Sary

1. xxx ( 27/02/2009 08:46)
Efa nataoko ihany ny nikipy, tsy nitsikera fa tena an......
Marina hoe afaka mandefa izay sary tiana ho alefa eto isika mpisera, ary tsy ny hatsarany akory no kianiko, fa misy olona iray izay tena mandefa sary foana tsy iza izany fa i R.........e. Izao tokoa angamba ilay antsoin'ny vazaha mena sofina hoe: Narcissisme.
novalian'i xxx ny 08/04/2009 19:15
2. kelly13 ( 27/02/2009 08:55)
aiii, aleo re izy handefa sary fa maninn aza! mba ho haingon'i serasera nge e, na lahy io na vavy!
3. ni81 ( 27/02/2009 08:59)
Efa nataoko ihany ny nikipy, tsy nitsikera fa tena an......
Marina hoe afaka mandefa izay sary tiana ho alefa eto isika mpisera, ary tsy ny hatsarany akory no kianiko, fa misy olona iray izay tena mandefa sary foana tsy iza izany fa i R.........e. Izao tokoa angamba ilay antsoin'ny vazaha mena sofina hoe: Narcissisme.
:-D :-D ary ny filazan-tsika gasy mainty sofina azy mba ahoana?
4. hery ( 27/02/2009 09:01)
Ny tsy manao ihany no mimenomenona :-)

Mba mametraha dia aza be fialonana.
5. fahamarinana ( 27/02/2009 09:02)
:arrow: ka samy manana ny tiany ihany koa moa ry xxx ary indrindra sariny dia izay hanaovany azy ihany...rehefa tsy mamoafady angamba tsy mipetraka ho olana ho an'ny mpandrindra sy ny rehetra.Amiko aloha an! (l)
6. fasaly ( 27/02/2009 17:50)
hery:

Ny tsy manao ihany no mimenomenona :-)

Mba mametraha dia aza be fialonana.



:-D :-D :-D :-D :-D demilinefo tsika izao mbola misy mimenomenona ihany.... HAIKO izao io R....... io :°)
7. vale ( 27/02/2009 22:21)
:-D :-D :-D :-D
8. Lejoba ( 27/02/2009 23:33)
aza jerena fotsiny ka inn ny blem.
Angaha io peta-drindrina ka hoe mameno toerana tsisy ho an'ny hafa.
9. xxx ( 28/02/2009 19:23)
hihihihi :)
zay vao hitako ry reto an! hay misy statistika ny olona be indrindra mandefa sary eto, ka tsy ao akory ilay olona nolazaiko etsy ambony io. Dia miala tsiny zany e, nofafany kay ny sariny sasany fa vitsivitsy sisa no notazoniny. Ity zany ilay hoe mise à jour-mbazaha :-$ .
10. xxx ( 28/02/2009 22:10)
izany koa ka hatao mampiasa saina rey olona! :)
11. xxx ( 03/03/2009 19:13)
Tena ohatry ny niova hevitra indray ao ry reto rehefa nijery ny sary rehetra androany. Tena ilay hevitra voalohany indrindra ihany no marina ko.
:)
12. xxx ( 19/03/2009 14:46)
:@ :@
=))
13. xxx ( 07/04/2009 18:11)
Tena lany haiky zà. :)
14. xxx ( 07/04/2009 18:38)
aza be felonana !
15. xxx ( 08/04/2009 19:15)
=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5784