Ny vahaolana ho an'i Madagasikara.
1. Oay
(
28/02/2009 08:33)
Raha tsy efa tara loatra d azo atao,
1°Manambara ampahibe maso i Didier Ignace Ratsiraka sy ny taranany fa tsy ao ambadik'izao zavatra miseho eto Madagasikara izao.
Fanazavana mafy tokoa ny nentin'ny Malagasy nandritra ny fitondrana AREMA satria tsy afaka naneho hevitra noho izany d maro ny olona tsy manaraka an'i TGV satria matahotra ny olona fa ny fahatongavan'i TGV eo @ fitondrana d midika fiverenan'i ingahy Ratsiraka.
2°Tokony miala ao ambadik'i TGV Andriamanjato sy ny ny taranany
Fanazavana Tsy mahazo vahana ny tolona any @ faritany satria Andriamanjato d halan'ny vahoaka noho ny fahaizany mamadibadika ny marina teto Madagasikara jereo anie é manao revolisiona volomboasary Andry Rajoelina d lasa i Profesora Zafy Albert manao revolisaona ny lanitra mangamanga o saronan'itony rahona a! hihihi... Tsiky d ampy é!
3°Raha tanteraka ireo d hanaiky tetezamita i Ra8:
Fanazavana: Matahotra valifaty avy @ ingahy Ratsiraka ny mpanaraka an'i Ra8 indrindra moa ireo mpiaraka tamin'i ingahy Ratsiraka izay namadika palitao(Minisitrin'ny fiarovana 1996-2002) Ranjeva Marcel izay azo lazaina fa izy no mbola mahatonga ny fitondran'i Ra8 mbola mijoro satria mipetraka tsara ao anatin'ny lohan'ny Malagasy fa mafy ny taranaka Ranjeva satria manana mpisolotena any Lahaye.
Raha tanteraka izany d mijanona ho filoha i ingahy Ra8 d mitondra ny governemanta i Ingahy Andry Rajoelina d mijanona ho minisitrin'ny raharahambahiny i ingahy Ranjeva d atao ny famelankeloka fahobe mahazo mody i ingahy Ratsiraka fa tsy mahazo manao politika intsony.
Adinoina ny affaire rehetra anisan'izany ny raharaha fanodikondina mbola tao @ banky Manakara amin'izay tsy misy tahotra intsony ho an'ny mpitondra d manaiky izy ireo.
Rehefa tsy tanteraka ireo d izao no mety hitranga "Satria ireo mpanapaka rehetra eto Madagasikara d efa miaramila" ny miaramila d vonona hiady ary olona mahasahy ny hofaty ka noho izany tsy olana ho azy ireo intsony ny handripaka sy hamono olona mba hahafahany mijanona eo @ toerana satria hoy ilay fiteny "Raha maty aho matesa rahavana fa raha hofaty rahavana izay vao matesa ny omby" raha vao teraka ny zaza d mitomany d ozy hoe hoahyhoahy io d midika hoe ho anahy hihihi....
Eritreritra sendra mandalo ny an'i Oay fa d toa ny voankazo an'ala ka ny mamy atelemo ary ny mangidy aroray, i Oay tsy Andriamanitra ka hilaza fa manana ny marina fa mba mandinika Izy d izay no takatrin'ny sainy d mba zarainy aminareo ka aza atao mahadiso azy.Misaotra anareo.

novalian'i ravalomanan ny 28/02/2009 22:30
2. xxx
(
28/02/2009 09:11)
HANAO FANAMBARANA LEHIBE ARY AHO ANDROANY 28/02/2009
Izaho Mr Ratsiraka Didier I. de manao izao Fanambarana lehibe izao fa tsy miaraka na oviana na oviana amin'ny TGV na Andry ny tenako ! nataoko izao Fanambarana izao mba hinoan'ny Malagasy tsy vakivolo fa izaho de mipetraka amin'ny maha tsy atsy na aroa ahy !
Ho ela velona anie Madagascar tsy mandohalika !!!!
sonia
Ratsiraka Didier I

3. xxx
(
28/02/2009 09:18)
Tena Ratsiraka marina letsy io Oay a!! Ny fomba fanoratrany sy ny phrase ny anie jereo tsara e! ary tena lasa gentil be izy a! aleo valianlah izy Oay a! so de mahasosotra le nitenitenenana azy teo sady elah no nanoratra le hevitra teo ! tairo !!
4. Oay
(
28/02/2009 10:29)
xxx:
Tena Ratsiraka marina letsy io Oay a!! Ny fomba fanoratrany sy ny phrase ny anie jereo tsara e! ary tena lasa gentil be izy a! aleo valianlah izy Oay a! so de mahasosotra le nitenitenenana azy teo sady elah no nanoratra le hevitra teo ! tairo !!
Aoka letsy ry xxx ! tsy natao ho andry zalahy ireny ny eto amintsika eto fa iva kely hono hihihi....
xxx a! mba letsy lehilahy a, asehoy ny tava fa aza matahotra fa tsy hisy aninn an'elah eto, raha ohatra ka misy mampitahotra d teneno fotsiny izy hoe "Ny hevitra toa ny tera-bary ka samy manana ny faniriny" satria mbola hevitra no ampiadiana eto fa raha mifankahita moa ka tonga tanampolo izy fa tsy miaraka @ basy d ataovy hoe samy lehilahy nosorandreniny menaka klé.Fa raha miaraka @ basy kosa alou d aleo milamina d misesy fa tsy manana blindé za klé.
