Tsy mahita angano tantaraina intsony
1. BOYSGOSS
(
24/02/2009 10:38)
Indray andro hono nisy zany TGV zany izay nitovy t@'i LUKY LUKE, namory ny olony hono izy ary dia nirevy be ry zareo : Whisky tsy fahita firy eto Dago no fisotrony marque TSAHO ary ny tsakin'izy ireo dia BOTOLO afagaro @ FANDEMETSAINA ka rehefa mamo izy ireo dia mamaky mangazay an'olona ary miantsy ny mpitandron'ny filaminana ka na zone rouge ary dia dikainy.
Ankehitriny dia tsy manana aroso firy ho an'ny olony intsony izy ka dia nomeny alalana mba anala makafoka mandritra ny fotona hitadiavany revy hafa izy ireo.
Ankehitriny dia mila vaniny @ Rafanja izy mba ahafahany mampivory indray ny olony mba hanohizany ny reviny satria efa lany ny teo.

novalian'i TEGEVE ny 26/02/2009 02:47
2. xxx
(
24/02/2009 10:43)
IO NDRAY LE MITENITENY FOANA SY MIREDIREDY TSISY DIKANY !! RAHA TEO nOUE DEFA NAHAZO TENY GASY ELAH ZAY NA AKAMANY AZA
3. xxx
(
24/02/2009 10:43)
IO NDRAY LE MITENITENY FOANA SY MIREDIREDY TSISY DIKANY !! RAHA TEO NOUE DEFA NAHAZO TENY GASY ELAH ZAY NA AKAMANY AZA
4. Noue
(
24/02/2009 10:56)
iééé !! raha manoratra ngodabe oatranio eee ! satria mankarary maso tsss :^) :^) :^) :^)
5. rangorivao96
(
24/02/2009 11:01)
Noue ! efa nalaelo anaobe anie Rangorikelinao e! sao de tokony hivadik atsy am resapitiavan vetivety isik s enao ? ef lasa niov ho AMF3FM ndray ane aho zao Noue e! az teztr amik an ?
6. tsiafoi1
(
24/02/2009 11:33)
Na TIM na TGV na AMF3FM ...: siligoma efa matsatso no hifandrohitana
LEGITIME sady LEGAL indray zao no tsakotsakoina...

7. BOYSGOSS
(
24/02/2009 11:46)
tsiafoi1:
Na TIM na TGV na AMF3FM ...: siligoma efa matsatso no hifandrohitana
LEGITIME sady LEGAL indray zao no tsakotsakoina...
:lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
Marina zany leitsy zama à !
8. Fahazavana
(
24/02/2009 21:20)
Indray andro hono nisy dondrona mbà nitantara angano io ambony io andevon'itgv izy io ary mitovy amin'ny obelix noir , nanenjika olona izy io ary potraka fa tsy mety lavony ilay olona
fialonana ny toaka fisotrony ary marque haine , ary ny tsakin'izy ireo dia fandemantsaina @'ny fanozonana olona sy fanaparitahana tsaho hanapotehina ny reputation'olona ,
rehefa mamo izy ireo dia ny mahaalika azy no hasehony eto , dia tonga ny polisy
dia milavanona sisa dia niditra garde vue dia mbola i rafanjakana ihany no nanome vola hamohana azy any amponja satria tsy manabaraivety fa ilaozana manejika ny zavatra tsy ho azo
handeha hanao shopping sns ny tenanay , ary tony ? handeha hatory fa vizaky ny miasa alina sy manasa vodimbazaha , ary mialavoly eto au noir :^) TCHAO O!

9. rangorivao69
(
25/02/2009 00:21)
peho any leity io Fahazavana io BOYGOSS fa sarimbavy vadim-draouioui fa iny le alika lahy de nitsoka sahady :-D :-D :-D
10. tafondro
(
25/02/2009 00:47)
Fahazavana:
Indray andro hono nisy dondrona mbà nitantara angano io ambony io andevon'itgv izy io ary mitovy amin'ny obelix noir , nanenjika olona izy io ary potraka fa tsy mety lavony ilay olona
fialonana ny toaka fisotrony ary marque haine , ary ny tsakin'izy ireo dia fandemantsaina @'ny fanozonana olona sy fanaparitahana tsaho hanapotehina ny reputation'olona ,
rehefa mamo izy ireo dia ny mahaalika azy no hasehony eto , dia tonga ny polisy
dia milavanona sisa dia niditra garde vue dia mbola i rafanjakana ihany no nanome vola hamohana azy any amponja satria tsy manabaraivety fa ilaozana manejika ny zavatra tsy ho azo
handeha hanao shopping sns ny tenanay , ary tony ? handeha hatory fa vizaky ny miasa alina sy manasa vodimbazaha , ary mialavoly eto au noir :^) TCHAO O!
Tu feras dans ton coin espece de minable à la con ,ne deverse pas aux alentours tes défaillances faites de pourritures nauséabondes sinon on te le recoudra pour de vrai.
11. rangorivao69
(
25/02/2009 02:26)
tafondromaty>nahazo kilalao ndray zah klé, aza misendotra elah ,mbola mitohy ny kilalao fa sao maty tsy @napàeo :-D :-D :-D
tsisy mahazo ny dikan'io teny firantay io lesy zay ah =)) =)) =))

12. namanabe
(
25/02/2009 13:47)
:D CASSE-TOI PAUVRE CON ET SI T'ES PAS CONTENT DE TA VIE MISERABLE VA TE FAIRE SOIGNER
ET BIEN VAS -Y PAUVRE IMBECILE! SOIT MAUDIT AVEC TA HAINE ET TA JALOUSIE
TCHAO O!
:lol:

13. TEGEVE
(
26/02/2009 02:47)
ry anaka namanabe izahay ato @ foibe dia tsy mahay an'io teny français io ka mba malagasy ihany ny ps-nao ,mapalahelo ny tsy hanaovanao ny tenindrazanao (l) (l)