Fa ny TGV koa anefa TIANAY ka tsy lavinay fa ekenay
1. pengiun
(
26/02/2009 14:08)
Marina fa TIM izahay ary tsy mivadika fa ny TGV koa anefa dia tohananay marindrano ny hevitra avoakany satria mahavelombolo ny Tolona izay natao ka raha miteny amin'ny anaran'ny TIM aho ho Fanohanako azy dia mifanindrandalana aminizay koa ny Fanohanako ny TGV amin'ny FOKO manotolo
novalian'i rangorivao69 ny 27/02/2009 02:13
2. Noue
(
26/02/2009 14:31)
soloy ny ps aloha fa tsss !! mpanosom-potaka sady SANDOKA :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
3. TEGEVE
(
26/02/2009 15:06)
ry anaka pengiun ry soldat andrywui no tena izy mozany no tiako lazaina
tsy mendrika ny ho TGV ianao satria misandoka ny penguin TIM,sady izy mahasahy mijoro @ anarany fa tsy miafina @ ps sandoka (l) (l)
tsy mendrika ny ho TGV ianao satria misandoka ny penguin TIM,sady izy mahasahy mijoro @ anarany fa tsy miafina @ ps sandoka (l) (l)
4. xxx
(
26/02/2009 15:39)
Zany no tena lehilahy otrandry penguin ireny tonga de maka maro fa tsy miharitra tokana otran'ny mopera sy ny tokosapilé ,sady Tim izay no Tgv ok ra penguin ao tsara zany kà
5. pengiun
(
26/02/2009 15:48)
ok letsy ra xxx3 aleo manandroa toy izay votsi-droa e penguin tsy mitaingina soavaly maty zany Tim efa maty io tsssss mialà ery
6. TEGEVE
(
26/02/2009 16:20)
anaka xxx3 sy peg-i-un sy andrywui ireo miteny irery ireo ny vrai pengu-i-n no lehilahy fa ianao dia efa TGvoaroaka anaka miala tsiny fa efa betsaka ihany izay hanatro izay anaka (l) (l)
7. rangorivao69
(
26/02/2009 16:22)
andrywui tratra fa nahitsoko'i debany kl" ,saribavy é :-D :-D :-D
8. xxx
(
26/02/2009 16:30)
ary tsy nodarohandrangorivao intsony ny akamany tezeve ,nody angamb ny sainy le dizina be an'ny maina teo de kobony amzay oe akama ihany ty tezeve ty (TGV) hi hi hi hi
9. TEGEVE
(
26/02/2009 16:44)
anaka andrywui tsy mbola nandaroka ahy i rangorivao69, ataovy ny ahazahoantsika io mafihatoka io dia vita ny tolona,ny soldatko rehetra mifezaka @ lery daholo (l) (l)
10. xxx
(
26/02/2009 17:43)
mafy kosa zay ompa sy ozona nataonrangorivao tam Tezeve zay fa tena mahay mandefitra ianao ka , raha olona hafa zay efa tena raikitra ny rombo , aiza ve ko ndraindray alazainlery fa vendrap... ony nareo , ndrai2 tezeve tsisy ilaina azy na Tezeve zao na zao .. tsy te hiteny intsony aho fa sao mamaoha fotamandry amlah eo fa elah de mpiasa be ka , be fandeferana be mety pastera mitsy aza angamba elah io ry Tezeve na mpiandry araky ny tenin'i Noue
11. tafondro
(
26/02/2009 18:48)
rangorivao69:
andrywui tratra fa nahitsoko'i debany kl" ,saribavy é :-D :-D :-D
Fa iza aloha ilay deba tian-drangorivao 69 ho tenenina eto? zany ve dia hanana toerana tokony hisy azy eto @ ity forum ity ?aza gaga ianao fa tonga niverina indray ato aho ! amporisihin'ny andrywui ianao @ hanaovanao vava tsy voahevitra @ olona miresaka eto @ serasera , dia midingin-drambo ohatry ny tanalahy very vady !Izany ve no hitanao fa politika tsara mety hamahana ny olana mianjady @ Mada @ izao fotoana izao ?Mba mieritrereta kely fotsiny fa tsy misy rainao eto na reninao , na rahalahanao ,na ny tahaka izany ,ka anaovana toetran' androvo toa izany !
12. xxx
(
26/02/2009 19:01)
ITezeve no tianlery ho koziana aminio debany io e, zavatra miaritra ny mangidy mihitsy anie laisany aminio adalalahy ao aminareo ao io e! tsymamky Ps tsara lery alohan'ny mamaly fa tonga de ompa variraraka aloh no hiarahabany zay vbo misy keskilia !! efa viktim nzay ko ra- Tafondro ary bebe iany zay ompa sy ozona azonlah tamndrangorivao izay !! fa nareo be fandeferana ka ! tsotra be nareo fa ra ol hafa efa raikitra ny oe fa aona koa zany mamlely akama zany ! ny anlery tonga de hitsindalana be
14. xxx
(
27/02/2009 00:04)
amporiato aho raha mitady elà e ,za poor ko anga matahotra hidy amla letia a,tsy elà mitsy ko no biby fampitahorana ahy fa alefaso ry le Rangorivodipoor ty a ampy anlà tsara aho fa aza za no mba ompinlà tsis antony
