NIBARADAKA RANJIVASON KA NAMOAKA NY MARINA REHETRA

1. nyavo2000 ( 25/02/2009 15:49)
Araka ny vaovao mandeha de nibaradaka Ranjivason fa nisy fikasana miaraka @ rezervista miaraka fiadiana antsokosoko hanafika teny Iavoloha ny asabotsy lasa teo....maro ny olona voatonotonona amin'izany...

I Andry raha saika hanao diabe manoloana ny fisamborana an'i Ranjivason dia niova hevitra tampoka ny asabotsy lasa teo...

I R8 dia tsy nanatrika ny fivoriana androany fa any mahajanga sy Toamasina, i andry sy ny FFKM no tavela teo....misy antony be de be izany...mamofompofona zavatra ao , mety ho tsinjo angamba fa tsy ho afa-bela amin'ny fikasan-dratsy i Andry sy ny mpiara-dia aminy....ODON Razanakolona nefa misisika mafy amin'ny fifampiresahana mitetika tetezamita koa angamba satria ny SEFAFI @ alalan'i RAKOTOARISOA de manonofy an'izany ( adala angamba iny, toa mba mpampianatra droit ihany fa toa badolahy..)
novalian'i kevin71 ny 25/02/2009 23:58
2. tsikivy01 ( 25/02/2009 15:57)
Dia ahoana zany Ranjivason, avoahy kosa izy fa miandry azy ny vadiny e ! Fa angaha lasa nanao fitsidihana ny Ra8, ka raha izany tapina ny domy. Aleo ravana any daholo. Foany any koa ny dinika fa aleo hifampitana ho avy ny kamikaze farany
3. nyavo2000 ( 25/02/2009 16:07)
Efa miandry fotsiny izahay fa ny "faux pas" iray dia any Tsiafahy ana Ambondrobe i Andry.
4. andrywu ( 25/02/2009 17:23)
source sur ve izany infos izany sa resa be fotsiny indray toy ny hono2 mahazatra eh
5. xxx ( 25/02/2009 19:05)
Fa lasa naninona an'i toamasina sy mahajanga Ravalo ,nahodiny bandy angamba i Onja n'ny Tinondia ka mikoropaka mitady azy any ilay ry :-D :-D :-D
6. xxx ( 25/02/2009 19:10)
fa iza izany onja n'ny tinondia izany sipan'i ra8 ve :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll:
7. xxx ( 25/02/2009 19:16)
Fa elahy ve ry andrywu fosika io de tsy menatra ve elahy mitondra an'io anaran'olona io ? mba mahalalà menatra letsy fa mba lehilahy lehibe ihany a,
8. xxx ( 25/02/2009 19:17)
source sur ve izany infos izany sa resa be fotsiny indray toy ny hono2 mahazatra eh





mba menatra marina ry reto a ,zavatra tsy anao kosa io
9. Andribe ( 25/02/2009 20:09)
raikitra raikitra ny gidra =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
10. fijo ( 25/02/2009 22:04)
samy mafoka tsy misy mitsoka an.hummm
11. rangorivao96 ( 25/02/2009 22:18)
Ny toerana tsy maha badolahy ry nyavo a, zahay TGV zao rehefa tafa eo ity tolona ity de omena seza daholo ny akama avara-pi rehetra
12. fijo ( 25/02/2009 22:19)
izany an,ry madagate sy ny karazany izany.
13. kevin71 ( 25/02/2009 23:58)
Ny an'i RaOdon te hametraka directoire militaire te hamerina Ratsimandrava 2
Ny miaramilatsika za tsy tia an'izany.
Fa inona izany hoe mivory dia samy mamoaka ny basy any ambalahany
Izany ve no atao hoe milamina
Aleo eo Ravalo a dia tenentsika lery hoe amboary ny lalàna avelao ny olona hiteny, sokafy ho an'ny olona rehetra ny lalabarotra, asio lalàna ny mpanohitra avelao izy hiteny @ haino amanjerimpirenena atsangano ny haute cour ny justice ahafahana mitsara ny mpitondra mibolisatra
Tonga dia tsy afaka manao izay danin'ny kibony intsony izay Mitondra eo
Fa raha hoe tetezamita mantsy dia miova foana zany fa tsy misy mipetraka mihitsy dia ho eny Analakely foana tsika mandrapaAntitra Dia rehefa vokivoky taona dia mandeha @ lalandRanjivason daholo satria efa lasa manaonao foana KA TSY MISY LALANA TSINONA KOA manao didin'ny be sandry nefa iny izy iny be sandry lasa ery atsimo ihany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0615