Vaovao anio...
1. Fanhaiky
(
03/03/2009 07:23)
Toa efa mahazatra ny vaovao miseho isan'andro eh
1- Ny tetsy @ 13 mai sy Ingahy RAJOELINA
2- Ireo mpitandro filaminana
3- Ny fihetsehana any @ Faritra
4- Fiafandonana eo @ mpitandro filaminana sy ny Mpilahatra
5- Nanao fitsidihana tary ny filoha, nihaona tamin'ny anona ny Filoha, nandray vahiny teny an'anona ny Filoha
6- Fanambarana sesilany ataon'ireo Mpikambana maro samihafa
Raha fintinina dia ny omaly ny afak'omaly ihany no miverimberina eo ohatra le Film efa mandeha ireny foana eh
Mba ilazao vaovao hafa indray fa mankaleo eh Ny any @ HAINO AMAN-JERY izany moa dia io fona no dradraina
Ny mba vaovao hafa mahafinaritra tsy hita mihitsy eh...
:twisted: :twisted: :twisted:

novalian'i lezama03 ny 03/03/2009 10:56
2. essera
(
03/03/2009 08:41)
Misy vaovao,
Inona ary izany. Lé nomination bobaka be ireny. Tena gaigy a. Matoa misy an'ireny dia mahatsapa ny filoham-pirenena fa tena na ny ekipa nentiny nandritra ny fotoana tsy nisy korontana aza tsy compétent tampoka na koa ni-démissionner na no-limoger-na.
Mety daholo izany ny filaza azy fa misy dikany be ireny.
Nareo nijery an'i David Andriamparany tam tv plus. Tena hendry lery miresaka, hainy mihits ny miteny hoe mis zavatra tsy mety ao amin'ny fitondrana (tonga dia azonao an-tsaina na tsy vakiany barara aza).
Mahafinaritra e. Tsy maneso akory ny bandy fa mba ampatsiahivana antsika hoe tena misy zvtr sérieux tena tsy mety ao fa tokony mandini-tena kely izay tokony handinika.

3. andrywui
(
03/03/2009 08:49)
Vaovao be fanhaiky a!! ho alaina amin'ny Sabotsy zao zany ny Ministera rehetra fa efa feno daholo ny condution rehetra avy am Tafika hakana azy !! ka ilaina zany ny ahatongavatsika marobe amin sabotsy zao fa vita aminio zany ny Fety e !! de mitondrà sakafo maivana amin sabotsy de ra afaka mivimbina barre a mine kely na la pique kely na cocktail-molotov kely eny antanana eny de ento fa ilaina reny amin mpigafigafy eny andalana e
4. Fanhaiky
(
03/03/2009 08:59)
andrywui:
mitondrà sakafo maivana amin sabotsy de ra afaka mivimbina barre a mine kely na la pique kely na cocktail-molotov kely eny antanana eny de ento fa ilaina reny amin mpigafigafy eny andalana e
ô L'ty eh za tsy miraharaha izany intsony fa mba zavatra aloha lazaina fa tsy ireo efa mandeha ireo foana sady le mitondra an'ireo voalazanareo ireo koa tsy haiko eh mavesatra loatra sad sao de lazain'ny hafa mpandroba eo indray vao tonga saina eo
6. xxx
(
03/03/2009 10:22)
Vaovao farany: nisy andianjatovo namaky indray tsimbazaza, marihina etoana fa marobe ny gidro tafavoaka any izao, ka ireto mamaky an'ity filazana ity ireo ny ankamaroany :lol:
7. lezama03
(
03/03/2009 10:56)
Raha eto fiana izao dia efa mihamazo olna ny tolona tao ariana ny ilay maty iny.
raha androany dia hita fa lasa nisitrika daholo ny mpitandro filaminana raha nandeha nilahatra nanodidina ny ville angamba noho izy tsena na izy ireo matahotra, satria raha samy olona eto fiana mantsy dia mifakalala daholo ny pokona eny na dia ny vady sy ny zanaka.