Tafondro,TEZEVE,penguin! samy victimes-ny ompa sy ozona be
1. andrywui
(
26/02/2009 19:23)
Tsy fantatra mihitsy zay nahazo an'i Rangorivao !! fa vao niditra tato aho io hariva io de fifamaliana be no tratrako tato !!! inona hoy hianareo ny antony ?? tapitra ompaompain lery daholo reo bandy voasoratra anarana eo ambony ireo
novalian'i Andribe ny 27/02/2009 08:05
2. Noue
(
26/02/2009 19:31)
mandreraka mahintsiny ny fanompana eto @ ity sehatrin'ny politika ity eee !!
3. xxx
(
26/02/2009 19:32)
O lety rawuiwui a tena metymarina anie lé nolazainy tao raha nijer"elah ,fa toa tena 2 marina lé tafondro klé , jereo kely ange !
6. tafondro
(
26/02/2009 20:40)
Aza dia mba manely hevitra tsy marina eo kosa aloha randrywui fa resaka tsotra no nataonay tao antsy misy fifanitsahana na fanaovana tsinontsinona ny olona tao raha tsy diso aho .
7. tafondro
(
26/02/2009 20:58)
Ary izaho anie mino fa rangorivao =andrywui ,tsotra kely ny mijery izany.
8. rangorivao69
(
26/02/2009 22:24)
andrywui> elah anie nanompa voalohany dia nampitandremako ,de ozy elah tairo ,KA INONA NOHITARAINA LE TSY VALAHARA TY :-D :-D :-D
9. andrywui
(
26/02/2009 23:52)
Io ndray elah Rangory a! hivereno vakio daholo anie ze tenin'ilery tato ho ato zay fa na za aza mba tezitra mitsy nahita oe ahoana koa ary ny akamanlety rehetra no ompainy otrizao ? raha za aloh no ompainlah tsy maninnn !!! fa efa manamboatra fo aho oe adva izy e!! fa le akamanlah TIM voaopa razana ny sasany voaozona amin'ny reniny sy ny anabaviny otrandry ry Tezeve , fa mahagaga oa ! angamba i Tezeve io mpiandry na diakona na pastera fa ra ny ompa azon'ilery tao tena nahafeno vilany mihits !!! ny tsy azoko de oe inona no tena antony hanopan'ilery andry zalahy TIM akamany ireo ?? zay no voalohany !! faharoa ::sa ve efa misy disadisa tany ambadika ivelany tany ry zalahy ireo de tsy te ahalala ny tombotsoan'ny Antoko intsony?? fahatelo :maninona ry zalahy sasany ireo tsy voaopa fa ireo bandy efa-dahy ireo ihany : nefa samy TIM daholo ?
de izany no fanotaniana manitikitika mafy ahy amzao oe INONA ARY NO ANTONY TSY HAMALIANDRY ZALAHY IREO ANLERY ?? SA MATAOATRA MAFY NY VAVA BEANY DE MIFITSA ? SA TIA NAMANA ? SA EFA FANTANY NY HAKONDRANANY DE MANDEFITRA HITSA PETA EO , tena betsaka ny fanotaniana ato andohako fa anareo TIM samy TIM io ka mifanaraha ao !!! mamalia zay voa naharary !!! ha ha ha ha

10. rangorivao69
(
27/02/2009 00:10)
andrywui> TEGEVE mintsy no nilaza fa mbola tsisy zany ompa zany ary ny TIM tsy voaompa zany raha tsy manompa ah, velona ndray rabetsaho,mamay elah hoa :-D :-D :-D
12. xxx
(
27/02/2009 00:30)
Sur ary fa andrasako eo amin'ny 67 elà rapitso atoandro amin'ny 10h raha vonona elà ,tonga dia ray sy ray na raha tsy afaka elà dia lazao mazava ny tranonialhy fa tafihako any ialahy ,fa izah ety Ivato zao ka lazao zay tena misy anialahy rangorivao fa hi duel isika eo amin'ny vavahadin'ny HAVANA aho miandry anialahy amin'ny 10h pile fa malalaka ao ambadika ao amin'ny parking ao, ompaiko be eto ialahy rahapitso ihany raha tsy tonga eo, hanao tee-shirt mena aho dia kasikety fotsy ,zay tianialahy na hitondra namana ialahy na ialahy irery fa mety amiko daholo,tandremo fotsiny tsy tonga , fa aiza ny tranon'ialahy ?
14. xxx
(
27/02/2009 00:38)
ataoko manemanialahy ialahy raha azoko eo fa vakiako mihitsy ny vava porinialahy io , ho hitanialahy izy fa mahamay amiko ialahy , na lazao zao ary tranon'ialahy dia jereko any zao dia zao ialahy raha te hifandona amiko , kozio zay misy anialahy fa manana daba aho dia jereko any zao ialahy
15. rangorivao69
(
27/02/2009 00:51)
za ko leity misy daba misy gpsfa omeo zao de zao ny adiresy fa asiko doly nareo mianakavy ao :-D :-D :-D
16. ravatorano
(
27/02/2009 07:42)
ny tena marina ange dia olona iray ihany lisany ireo fa mandoto rano eto fotsiny e
andraso fa mbola ho avy ny amin'izay zavatra izay
eto misy mampiasa xxx dia izy ihany mamaly azy eo ambany d heveriny fa tsiss maalala izy amin izay nefa tadidio fa kobonay ange lisnay reo e fa ataovy ihany fa lisany mnatsy favo eto amin ity sehatra ity
:x :x :x :x

17. Andribe
(
27/02/2009 08:05)
ravatorano:
ny tena marina ange dia olona iray ihany lisany ireo fa mandoto rano eto fotsiny e
andraso fa mbola ho avy ny amin'izay zavatra izay
eto misy mampiasa xxx dia izy ihany mamaly azy eo ambany d heveriny fa tsiss maalala izy amin izay nefa tadidio fa kobonay ange lisnay reo e fa ataovy ihany fa lisany mnatsy favo eto amin ity sehatra ity
:x :x :x :x
tonde dakao zokiny be aaa reo be kilaoty reo miseo maimbo vava eto aaa
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))