VIVE TGV...
1. tsimatimanota
(
02/03/2009 18:19)
...FA NAHAZO OLONA AMPOLONY MARO ANIO
HO ELA VELONA NY HENATRA SY NY MPILOKA SY NY MPANGERY ANTSENA
IRENY TAO @ TRADING CENTER IRENY DAHOLO NY OLONA TSY HITA ASEO @ VIVA
VIVE LA REVOLUTION ORANGE KAKA
Taimbody
Gohan'ny
Vendrana
HO ELA VELONA NY HENATRA SY NY MPILOKA SY NY MPANGERY ANTSENA
IRENY TAO @ TRADING CENTER IRENY DAHOLO NY OLONA TSY HITA ASEO @ VIVA
VIVE LA REVOLUTION ORANGE KAKA
Taimbody
Gohan'ny
Vendrana
novalian'i xl ny 03/03/2009 04:11
3. andrywui
(
02/03/2009 18:24)
Tonga ato Rangorivao2 :-w fa jejojejo ndray ianao ra-hery a !!!! misy ho alevina ndray ato !
4. andrywui
(
02/03/2009 18:27)
Misy mpankasitraka iray ko io ra -hery a!! omeo mitambatra e!! jejojejo ianao Ravatorano a! misy ho endasina oa ato eeee !!!!! :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
7. xxx
(
02/03/2009 18:41)
Hiangaviana ianao tsy hiteny ratsy intsony fa voatery hanala ny Ps nao izahay
,hajao ny lalanan'ny serasera tsika ,
Ny Mpandrindra
ravatorano Tsiky dia ampy
,hajao ny lalanan'ny serasera tsika ,
Ny Mpandrindra
ravatorano Tsiky dia ampy
8. Andribe
(
02/03/2009 19:08)
tsss resaka mivilana ndray ny ato raha izao no mitohy tsy haneo hevitr tsony zaho tss :twisted: :twisted:
10. TEGEVE
(
02/03/2009 23:29)
anaka tsimatimanota mandika fitsipika ianao ka ho raisinay ny sazy noho izany (l) (l)
11. ndenn
(
03/03/2009 00:12)
tsimatimanota:
...FA NAHAZO OLONA AMPOLONY MARO ANIO
HO ELA VELONA NY HENATRA SY NY MPILOKA SY NY MPANGERY ANTSENA
IRENY TAO @ TRADING CENTER IRENY DAHOLO NY OLONA TSY HITA ASEO @ VIVA
VIVE LA REVOLUTION ORANGE KAKA
Taimbody
Gohan'ny
Vendrana
Tsy misy teny ratsy hono fa ny saina mandinika ny faharatsian' ny teny no ratsy ; ohabolan' i Dadabe fahiny ,hi hi hi hi hi
:oops: :oops: :oops:
12. xl
(
03/03/2009 04:11)
EKENA SA TSY EKENA?
EKENA
manome toromarika aho
HIALA AHO FA LANIKO NY VOLAN DRATSIRAKA REHETRA
tsy ekena
KA IZAHO ANIE TSY MAHAY N INONINA FA MBA TE HO MILLIARDAIRE FOTSINY E
very izany zahay
vonjeo President ra8 fa voafitaka daholo izahay dondrona 10.000 isa mpaketo @ 13 may a!
AVIA RY ZANAKO