LES 3 FRERES
21. andrywui
(
24/02/2009 15:40)
Andrywui za ve sa andrywifopla no tenenina ry tezaeve fa otrn voatonotononn foan ko le anarako amle fampiasan'ol azy any !!!!! nefa za ts sarotiny ka !!!! lery tsinnn akamako iany de tres bien iany zany !!!! fa ny ts azok de oe iza marin le tianra tezeve hanarina eto
22. rangorivao96
(
24/02/2009 15:43)
Aza pehanla mafy lets le akamatsik ra tezeve fa enao ve ef mitok sa aona a , akama daoul reo fa inona ary ty ataondra sefo le
23. xxx
(
24/02/2009 17:20)
Rehefa tsy handeha anie izaho i Carlton io ,miteny anao izaho fa hidiny Ravalo io Hotel Colbert io dia mody lazainy hoe eny @ Zone rouge no mipetraka ka manembatsembana ny ,securite de palais. Tena manao loana mpivaro-dronono nahazo fahefana mihintsy ,ireto ilay antsoina hoe andevo fotsy nahazo fahefana.marina tokoa io tenin'i patrick io, satria nisy tranon'olona izay eo ambanin'ny tranony dia novidiany ary nasainy niala tao ireo tompony (somary maromaro anaka) dia lasa nifindra toeran-kafa. Dia mbola misy trano be roa hafa koa eo ankilany eo fa saingy izao: MIPETRAKA ATY ANDAFY DAHOLO NY TOMPON'IREO TRANO ireo ka dia tsy hitany izay hifanarahana amin'ireo olona ireo hividianany azy. :)
25. naughtyboy
(
24/02/2009 19:32)
ekena tsara mintsiny ny voalazany essera e, 2002 vao nitsofoka mintsiny ty babakotolahy antsoina oe le8ty de efa kobo soa ihany aloha fa tsy nifidy satria le mpifaninana t@ lery ko tsisy namely ,aiza ko olona efa boro mpilaiso fatabahoaka zao v less no atao filoha zao no ihafarany.
Malaso aratoekarena no fiantso azy any amintsika fa ny vozongo kosa Cartel economic
-fanagiazana vidinjavatra/price fixing ,fibodoana ny sehatra indostria / total industry output,fibahanana ny fifandraharahana ny tsenambola any ivelany/ market shares, fampanofàna ireo mpampiasa vola vahiny @ alalany orinasany/allocation of customers,fampanofàna ny tany @ sandany ambany na tsy misy/allocation of territories,oh.tiko ,magro,alma.... eto ireo bid rigging, fanasolàna ny fidirambolany ireo sehatra mamokatra rehetra na ny fitambarany fanambotriana rehetra ireo/establishment of common sales agencies, and the division of profits or combination of these.
Ireo no antsoina oe fanandevozana aratoekarana ny firenena 1,tsisy hafa @ staline,saddam,suharto,mugabe sns....raha ireo efa voaroban\\\'i le8 malaso ireo fotsiny no hitsaràna azy dia vita matavy izy ary izao no fotoanany,efa mba ahavitana zv betsaka hanasoavana aratsosialy sy ny fampandehanandraharaha aoa amintsika marobe,ka amboarina any amponja aloha le8 vao afaka hiala @ ziogany ny malagasy

26. tafondro
(
24/02/2009 23:50)
naughtyboy:

Jereo ny noteneniko anao ao ambadika ry naughtyboys .Mahafehy ny zavatra mitranga @ izao fotoana izao io .
27. rangorivao69
(
25/02/2009 01:16)
rapaty2mil> akama io bandy io ry zalahy ,ny anay ny hevitra fotsiny no misy tsy mitovy ,fa ty andrywui=rangorivao96=andrywu=pengiun=Fanazavana =ralalaina ireto tsy mitombina foana ny resany ,omeko dozy alou zao alina zao ,hitatatavava @ zay ny maraina :-D :-D :-D
29. rangorivao69
(
25/02/2009 02:11)
na koi zany na tsy koi refa mamony biby tsy nahafaty de hifoterany rambony lesy tafondromaty a :-D :-D :-D
31. tsinjo
(
25/02/2009 10:00)
ny fahafarako anio 3 FRERE eo andref'ambohijanahary io de tsy nahaloa ny vola ny douane sy nanao ttesy tsy misy antoka e zay ny kely fatako
32. patrick2002
(
25/02/2009 13:50)
tsinjo:
ny fahafarako anio 3 FRERE eo andref'ambohijanahary io de tsy nahaloa ny vola ny douane sy nanao ttesy tsy misy antoka e zay ny kely fatako
qui veut tuer son chien l'accuse de la rage.