Tsy macho izany hoy aho ny lehilahy malagasy. Fa ny sipa gasy ilay kofa mihetsiketsika (nefa macho) ireny ihany no tiany. Dia rehefa fay avy any dia efa tsy tian'ny kofa (tsotra) intsony, dia lazainy fa mitovy daholo ny lehilahy rehetra.
Misy fiteny malagasy izay manao hoe: "Fatra mpifidy ny manganana ka sendra ny mangidy tsy telina". Tsy aleo ihany ilay tsotsotra ireny?
Fa le miasa amreny crèche sy néonatale reny no tena gidraka e! Surtout refa maromaro zay le zanakoul tezaina ao zay an!! Aoka fotsn, vonjena doly ty retra retra ty!