Messia ho an'i Madagascar ve i Odon ?

21. tsikivy01 ( 28/02/2009 09:23)
peta83:

ahahahahah misy lava lotra d leo b zay kah :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@

Aleo atao fohy dia mba mora vakina e ! Sa misy grevy koa ve eto e ?


22. pimaso ( 28/02/2009 12:54)
COPIER COLLER
STYLE TGV
VONGANY BE
TENA MAPME
TSY TONGA ANY @ AFOBE DIA MIREHITRA
LE ANDRY TOLANA BE
BE VOMASO GILA BE
NDIKINAKALIA BE
SADY PONDRYDORO
BERK BE
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2373