy mihevitra ny hamerina ny faham-panjaka eto Madagasikara mihintsy ny tenanay. Ny demokrasia no ventesina dia hajaina izay fa tsy fanerena ny olona no asesika. Rehefa milaza fahafahana dia aleo koa hiasa izay mpitrngy vao homana satria tsy tia hinana ny hatsembohan'ny hafa izahay. Milamina ny serasera raha samy manaraka ny MARINA saingy tsy ny lainga kosa no avela hanjaka ka toherinay hatrany ny famahanana lalitra ny Malagasy tsy vakivolo.
6. xxx ( 03/03/2009 15:15)
andrywui:
xxx1 ho atao mpanjaka ?? d'efa nampihinaniny inn loatra ary ty elah ty klé !!! ho atao mpanjak on !! de aona ?? hiaritra ny 28euro/moi omen'ny Mpanjaka ?? hiaritra ny sakafo tapakibo omen'ny Mpnjaka ?? hiaritra ny didy jadona be ataon'ny Mpanjaka ?? hiaritra ny taimbava be sy ny teny mahery ataon'ny Mpanjaka ?? ohatr:""Inona nohiraharahiako zay vahoakan'Antananarivo any !!!....""" hiaraitra anzany amity taonarivo fahatelo ??? TAONARIVO FAHATELO hita tsara io !!!! ndana miainga any aloh fa ts milamn zany !!!!!


Ka efa izay ihany ange ny zavatra mitranga r'ise an! mody miafina ao ambadik'ity repoblika ity fotsiny izy fa tsy fahampanjaka ve no tokony hiantsona izao regime misy antsika izao. Rehefa declare mantsy io dia moramora kokoa ny manaiky ny zava-misy.
7. andrywui ( 03/03/2009 15:16)
tsy olana ny PS fa fampandriana fotsiny iny !!! avelao ozy nareo ny mpitrongy vao homana hiasa !!! hiasa de hikarama anlay 28euro ve ??? zay ve no mba valikasasarany HIMO be nataony 1volana de io !!!? de tsy mba mitsetra ve hianao ,tsy malael ny mpirauy tanidrazan aminao ? nefa manana moyen tsara mihitsy ny fanjakana mampiakatra an'io 28e io fa le toetsaina mhits no hoe vao mahazo ny sahaza azy eo reo de afaka ahita ny fomb hitondrak ny firenena !! fa aminiokarama kely tsy tody le10 io miondrika ao foana
8. andrywui ( 03/03/2009 15:23)
afaka hitraka anie ny Malagasy ra ny hareny sy ny vola miditra amin firenena e !!ohatra izao io volabe tsy toko ts forohana io zay efaina ao anatin 100taona , 50taona ... eritreret fotsiny oeotrinnn no vol miditra nefa ny fotodrafitrasa tsy makaiza akry ny trosa anefa aloha 100yaona !!! de nakaiza aby ary ny vola ??? nefa ra mpitondra teto zany samy nanao daholo fa tsy mba niantsoana anjombona otrity !!! Tsiranana (lycee rehetra+lalana ) Ratsiraka (CEGE,epp rehetra+lalana) ,Ravalo (lalana fotsiny no mba vita tsy tonga volana teo ) zany aza efa niantsoana anjombona ernizao ttlo izao !!! ka ny Fitondrana amzao taonarivo fahatelo izao hoa de tsy tokony ho fitondrana faha MPanjaka zany intsony !! ka azo hanaovana taimbava sy teny maharary sy ny sisa ny olona nefa ary enao napetraka teo
9. andrywui ( 03/03/2009 15:26)
voa ve ?
10. xxx ( 03/03/2009 15:26)
Ny anay ravalo ihany e! io no mpanjaka anay, mahalala ny mety aminay sy mety ho an'azy. Manakasina ny mpanjakanay ka tokony omena ropilana sahaza an'azy.
:) ^:^
11. andrywui ( 03/03/2009 15:33)
manafin'endrika sady mikapoka anjambany an !!!!
12. Oay ( 03/03/2009 15:36)
andrywui:

