Tsy nampoizin ny mpitondra ity crise 2009 ity...

1. lemenakely ( 25/02/2009 07:46)
Ny fijeriko azy ihany koa dia nanantena ny mpitondra ankehitrio fa rehefa manana majorité ao @ assemblée sy ny sénat dia afaka manao izay Tiana atao!
Ary nieritreritra ny mpanohitra ho ridicule ny TIM nandritra ny 7 taona , KANJO...


Ny hevitry ny hafa..
répondu par TEGEVE le 26/02/2009 00:48
2. saranga ( 25/02/2009 08:27)
Tsy nampoizina tokoa nama fa samy miandry e
3. xxx ( 25/02/2009 08:34)
Ahy amzay zao iMadagascar fa deputé 95% , sénateur90% ,sefo fokotany 100%, lehiben'ny Faritra22 100% , tena surprise be tamin'ny Ramosé be marina ity HOMBOY !! HOMBOY !! ity ka !!


^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ V E L O M A OOOO !!!
4. andrywui ( 25/02/2009 08:36)
Ahy amzay zao iMadagascar fa deputé 95% , sénateur90% ,sefo fokotany 100%, lehiben'ny Faritra22 100% , tena surprise be tamin'ny Ramosé be marina ity HOMBOY !! HOMBOY !! ity ka !!


V E L O M A OOOO !!!



azafady fa lasa xxx le teo !! fa io ny anarana o!! hi hi hi hi VELOMA RAMOSE BE
5. ratavao ( 25/02/2009 10:08)
Ka raha fantatra fa ho may ve ny trano tsy efa navoka ny entana e!
6. Pilato ( 25/02/2009 10:18)
Tsy maintsy hanasa tanana ihany aho.

Otran'ny adinon-dry zalahy le voasoratra hoe :Aleo ho an'Andriamanitra izay an'Andriamanitra ary ary an'i Kaisara izay an'i Kaisara

de nodiany tsy hita fa efa nilaza anie i Maillol fa ho avy amin'ny 2013 izany hoe his zavatra izany alohan'io 2013 io satria tsy fotoana fifidianana e !

de faly ery ny ambiny mananihany ny SECTE, nareo nga INSECTE !

Hahahahaha !
7. essera ( 25/02/2009 12:39)
Néna zao miandry an lé 4L efa nampanantenaina aako, d efa niteny indray izy oe scooter, dia tsy aiko na ivadika bisikleta, ary ho tonga beka atosika io sisa
8. Andribe ( 25/02/2009 13:23)
kay moa ra8 tsy mpaminany ve ee :?: :?: :?: :?: ary heveriko fa manao fanafody be araka ny filazan ny tgv azy lery. Raha mpaminany lery mety hitany ihany io ka =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
9. patrick2002 ( 25/02/2009 15:05)
lemenakely:

Ny fijeriko azy ihany koa dia nanantena ny mpitondra ankehitrio fa rehefa manana majorité ao @ assemblée sy ny sénat dia afaka manao izay Tiana atao!
Ary nieritreritra ny mpanohitra ho ridicule ny TIM nandritra ny 7 taona , KANJO...


Ny hevitry ny hafa..



Tsy fahaizana mandinika ,tsy fahaizana mamakafaka .ahoana no tsy hampoizinao izany ,raha vao lany Maire i Andry TGV ,Efa mazava fa vote de sanction no nahatonga ny Antananarivo hifidy an'i Andry t@ fifidianana Maire iny ,fa tsy noho ny fomba fitantanany TIM ny commune ,milaza aminao izaho fa tsy nahita tanan'Antananarivo tsara hoatry ny izany aho hatramin'ny nahatsiarovako tena , nefa dia ireny no vokany naleony olona nifidy an'i Andry .
Tokony efa ho tonga saina Ravalo tamin'io fotoana io nefa dia ......
politique de la peur et de la violence no nataony ....mampalahelo.
10. rangorivao69 ( 25/02/2009 15:28)
tsy mahagaga izany akory fa ny resaka politika misy surprises foana n'aiza n'aiza io eny fa na obama tsy nisy nahalala iray taona lasa izay, fa tony ruepublique tony vendrapooourr hoa ndizina io :-D :-D :-D
11. xxx ( 25/02/2009 23:12)
Rangorivoatavo... Ragorifotsivody ... Rangorifor... Rangorivod.... betsaka ny azo atao ny anarany :* :* :-P :-P :-P :-P :-P :-P :oops: :oops: :oops: :*
12. TEGEVE ( 26/02/2009 00:48)
rangorivao69 nataonao inona anaka ny andrywui fa manavy be izy ato,ny fitombenany lavaka be,mba miangavy anao izahay ato @ foibe mba tsy dia hamely azy loatra
misaotra tompoko (l) (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1138