aza mihatsaravelatsia eee !!!

1. Noue ( 25/02/2009 14:42)
aza mihatsaravelatsia tahakizao oa ry tgvendrana aaa !! mody oe mamangy ny marary t@ ireny zava-niseho rehetra ireny tssss nefa ianao ihany no nahatonga an'zao fahasimbana sy ny doro sy ny aina very !!!!

io indray ve zao no mody angalana ny fon'olona zay mbola heverinao atao SORONA @ manaraka eee ???

fa hajoroy daholo aloha ny zavatra rehetra nasainao nodoran'ny ekipanao ee !! tsy anao ireny !!!


[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img518.imageshack.us/img518/5666/sa400178.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img518/sa400178.jpg/1/][IMG]http://img518.imageshack.us/img518/sa400178.jpg/1/w240.png[/IMG][/URL]

[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img9.imageshack.us/img9/9970/revolutionorangea21a.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img9/revolutionorangea21a.jpg/1/][IMG]http://img9.imageshack.us/img9/revolutionorangea21a.jpg/1/w320.png[/IMG][/URL]

[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img9.imageshack.us/img9/6489/29janv22.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img9/29janv22.jpg/1/][IMG]http://img9.imageshack.us/img9/29janv22.jpg/1/w320.png[/IMG][/URL]

dia hamaranako azy dia AZA MANAIKY ATAO SORONA INTSONY !!!!!

[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img408.imageshack.us/img408/6696/soronaa5.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img408/soronaa5.jpg/1/][IMG]http://img408.imageshack.us/img408/soronaa5.jpg/1/w226.png[/IMG][/URL]
2. TEGEVE ( 25/02/2009 14:47)
miara ory @ ireo vahoaka maty nohon'ny fitiavan-tenanay izahay ka mba mba hanehonay an'izany dia izahay rehetra eto @ foibe no hatao sorona @ manaraka (l) (l)
3. rangorivao69 ( 25/02/2009 15:34)
TEGEVE> ndana elah mifona haingana,HAINGANA HOA!!! Avereno:

TSY HAMERINA INTSONY AHO MSE LE PRESIDAN

=)) =)) =))
4. xxx ( 25/02/2009 19:35)
Rangory a! fa elah ve mivika e, akamanareo anie i TEZEVE fa manao phrase indirect be izy mamely ny tena VRAI TGV e!! diniho tsara ze tena lazainy fa entin'ny maina fotsiny elah de tsy maharaka ankifono fa akamanareo ihany io !! lasa basin'arifito eo io !! haha ha :-D :-D :-D :-D :-D ^:^ =D> =D> =D> =D>
5. fijo ( 25/02/2009 22:24)
de tsara ve ireo zavatra may sy voaroba ireo aminareo TGV????izao ve no ampilaminana,
6. rangorivao96 ( 25/02/2009 22:37)
[mbola hamerina aho Rangorivao fa mivoaha ela tao fa tsy oe

quote]TEGEVE> ndana elah mifona haingana,HAINGANA HOA!!! Avereno:

TSY HAMERINA INTSONY AHO MSE LE PRESIDAN[/quote]


maty ela ra mivok eo Rangorivao fa ela zay nanopanla ah tao zay
7. andrywui ( 25/02/2009 23:02)
Inonnn daoul ary ty misangojy be ato ty kléé !! aleo miala ko sao mipika ato ah klé
8. rangorivao69 ( 25/02/2009 23:56)
raouioui> zany ry levadinndren'ty refa hanao ps sandoka elah
andrywi=TEGEVE=ralalaina=pengiun=andrywu=tafondro samy tgvendrana ,zah leity no solontenan'ireo olona tsy manan-tsiny nataonareo fitaovanaireo,faizoko eto tena isany alohan'ny fonja =)) =)) =))
9. kevin71 ( 26/02/2009 00:13)
Aza variana mifanenjika fa gasy isika gasy Ravalo Gasy ianao Gasy TGV Gasy aho

Andao hianatra politika fa aza baikon'ny fo ny saina olona maranitra daholo ny gasy afatsizay dombo ihany

Lalaovin'ny mpanao politika isika satri tsy mahay politika
Aratsiantsika foana ny panao politika hoe a a a zahay tsy mila politika nipoitra i TGV hoe tsy mpanao politika kay ao andamosiny politisiana henjana be henjana @ inona moa fa henjana @ politika maloto

Andao re hianatra politika daholo e

Maty ny havatsika Maty ny Namantsika Maty natao fitaovana satria tsy nahay politika fa ny fony no nibaiko ny sainy

Ndao hifanantona Ndao hiady hevitra aoka izay ny herisetra ampy izay
efa mba misy kely aloha izay raha rà no tadiavin'ny sasany tsy ny hameno ny seau any anefa no atao Ndao hifanantona Ndao hifandray tanana Ndao hiady hevitra ampandefero ny fo ny saina no andeha ampiadiana Ndao hianatra politika

Ampianaritsika Ravalo hoe izao ry zoky no tena izy a, izao no tena fitondrana firenena fa tsy tahaka ireny teo aloha ireny hitanao raha manao izao ianao dia izao no vokany raha mihaino ianao dia izao no tombotsoa
10. rangorivao69 ( 26/02/2009 01:24)
mila mianatra politika ndray zany elah ry rouioui :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0799