VIRUS

1. dadabe ( 26/02/2009 15:55)
hono hoa saika hanotany aho hoe
1-zah manana antivirus AVG
2-efa nanao scan virus aho ary nety soamatsara izany
3-efa mis a jour tsara ny anti virus ko
fa ny olana dia ity rehefa manao detection virus aho dia tsy misy intsony fa madio nefa isaky ny manokatra na manao kopie fichier aho dia misy double foana...haiko avy hatrany fa ilay virus manao kopie fichier io.." ~$-PTR90225" ohatra ioomeko anareo io manjary misy ilay $ dolara io daholo ilkay fichier ary ilay doubleny dia lasa fichier cacher
inona no tokony ataoko ?? ampio aho fa efa lany aiky
novalian'i rnaptk ny 26/03/2009 13:14
2. rnaptk ( 26/02/2009 17:19)
slt enao!
ra mba andramana antivirus afa ohatra : Avira(gratuit) avast(gratuit)...

3. xxx ( 05/03/2009 05:48)
salut
lay AVG tkotrany efa lany andro fa ovay hafa @zay.
misy koa ny antivirus en ligne jereo google!

maztoa
4. lezozyabe ( 07/03/2009 22:29)
Salut!
Azo installé-na miaraka ny AVG sy ny Avast dia andramo scané-na @ avast inrday aloha. Fa version firy ny AVG ampiasainao io? Afaka esorina indray ny avg dia ampidirana kaspersky. Tena mino aho fa hoafaky ny kaspersky izany.
Mahita vokatsoa ary. Efa eto Mada sa mbola any Chine ny akamako?
5. sitlo ( 09/03/2009 18:45)
Izaho efa miteny hoe asio kapoty hoy aho ny modem.
6. nilex ( 10/03/2009 10:10)
Ny virus izany dia tsy voatery ho itan'ny anti virus iray.Raha mampiasa antivirus iray ianao dia tsy ny virus rehetra akory de ho itany,nefa mety ho itan'ny anti virus hafa indray le izy.Fa raha ny anti virus tsara indrindra aloha izao dia ny norton ihany,fa lafo fotsiny izy no olana
7. rnaptk ( 10/03/2009 15:22)
Slt! otran-tsy recommandé ny antivirus roa (2) anaty pc iray(1) raha tsy diso aho azafady... fa misy an'ireny nettoyeur ireny @ site tsirairay na site norton io na site avira io na site kapersky io...
8. lrcky ( 13/03/2009 17:00)
marina aloha ny hoe tsy mety raha antivir 2 no pc 1
fa maninino no manao selection sipa 1 zany tsy mety zany
mba andramo hoe ny nod 32 fa milay io an ny olana kely fotsiny dia 30 andro fotsiny io dia lasa mamonjy hafa izy tapitra trial lay izy
iza no mba manana ani'io efa cracker mba omeo rzala fa mlay io sipa io,
9. rnaptk ( 26/03/2009 13:14)
izay mitady nod 32 de omeko ra mila an'io sipa milay be io, de omeko site afaka angalana crack te hahazo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0893