5. xxx
(
28/02/2009 10:40)
Oay:
Raha tsy efa tara loatra d azo atao,
1°Manambara ampahibe maso i Didier Ignace Ratsiraka sy ny taranany fa tsy ao ambadik'izao zavatra miseho eto Madagasikara izao.
Fanazavana mafy tokoa ny nentin'ny Malagasy nandritra ny fitondrana AREMA satria tsy afaka naneho hevitra noho izany d maro ny olona tsy manaraka an'i TGV satria matahotra ny olona fa ny fahatongavan'i TGV eo @ fitondrana d midika fiverenan'i ingahy Ratsiraka.
2°Tokony miala ao ambadik'i TGV Andriamanjato sy ny ny taranany
Fanazavana Tsy mahazo vahana ny tolona any @ faritany satria Andriamanjato d halan'ny vahoaka noho ny fahaizany mamadibadika ny marina teto Madagasikara jereo anie é manao revolisiona volomboasary Andry Rajoelina d lasa i Profesora Zafy Albert manao revolisaona ny lanitra mangamanga o saronan'itony rahona a! hihihi... Tsiky d ampy é!
3°Raha tanteraka ireo d hanaiky tetezamita i Ra8:
Fanazavana: Matahotra valifaty avy @ ingahy Ratsiraka ny mpanaraka an'i Ra8 indrindra moa ireo mpiaraka tamin'i ingahy Ratsiraka izay namadika palitao(Minisitrin'ny fiarovana 1996-2002) Ranjeva Marcel izay azo lazaina fa izy no mbola mahatonga ny fitondran'i Ra8 mbola mijoro satria mipetraka tsara ao anatin'ny lohan'ny Malagasy fa mafy ny taranaka Ranjeva satria manana mpisolotena any Lahaye.
Raha tanteraka izany d mijanona ho filoha i ingahy Ra8 d mitondra ny governemanta i Ingahy Andry Rajoelina d mijanona ho minisitrin'ny raharahambahiny i ingahy Ranjeva d atao ny famelankeloka fahobe mahazo mody i ingahy Ratsiraka fa tsy mahazo manao politika intsony.
Adinoina ny affaire rehetra anisan'izany ny raharaha fanodikondina mbola tao @ banky Manakara amin'izay tsy misy tahotra intsony ho an'ny mpitondra d manaiky izy ireo.
Rehefa tsy tanteraka ireo d izao no mety hitranga "Satria ireo mpanapaka rehetra eto Madagasikara d efa miaramila" ny miaramila d vonona hiady ary olona mahasahy ny hofaty ka noho izany tsy olana ho azy ireo intsony ny handripaka sy hamono olona mba hahafahany mijanona eo @ toerana satria hoy ilay fiteny "Raha maty aho matesa rahavana fa raha hofaty rahavana izay vao matesa ny omby" raha vao teraka ny zaza d mitomany d ozy hoe hoahyhoahy io d midika hoe ho anahy hihihi....
Eritreritra sendra mandalo ny an'i Oay fa d toa ny voankazo an'ala ka ny mamy atelemo ary ny mangidy aroray, i Oay tsy Andriamanitra ka hilaza fa manana ny marina fa mba mandinika Izy d izay no takatrin'ny sainy d mba zarainy aminareo ka aza atao mahadiso azy.Misaotra anareo.
io indray le resaka lavabe ataovy foji2 moa ehj
:-D :-D :-D
6. xxx
(
28/02/2009 10:47)
HANAO FANAMBARANA LEHIBE ARY AHO ANDROANY 28/02/2009
Izaho Mr Ratsiraka Didier I. de manao izao Fanambarana lehibe izao fa tsy miaraka na oviana na oviana amin'ny TGV na Andry ny tenako ! nataoko izao Fanambarana izao mba hinoan'ny Malagasy tsy vakivolo fa izaho de mipetraka amin'ny maha tsy atsy na aroa ahy !
Ho ela velona anie Madagascar tsy mandohalika !!!!
sonia
Ratsiraka Didier I
7. tanymasina
(
28/02/2009 21:39)
Tsy havany fa anarana antanimboanjo ilay atao hoe
Rolland Ratsiraka ANARANA ANTANIMBOANJO
HA HA HA HAHA HAHAHA
Rolland Ratsiraka ANARANA ANTANIMBOANJO
HA HA HA HAHA HAHAHA
Rolland Ratsiraka ANARANA ANTANIMBOANJO
HA HA HA HAHA HAHAHA
Rolland Ratsiraka ANARANA ANTANIMBOANJO
Rolland Ratsiraka ANARANA ANTANIMBOANJO
HA HA HA HAHA HAHAHA
Rolland Ratsiraka ANARANA ANTANIMBOANJO
HA HA HA HAHA HAHAHA
Rolland Ratsiraka ANARANA ANTANIMBOANJO
HA HA HA HAHA HAHAHA
Rolland Ratsiraka ANARANA ANTANIMBOANJO