Mahagaga raha ny fampanantenan'ny panao politika no entina hitondrana ny fiainana :roll:
na nampanatena ary ravalo hoe hapanana ny tsy manana,dia tsy hanana mihintsy ianao raha tsy mifofotra! za zao tamizah nande tany Mada farany teo dia gaga be za fa olona chauffeur izy taloha ny vadiny niasa t@ zone nefa zao ry zareo,sady manana TAXI no manao zaitra amin'ny masinina harifomba ny vadiny.
ka hoy aho hoe izay olona miezaka ihany tafa ee!
Ny akamaroanireo le lasa niha nahantra ireo indray dia ilay olona tsy tia miasa fa miaina amin'ny bizna maizimaina sy tsy tia fehezina.
Tsy Ravalo na Ratsiraka no hapanana anao fa "Ny hatsemboan'ny tavanao no hinananao"" io teny io no tsy mamitaka sy hinoy dia tsy ho diso fanatenana ianao!!
Fa ity koa zavatra hitako tam za nandalo tany,ny olona madio sy mihaingo ary tsy mifanalavitra mihintsy ny zava-misy aty andafy ny hita any @ pivarotra eo Tana ireo,raha tsy efa may daholo izy izay!
Tadidiko t@ andron-dRatsiraka lafo angamba ny lamba fa betsaka ny olona maloto akanjo.