VAHOAKA : SAMBORY NY MPANAO RATSY

21. TEGEVE ( 24/02/2009 12:53)
enao io mpisoloky io no hosamborina voalohany,efa tato @ Tgv enao no efa mpagalabola,tsy TGV intsony io FA TGVoaroka ,manaja tena fa aza manao imposture andriamatoa (l) (l)
22. Fahazavana ( 24/02/2009 21:29)
Dia ho samborina velona tokoa ireny , manao zavatra masina au noir ireny , tsy manara-dalana @ isankarazany
manary zanak
prezidà au noir
vady au noir
papier au noir
tsaho au noir
trano au noir
chèque au noir
garant au noir
mamaky raharahampiangonana au noir

Vatokolonjy sy vavabasy be ary felaky ny teha-maina miampy karavasy sy rongobolo ary daka ankotrahoatra no miandry azy ireo dia ho simbaina hatramin'ny farany mihintsy BAYE !
23. rangorivao69 ( 25/02/2009 00:24)
avia ato @ noir elah amboarina ry Fahazavana fa las Fahamaizanana ty :-D :-D :-D
24. ndenn ( 26/02/2009 20:45)
Fahazavana:

Dia ho samborina velona tokoa ireny , manao zavatra masina au noir ireny , tsy manara-dalana @ isankarazany
manary zanak
prezidà au noir
vady au noir
papier au noir
tsaho au noir
trano au noir
chèque au noir
garant au noir
mamaky raharahampiangonana au noir

Vatokolonjy sy vavabasy be ary felaky ny teha-maina miampy karavasy sy rongobolo ary daka ankotrahoatra no miandry azy ireo dia ho simbaina hatramin'ny farany mihintsy BAYE !

Dia ho fotsivolo @ fanamaintisana ny fisian'ny fangarahana manganohano eo ampanazavana ny maizina rehetra ra fahazavana amin'izay .

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.6276