Ny momba ny filoha hajaina RAVALOMANANA

21. tafondro ( 24/02/2009 22:59)
Mbola ho avy eo io ra andrywui f'aza taitra !
22. rangorivao69 ( 25/02/2009 02:13)
raouioui nelah zany leity ry tafondromaty tsy makaiza eo a :-D :-D :-D
23. naughtyboy ( 25/02/2009 06:55)
zao ary ry tafondro a,ireo oh. toy ny Papmad izay lasa nivadika ho MBS imprimerie ,ny fitrandrahana harena ankibony tany tsy miankina@ fanjakana ny quartz izay tsy manakatsakana akory ny lalambarotra mitovy zotra(parallel market) ataony orinasa hafa dia nakatona,raha tsy ho lazaina ny savonnerie tropicale izay nampirehareha ny vita malagasy ...zvmisy ireo fa tsy angano ka azonao atao ny manadihady manokana ,tsy ny nationalisation zany mihintsiny no miseho satria tsy kitapombolampanjakana no idirany ireny vola ireny fa any olona manokana manapatra fahefana eo @ fitondrana(autocracy)
Zv kely iray fotsiny no ezahiny essera abaribary eto @ reo porofo ireo nefa mahalaza ny maro,fitaovana 1no ampiasaina anatanterahana izany dia ny masinina antsoina oe financial control.Raha economy freedom no tanjony MAP nahoana no fomba mamohehitra toy ny fanapotehana ny mpifaninana mivantana izay mampidibola koa ho any rafanja no ampiasaina( suppression of
all competitors),nefa ny orinasany mpitondra no mifehy ny fitantanana ny harempirenena sy ny fanarahamaso ny hetra.Amintinako izany de tsotra, saribakoliny le8 ny Bianco sy ireo financial control institution hafa satria nahoana no afaka nanao t@ 2007 raha tsy diso aho taxes evasions zay nampitolagaga ny rehetra ny tiko,bianco,mbs,sns fidirambolany malagasy 1 manontolo ireny anjaranao no mitsara nangalarina taminy,nefa aleo marihiko sao adinony sasany fa ny exonération des impots izany dia hoa any orinasa izay ho bankiropitra sy hikatona nefa ireo orinasany ilay gadralava io dia mandroso tokoa ary afaka mandoa tsara izany hetra izany,heloka bevava sy halatra eo anatrehany lalàna nefa dia tsy voahadihady na voatsara (ny juridical institutions by virtue of the doctrine of state)hafa toy ny HCC( izay tsy misy akory aza t@ fitondrany)mazava ho azy fa manjaka ny jamba any antaniny tokamaso,fanjakany baroa tanteraka e...
Tsy vao zao izao akory izany tranga izany fa hita matetika taorinany ady lehibe faharoa erantany(Azia,amerika atsimo,afrika...)izay namporisihany firenena vitsy any @ occidentale sy ampitany atlantika(amerika,eropa andrefana sy atsinanana),izay no mitarika ny didy jadona(na aramiaramila na ekonomika)nataony izy ireo fitaovana ireto firenena kely vao mihiratra na te hitraka @ alalany mpitondra hanao didy jadona ary hiteraka ady antrano dia handroso ny indostria hafa lehibe indrindra an\\\'izy ireo Military Industry Complex izay mitentina vola tsy toko tsy forohana erantany nefa miteraka famoizan\\\'aina marobe syfanimbana marobe avy eo dia tambatambazana @ fampindramambola WB,IMF,WTO... anarenana ny fahantrana mangotantana @ firenena noho ireo mpitondra tsy misaina,tsy izay akory no hiteraka 3e guerre mondiale fantatrao tsara izany nampahazo vahana fotsiny ny kapitalisma taona maro izay
fa ny hadalàny ireto miptondra manao didy jadona mitarika ny fireneny any anaty kizo...indrisy ,mazava tsara ngambany ireo voalaza sy ny fironako arapolitika ,tsy miankidoha na aiza na aiza fa ny fitrakany Gasikara ihany no mikaonty amikofa tsy ny filentehany
24. naughtyboy ( 25/02/2009 07:08)
Izay no antsoina oe fanandevozana aratoekarena mahazo ny firenentsika ary tsy mijanona ao @ filoha mambotry sy milaiso fananambahoaka fotsiny fa mihitatra hatrany @ fanjanahana faratampony ataony firenena hafa teo aloha mpanjanaka noho iza ??? tsotra noho ireo mpitondra manao didy jadona mirona @ politika famotehana fa tsy fampandrosoana n'aiza n'aiza erantany...
Tsy afabela foana isika efa 49 taona izay ka samia mamisavisa fa tsy faly manohatohana tsangan'olona fotsiny...
25. andrywai ( 25/02/2009 07:19)
Aleo ny filoha Ra8 ho eo ihany fa ny TGV nandraraka ny ràn'ny havany aza mamono ny tolona koa inona no ilaina azy ?
26. nyavo2000 ( 25/02/2009 11:33)
R8 ihany aloha !

Mamy kely R8 a!

Aleonay io na tsy parfait aza toy izay zafy, rastiraka, ndrema ary indrindra ilay mpamono olona mpamita-bahoaka andry tsy misy ilàna azy iny ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0479