au moins efa mba nilamina politika teto @ serasera

1. NoueAndrywui ( 27/02/2009 18:26)
:-D :-D :-D
novalian'i xxx ny 28/02/2009 00:00
2. xxx ( 27/02/2009 18:30)
sssh ! fika efa antitra be lesy io manokatra ps fosika io a! efa lany maminy de tsy milay tsony , fa mba mitadiava ndray milay noho io manokatra ps fopla io e !! fa ny teo aloha no malaza fa tsy elahy ,be fianarana ny atidohan olona fotsiny elah !! tsy manakambo zany fa mba manaova fika hafa e, mitadiava ,mikaroha ny loha fa fikan'olona io hizoranlah io ,mba menatra aminity fahaizan'olona entina ity e!
3. NoueAndrywui ( 27/02/2009 18:30)
tsy nisy resaka didijadona,tsy nisy fangalana ps an'olona si non tsy nandeha io ps io,tsy nisy fanaratsiana ,juste copie coller :} :} :}
4. xxx ( 27/02/2009 18:35)
raha nianatra elah de fika hafa indray hizorana fa mapme be elah fa ny olona no nanao voalohany an'io fa tsy elah fa elah mpitaty rà-kena fotsiny amzao sady mamositra alika tsy aminapà ,fa raha tsy nianatra fa vesaka be de tohizo ny fampiasana ny sain'ny olona nianatra otrizao fa mahazo dera ialahy !! fa betsaka ny azo hatao fa raha mila fika hafa de mitenena fa omeko ialahy fa ny mangalatra ps zany film efa goaka beeee zany efa tsy milay fa vendranabe, tsy nianatra bee, mahamenatra beee, ka mba mijere ary zavatra hafa mba manaitra olona ry namana , fa tsy menatra ve ianao ? ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :p :p :p :p :p
5. NoueAndrywui ( 27/02/2009 18:42)
ela no tena vendrana,matao nekena io ps io dia aradalana ,mahafinaritra au moins ela tsy niresaka politika :-D :-D :-D
6. xxx ( 27/02/2009 18:48)
raha nianatra elah de fika hafa indray hizorana fa mapme be elah fa ny olona no nanao voalohany an'io fa tsy elah fa elah mpitaty rà-kena fotsiny amzao sady mamositra alika tsy aminapà ,fa raha tsy nianatra fa vesaka be de tohizo ny fampiasana ny sain'ny olona nianatra otrizao fa mahazo dera ialahy !! fa betsaka ny azo hatao fa raha mila fika hafa de mitenena fa omeko ialahy fa ny mangalatra ps zany film efa goaka beeee zany efa tsy milay fa vendranabe, tsy nianatra bee, mahamenatra beee, ka mba mijere ary zavatra hafa mba manaitra olona ry namana , fa tsy menatra ve ianao ?
7. fijo ( 27/02/2009 20:50)
rehefa tsy manompa izy de tsy olana e
8. NoueAndrywui ( 27/02/2009 20:55)
ao anatinyfitsipika daholo izany :-D :-D
9. xxx ( 27/02/2009 23:45)
fanaovana ps fosika ve , ppfffff ! film efa mpandeha blood sport
10. xxx ( 27/02/2009 23:55)
raha ps fopl io tsy mandeha ,fa mba anarana koa anie tanimboanjo e misy Andrybe eto misy Andrywui est alorsou est le mal.misy manao copie coller eto,fa ny any ssany efa diso trop fotsiny
11. xxx ( 27/02/2009 23:56)


pfffffff !
12. xxx ( 28/02/2009 00:00)
tsssss tsssss veloma Noue an bonne nuit
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1834