afaka hitraka anie ny Malagasy ra ny hareny sy ny vola miditra amin firenena e !!ohatra izao io volabe tsy toko ts forohana io zay efaina ao anatin 100taona , 50taona ... eritreret fotsiny oeotrinnn no vol miditra nefa ny fotodrafitrasa tsy makaiza akry ny trosa anefa aloha 100yaona !!! de nakaiza aby ary ny vola ??? nefa ra mpitondra teto zany samy nanao daholo fa tsy mba niantsoana anjombona otrity !!! Tsiranana (lycee rehetra+lalana ) Ratsiraka (CEGE,epp rehetra+lalana) ,Ravalo (lalana fotsiny no mba vita tsy tonga volana teo ) zany aza efa niantsoana anjombona ernizao ttlo izao !!! ka ny Fitondrana amzao taonarivo fahatelo izao hoa de tsy tokony ho fitondrana faha MPanjaka zany intsony !! ka azo hanaovana taimbava sy teny maharary sy ny sisa ny olona nefa ary enao napetraka teo

Raha ohatran'izao ny firesak'elah ry andrywui d hanaraka an'elah ny oul klé.
Aza manaiky tafiditra @ fomba fanaon'ny fanjakana lohaboto tsy mba ho ela velona letsy é (Ny an'i Ra8 io fanjakana lohamboto io fa sao tsy azon'ialahy indray)
13. Annie2006 ( 03/03/2009 15:42)
Milamina ny forum politika raha alefa any tsiafahy Ravalomanana.
14. Oay ( 03/03/2009 16:10)
Annie2006:

Milamina ny forum politika raha alefa any tsiafahy Ravalomanana.

Ka izany ry Annie ho avy raha izay ilay voasoratra fa raha tsy izay ilay voasoratra d holazain'ny TIM hoe wain eo ... enao an! (wain io teny mandarin an! ny kely maso mavo hoditra mantsy hameno an'i Madagasikara atsy ho atsy d amin'izao d efa manaova initiation fa sao d taraiky hihihi...)
Annie a! aza d marary fo be loatra i ndry é, misotroa rano mangatsiaka matetitetika d ilay dévisen'ny serasera aki a:"Tsiky dia ampy"
15. Andribe ( 03/03/2009 20:45)
ttsy aleo ve i noue no mpandrindra amizay i ra wiwi mangataka vao mahazo manoratra satria tsy mahazo lamba @ alina =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
16. zama91 ( 03/03/2009 20:56)
Andribe:

ttsy aleo ve i noue no mpandrindra amizay i ra wiwi mangataka vao mahazo manoratra satria tsy mahazo lamba @ alina =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))

njay ny ela ra wiwi

17. andrywui ( 03/03/2009 21:48)
Tena elah ra- andribe tena efa miotry ny loha anie lety zany lety e !! tena kozy e! efa tsy izy tsony kosa ny anlah le !! aoka letsy ny zanak'oloana fa innn ar ty lety e !! elah alou ra- andribe de mihomana fa ts maints mbol mis ahazako anlah tsaratsara !! fa ajanon any les io resaka tsy mlamn io fa inn ary ty ataonala le !! elah anie ataoko amin'i Mirananiria na i Yuka elah na ifiona e !! kozy e!! leeee :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:

ary za ane tsy mihome amin zama91s sy i andribe e !!!
18. TEGEVE ( 03/03/2009 22:44)
anaka andrywui ,Andribe ,zama91 mifanadala loatra ry anaka isany fa tohizo ny adi-hevitra ,aza mora tezitra izany fa manapoizina io,

(l) (l)
19. xxx ( 03/03/2009 22:53)
ela y tezevongany an,soa dia ela ary le tratra nitaingina kisoa lazain'i salopart =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1782