RAVALO AVERENO ANY IREO SADC IREO FA TSY ILAIN'NY MALAGASY

1. andrywui ( 24/02/2009 22:43)
dieny mbol ts tezitra sy hifontana aminao ny vahoaka Raprezy de tsara aminao ny mamerina ampahendrena ireo miaramila ireo fa tsy azo teren-ko masaka intsony ny Malagasy fa efa manana ny safidiny malalaka sy ijoroany ka ny teritery ajanony amzay fa efa fika Ranavalona be izany manao didiko fe lehibe zany !! tsy manaiky anzany tsony ny vahoaka ary de hiara hitroatra amireo eto ny Malagasy 20tapitrisa raha sanatri ka misy fihetsika kely tsy miady am ondiny eo !! (ohatra ka nahakasika ka nandratra olona iray eo ireo makak ireo ) alefaso alavidavitra kely ny saina Ramosé be a !! efa akaiky tokoa ny farany de lasa manaonao foana an !!
répondu par xxx le 26/02/2009 12:28
2. tafondro ( 24/02/2009 23:21)
andrywui:

dieny mbol ts tezitra sy hifontana aminao ny vahoaka Raprezy de tsara aminao ny mamerina ampahendrena ireo miaramila ireo fa tsy azo teren-ko masaka intsony ny Malagasy fa efa manana ny safidiny malalaka sy ijoroany ka ny teritery ajanony amzay fa efa fika Ranavalona be izany manao didiko fe lehibe zany !! tsy manaiky anzany tsony ny vahoaka ary de hiara hitroatra amireo eto ny Malagasy 20tapitrisa raha sanatri ka misy fihetsika kely tsy miady am ondiny eo !! (ohatra ka nahakasika ka nandratra olona iray eo ireo makak ireo ) alefaso alavidavitra kely ny saina Ramosé be a !! efa akaiky tokoa ny farany de lasa manaonao foana an !!


Sûr vé éla ra andrywui fa dé ra marika no nanao izao é ? Ny ahy reefa vandana dé kary an ! tsy olana amiko mihintsy .
3. andrywui ( 24/02/2009 23:46)
Tafondro ho hita eo anie fa "ny vazah maty ane no mivonkina e !!! fa isika velona no mindombera !! de ho hita zay mivonkona zany ra ra- taf a!!
4. tafondro ( 24/02/2009 23:57)
O lety ra Andrywuia ! za anie lety ka tsy mvakla @ izay oé lé ty no zao na lery no izatsy é , fantatro fôna ny ahy ny ola mikôzy @ -ko na dé m' teny indray maka fotsny aza .Mbola ho be ny tafa ry tsamy a ,zay ihany ny a !
5. rangorivao69 ( 25/02/2009 00:35)
rauioui>matahotra ve elah sao voasambotra é ,mba mahazo vola lesy elah raououi fa kil le tena reventena reo é :-D :-D :-D
6. tafondro ( 25/02/2009 01:16)
Aza fopla fotsiny ,zay ny a no tiko tenenna !
7. rangorivao69 ( 25/02/2009 01:25)
sao ary de heverinelah rangorivao96 ny bandy klé
sao elah diso adversera :-D :-D :-D
8. tafondro ( 25/02/2009 01:30)
Tairo izy dé samy mikatsy !
9. rangorivao69 ( 25/02/2009 01:32)
ka le saribavy iny toa mivovo hotran' alikakely :-D :-D :-D
10. tafondro ( 25/02/2009 01:45)
Coward!!!!
11. rangorivao69 ( 25/02/2009 01:51)
ary refa traite de omenay tafondro koa ny voodidrenelah :-D :-D :-D
12. zandikely ( 25/02/2009 04:46)
Ny situation an'i Madagascar amin'izao tsy ilana SADC zany mihitsy, sady tsy tokony atao tsinontsinona koa ny miaramilantsika, mbola afaka mandray andraikitra tsara.
Any RDC, Darfour.... sy ny hafa any no mila SADC fa Madagascar tsy mila an'izany mihitsy. Sady hanaparitaka SIDA aty Madagascar koa ve?
13. nirasia ( 25/02/2009 05:51)
Tsy aleo ve lesy ry andrywui mba mijery fitaratra kely vao mba miresaka a! firy % @ gasy lazain-la moa no tena manaraka anlisany? aza terenko masaka fotsiny koa we efa any @la ny ol fa za zao d tsy any @lisany, ka mba mijere fitaratra wa d mieritrereta tsara vao manoratra.
14. andrywai ( 25/02/2009 06:40)
Tsy faly amin'ny TGV izahay havan'ny maty satria natrosony amin'ny tany ny ràn'ny havanay. Ho fitaovana ihany izany ny madinika ry TGV.
15. andrywui ( 25/02/2009 07:01)
Nirasia !!! za zany mihitsy kà !! efa nijery fitaratra ah ry zalah fa tena masinnn mirifatra be no tazako tao de niakatra soamantsara ah!! de tena milay be ny tato anatiny sady misy enintage hi hi hi hi :-D :-D :-D :-D =D> =D> =D> de tsy hivoaka ato tsony aho fa ento ho anilaisany le bus be 45places la vao saika hafarana iny !! ---- O lety Rangorivao sy Tafondro a !! ary nareo mtam toa saika rafitra le ?? noheverin'ilery fa mbol le fosika Rangory de nomeny detety be ! kay tena izy no tao !! mba mijere tsara iany letsy ry zalahy fa le vaky rà toy izao no gaigy kléééé =D> =D> =D> =D> ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
16. nyavo2000 ( 25/02/2009 11:28)
Aleo tonga aty ireny miaraka amin'ny tafika e! aamin'izay vizanina daholo izay miseho miblila! ry Andrywui pehana daholo ho any ambany rangolahy raha ilaina.

Ny vahoaka koa efa vonona hisambotra an'i Andry sy ny TGV raha vao be vinany eo sy be ady varotra eo!
17. rangorivao69 ( 25/02/2009 11:46)
raouioui>nijoro nilaza fa vadi-tena lery ka tonga nendasiko :-D :-D :-D
tsy mipoitra @ ps tafondro iny fa daitra any =)) =)) =))
18. andrywui ( 25/02/2009 21:58)
O rangory a! fa ela tokoa ve tena nifoka maina tena tokoa lety ?? iTafondro ane oa ka akamanlaisany e !! TIM iringiriny iny !!! ko maninnn ompainlah sy roahanlah foana lery ??? tena tsy azoko elah Rangory fa tena nifoka maina ara-bakiteny llets lety ka !!! :oops: :oops: :oops: :oops: :oops: :oops: :oops: :°) :°)
19. rangorivao69 ( 25/02/2009 23:49)
raouioui> za leity tsy te halala ah refa sarimbavy de tgvendranapouurr :-D :-D :-D
20. xxx ( 26/02/2009 12:28)
Salama!
Ny fanontaniako dia hoe "TENA NAHITA IREO MIARAMILA IREO VE INGAHY SA DIA MANANA ILAY ATAO HOE IMAGINATION DEBORDANTE ?" Amiko rehefa tsy mahita dia mangina fa tsy be resaka ary mandinika tsara aloha fa io no hoe "maha samihafa"ny olona à zava-manan'aina hafa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0603