BE MOKONDOHA LOATRA KA HO AVY NY TERMINATOR HAMARANA AZY
1. andrywui
(
26/02/2009 18:07)
Ho ataonay mahita ny sarin'i Jakoba amzay hianareo Tim ireo sy ny Lehibenareo ireo sy ny Gvt tsy mamokatra anareo sy Ra8 manomboka izao fa vita hatreo ny tambitamby sy ny filelafana mba hiresaka sy ny arrangement rehetra fa hipoaka amzay 8) ny missiles sy ny obus sy ny kalack sy ny mortal-grenade sy ny barre à mine , barre à pince , la pique , tronconneuse , famaky ,koktail molotov ... rehefa tsy mety hiresaka tsony hianareo de gidraka be amzay zany ,KA MANOMBOKA IZAO DE AZA MATORITORY TSONY SAO HO FATY TAMPOKA EO ,SADY EFA TONGA ANY RAKIDORO NITONDRA FOMBA FANANARANA VAOVAO ETO
novalian'i xxx ny 27/02/2009 11:19
2. andrywu
(
26/02/2009 18:20)
Ho ataonay mahita ny sarin'i Jakoba amzay hianareo Tim ireo sy ny Lehibenareo ireo sy ny Gvt tsy mamokatra anareo sy Ra8 manomboka izao fa vita hatreo ny tambitamby sy ny filelafana mba hiresaka sy ny arrangement rehetra fa hipoaka amzay ny missiles sy ny obus sy ny kalack sy ny mortal-grenade sy ny barre à mine , barre à pince , la pique , tronconneuse , famaky ,koktail molotov ... rehefa tsy mety hiresaka tsony hianareo de gidraka be amzay zany ,KA MANOMBOKA IZAO DE AZA MATORITORY TSONY SAO HO FATY TAMPOKA EO ,SADY EFA TONGA ANY RAKIDORO NITONDRA FOMBA FANANARANA VAOVAO ETO
3. Noue
(
26/02/2009 18:26)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) hitan'lahy ry wiwi ny zavatra niseho androany ??? vita matavy oa eee !!! :-D :-D :-D :-D manaova mafy loha ihany ianareo tgvendrana fa hamay !!!
4. andrywui
(
26/02/2009 18:27)
ha ha ha ekena letsy Rainilita a!!! aza mitsitsy mihitsy elà refa mananatra andry zalah reo ato reo fa manao somary bebe mokony zay daholo ry lerony reo
5. Noue
(
26/02/2009 18:31)
ary nga ialahy leitsy nitsipaka ny tgvendrana koa ??? :-D :-D :-D :-D :-D
6. andrywui
(
26/02/2009 18:36)
Aleo hazava ny resakelah ry Noue fa i Andrywu kely io nomeko top io a!! fa tsy le hevitrelah mamofona kely io mitsy a !! :*
8. andrywui
(
26/02/2009 18:55)
Tena vakio tsara le PS alohan'ny mamaly re olona fa io zao no olana be mitranga amin rangorivao sy tafondro Rangorivao sy tezeve !! fa ady be tsy vita ny andry lerony ao fa tsy manaiky i Tafondro sy Tezeve aminle ompaompa be sy ozona be ataondrangorivao andry zalahy fa lery tsy mamaky PS tsara vao mamaly fa tonga de any am ompa reny no fiarahabana voalo
11. tafondro
(
26/02/2009 19:49)
Tsy azo antoka ny mpanakorotana toa anao rangahy fijo ,aza dia varian'ny lavitra ka tsy mijary ny eo ambany maso .
12. tafondro
(
26/02/2009 19:49)
fijo:
aza mifanompa izany fa ny tafondro alefa e
Ahoana izany rafijo a inona no tena dikan'io teny nao io ? alefanao aiza indray aza ity ps tafondro ity ?
13. tafondro
(
26/02/2009 20:35)
Lasa resaka fifanadrohadroana ilay politika rehefa tena dinihina an !sa ahoana hoy ianareo randrywui .
