Nirefotra i Mahamasina ka asa na nandroaka ihany?

1. andrywai ( 26/02/2009 10:34)
Nipoaka lay mahazatra ka asa na fandroahana ihany dia niparitaka ireto milaza hanala ny PDS na nisy naratra. Mitazana lavitra moa ka tsy mety ny mandainga. Ny havanay ihany no aroson-dry TGV fa izireo tsy voakasika na kely aza.
2. kabota ( 26/02/2009 10:48)
Mirary soa amin'ny tolona izaho e. Tsy maintsy mandresy ny tolona
Sur ratsivalaka o tena tsy valaka ianao fa mahereza
Miala guy rivo
Tsy mila
3. nyavo2000 ( 26/02/2009 10:50)
Efa spécialitén'ileiry ny mitso-drano e!

Ny gasy vendrana ihany no maty eo! asa laza aiza i andrywui, eny angamba
4. Noue ( 26/02/2009 11:34)
aleo ho any rehefa tsy manara-dalàna !! tssss ! efa lazaina fa ataon'io fatina tgvendrana sorona mbola misisika ihany tsss !!
5. nirasia ( 26/02/2009 12:02)
Mahalala marary ihany kay ny ekipan'ny tgv rehefa halana @ toerany ny ekipany kanefa pingapinga ery mitondra ny titre président "hat" tsy mahalala maty, tsy tafa e! aleo izay vendrana sy chomeur ihany no hanaraka azy hatao sorona any fa izaho sady tsy hitomany no tsy hamangy raha maty any ry zalahy fa efa mahazatra koa ilay hoe "mitso-drano anareo aho"
6. xxx ( 26/02/2009 12:47)
mahalaà aloha menatra andrywaiamity ps n'olona :evil: :evil: :evil: :evil: entina fa tsy tokony hitondra etikety TIL enao raha mbola hitondra anio fa manalabaraka
7. Mirananirina ( 26/02/2009 12:52)
andrywai

iza indray re ity e
8. xxx ( 26/02/2009 13:11)
andrywai andrywu =ireo tena manalabaraka ny TIM mihitsy ry Rangorivao sy ny tariny ireo
fa ny ps an'olona ary no hanalana baraka ,tsy tokony mitondra etikrty Tim nareo Rangorivao rehefa hanao otranio kah
9. penguin ( 26/02/2009 13:41)
Fa ny TGVendrana manao pengiun manimba ny ps-ko toa tsy resahinao satria ny anareo ihany no feo manga fa ny an'ny sasany vorondolo an. Rehefa milaza ho HAT dia vitaina hatramin'ny farany fa tsy mitomany ho Maire indray. Taiza no nisy izany hoe Maire hiala nametraka samboady ny niditra ary nametraka vaovao. Dia TGVendrana marina. Izay voasambotra amin'ny adalan'ny TGVendrana tao Mahamasina no vendrana manaraka azy. Lazao koa fa pengiun izay namorona anarana 3 andro koa aho efa an-taona teto.
10. xxx ( 26/02/2009 13:45)
penguin tsssss tsy mila tgv ato lety fa lasa mandé any elà a, le mpamadika tolona ity ,ny TIM tsy mila olona voavidimbola otranialà zao
11. penguin ( 26/02/2009 14:05)
Izay ilay tiana havoaka. Rehefa manohana ny TIM ary mankasitraka an-DRA8 penguin dia namoronana pengiun ary miseho ho TGVendrana io ka ny penguin no voasoketa. Ngah tsy pengiun fa xxx indray ry donto a? Tsisy saina hita ihany. Jereo tsara ry akama fa samihafa ny penguin sy pengiun
12. TEGEVE ( 26/02/2009 14:27)
ry anaka xxx efa nampafataroko ny olona rehetra fa raha saimbavy dia i andrywui io, ny foibe no milaza ny zavamarina ny momban'ireo iraka ireo ,nolazaiko ianao andrywui satria ny consigneko dia hatreho ny adversa fa tsy ilaiko ny sarimbavy
anaka peguin io andrywui ihany koa no nagalatra ny ps nao ,miala tsiny noho izany ny tenako manokana (l) (l)
13. tsinjo ( 26/02/2009 15:16)
:-D :-D mahalatsaka mitsy nareo kle
14. fijo ( 26/02/2009 19:47)
maty aho vahoakako le,de sary very saza ve no hovery vahoaka le??
15. rangorivao69 ( 26/02/2009 23:01)
hoay le aza fangah de nahitsokin'ny sefony mihintsy le andrywui,
TEGEVE : mba afaka mangataka ny mba tsy ahitsokao ntsony ve tompoko i andrywui :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0369