ZONE ROUGE Ankatso et Ambohipo : nidiran'ny MIARAMILA

1. salopard ( 03/03/2009 09:15)
Eh oui, rehefa zahay dia tsy misy zone rouge izany.

Ka raha izany ny vodiko izay zone rouge koa ve, tsy ho tifirin'ireo milaza azy ho mpiaro ny zone rouge
novalian'i xxx ny 03/03/2009 14:17
2. essera ( 03/03/2009 09:24)
Mba ajanony ranga le resaka vetaveta ry salopard fa io ihany no manimba an ty forum ity
3. molota ( 03/03/2009 10:21)
:-D :-D refa votifitra dé asio Pélia :-D :-D
4. xxx ( 03/03/2009 10:42)
ka tony le bandy tony le tsy mety ravan'ny cyclone ato eh!! :@
5. essera ( 03/03/2009 11:22)
Elah mbola voangotra amin'io teny ratsin'la io elah fa d tohizo ihany ltié
6. touvo ( 03/03/2009 13:59)
Tsara aloha rehefa nandray andraikitra ny mpitandro ny filaminana satria tsy tokony hisy na olona na andian'olona eo ambon'ny lalana izany ka hoe izy inday no nde anao zone rouge! (fahefana avy aiza????). na izany na tsy izany efa fantatry ny be sy ny maro fa ireo olona efa tsy vononk'ianatra nefa mbola mipetraka eny amin'ny sité univ ireo panakorotana ireo (efa mila toerana koa raha vao misy korotana azo atao na mouvement politique dia tsy maintsy ao anatiny tsy dia tena conviction lotra fa fitiavantseza fotsiny), rehefa maneo hevitra dia maneho izany apamendrehana ary amin'ny izay ara-dalana farany azo atao fa tsy manao fisainana loamorona sy tsy mandinika ka hanao izay tiana hatao, tadidio fa manana zoa koa ny olonkafa ny tsy ho voaelingelina sy tsy ho voasakatsakana. :D
7. xxx ( 03/03/2009 14:17)
hoy xxx3 sy i esser oe


3. Mpandefa : xxx [ Valio ] 03-03-2009 11:42:24
Lohateny : Re : ZONE ROUGE Ankatso et Ambohipo : nidiran'ny MIARAMILA
ka tony le bandy tony le tsy mety ravan'ny cyclone ato eh!! Miverina ery ambony
4. Mpandefa : essera [ Valio ] 03-03-2009 12:22:04
Lohateny : Re : ZONE ROUGE Ankatso et Ambohipo : nidiran'ny MIARAMILA
Elah mbola voangotra amin'io teny ratsin'la io elah fa d tohizo ihany ltié




mahagaga oa fa vao misy diso kely na manao Ps fopl fotsin ohatra de tong de voapala fa otri tony salopard itony zao efa teny ratsy foana no fiainany ato am forum nefa tsy voakitika mihits lery !! Rangorivao zao vao niteny ratsy tonga def vita ketsa ;lety anefa mbol velona tsar eo fon
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0449