14. tafondro
(
26/02/2009 21:00)
Andrywui =rangorivao 96 =rangorivao 69= andriwu= n'importe quoi.hin hin hinhin :idea:
15. xxx
(
26/02/2009 21:11)
Raha ny toe-tsainareo reto no jerena
tena mampahonena
mbola lavitra amintsika tokoa zany hoe mba mivoatra
ary tena tafahoatra
izany ve nama no mba toe-tsaina
efa mampitaraina
raha mlagasy ianao , ary tena Malagasy tahaka ahy
mijoroa raha lehilahy
fa ny manao menace ao anatin'izao krizy politika
tsy mba sitrak'i tafita
manana fahendrena , fa iray i Madagascar
mba tsy hisy zarazara
hevitry ny bado, le tsy mahalala fivoarana
ka milaza hoe niangarana
tsy mitondra anao mankaiza, ny fiheverana ny hafa
toy ny olona tsy lasa
raha ianao irery no manana ny fahendrena
ka hahatondra Firenena
tsy ianao irery anefa akory , fa misy koa ny mana-tsaina
maro ka tsy hay lazaina
ny manao taim-bava, tsy mba lasa velively
fa toa ny zazakely
TIM aho TIM , na iza angé no eo de samy tsy ho lasa
ka asa....

16. tafondro
(
26/02/2009 21:24)
andrywu:
Ho ataonay mahita ny sarin'i Jakoba amzay hianareo Tim ireo sy ny Lehibenareo ireo sy ny Gvt tsy mamokatra anareo sy Ra8 manomboka izao fa vita hatreo ny tambitamby sy ny filelafana mba hiresaka sy ny arrangement rehetra fa hipoaka amzay ny missiles sy ny obus sy ny kalack sy ny mortal-grenade sy ny barre à mine , barre à pince , la pique , tronconneuse , famaky ,koktail molotov ... rehefa tsy mety hiresaka tsony hianareo de gidraka be amzay zany ,KA MANOMBOKA IZAO DE AZA MATORITORY TSONY SAO HO FATY TAMPOKA EO ,SADY EFA TONGA ANY RAKIDORO NITONDRA FOMBA FANANARANA VAOVAO ETO
Aiza ilay terminator fa alefanay koa ny anéantisator ,chassez la nature et elle revient au galop. Tsy nisy niteny anie hoe avia milelaka sy hanambitamby@ arrangement tao ra andrywui ô , izahay akory tsy hiady @ olona adala ka handeha handany ny munition -nay @ tsy misy fotony ary.Fantatra foana anie ny strategie n'ny mpanao politina rangah ty é .Provocation débile @ maha Tena Gaigy Very azy dia ataonareo izay hahatonga fofona ny sasany ? mbola sakaiza tsy fohy ianareo na dia fahavalo politika aza .Alefaso eo aloha ny Kidorompamba hitsoranay ,miampy an'ireo tambitamby sy sy leladelaka madinidinika .Point barre... HU HU HU HU
17. Andribe
(
26/02/2009 22:25)
tairo ny gida fa za i tgv sy ra8 mody modikodina nefa mandeha ihany ny bizina an izy mitsamy Ny eto toa samy mifanasa angy et gidrao daholo ra wiwiwiw a ary aza manaiky koa ry Noue aa =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
za manisa point fotsiny ami io an
za manisa point fotsiny ami io an
18. rangorivao69
(
27/02/2009 02:06)
andrywui> aiza ry votakely ty zay terminator la fa ataoko tsy tazana eto a,sa ataoko hoatran'ny kidoro koela ry le kely loha ty :-D :-D :-D
19. andrywui
(
27/02/2009 08:33)
elah ty les Rangorivao de tena mapme ah mitsy kah !!! fa nataonlah aiza les i kidoro zan ? !!! za anie les vo hanao ny jugement -dernier Rangory e!!! mbol hanavak ny vary s tsiparifary ato ah alo les vao mapiditr an'i Terminator hanafay anze ten be mokony ato !!!! fa tena mahagaga tokoa anie lety oe lasa aiza marina tokoa ary lety i Rakidoropamba iny a !!!! fa otran ten ef tapa-bolana marn l ngama zay ts ita ane !!!
20. xxx
(
27/02/2009 09:28)
efa atao daholo ny equipe i Noue sisa no tsy ato tonga dia tairo eh,nanjavona daholo le ps sadoka ireny ,anontanio ra ouioui f'efa nofoanana koa rangory96 hihihih :-D :-D :-D