ny vitan-dRavalo...

21. ifiona ( 24/02/2009 08:01)
tsy aleo ve zany tonga dia mamono tena daholo rehefa tsisy fanantenana ny hivoatra? :lol: ôtran' lasa extremiste be lé kozy fa tsy hoe zany


22. xxx ( 24/02/2009 08:10)
non, tsy oé lasa extremiste. raha ohatra hisy ny fifidianana ohatra, dé anisan'ny mpifidy mahafatra-po ny bandy. adidy zany dé atao, fa raha azonareo tsara le tiako lazana dé zao:
ovina sika no efa nahalala hatrizay, fa tsy mety ny fiainana, dé nanova ngé é. fa nanova, dé nankaiza? tokny niemotra fona, dé nandroso kely, dé niemotra ndray!
TSIRANANA=RATSIRAKA=ZAFY=RATSIRAKA=RAVALOMANANA=ZE HIDITRA EO=TSY HIOVA AKORY NY MALAGASY
ny contsitaka-tsika oà milay, fa ny fampiharana azy no tsy mamely, satria, ny vahoka ngé raha nifidy ny constitaka, ny vahoka tsy nanao ny loi fondamentale akory é!! nefa ao no tena ampiasain'ny mpitondra. tsy mahalala akory ny ao anatin'ny loi fondamentale fampiharana ny constitution akory aza ny ankamaroan'ny vahoka.
23. xxx ( 24/02/2009 08:34)
ahitsiko kely, LOI ORGANIQUE fa tsy LOI FONDAMENTALE akory
24. rangorivao96 ( 24/02/2009 09:05)
RAHA HIFIDY IHANY ZALAHY ALEO TGV A
Tsy aleo ve TGV mande ho azy toy izay ty ataondra8 mandroba fananan'olona eran'ny Faritany ,mitety zay Faritra be harena de trongisina antsokosoko any , mibodo irery ny fandraharahana ka izay manao eo gadraina ,mpanao didy jadona sy tsy mitsahatra mampisitra olona amponja ,ratsy vava , be taim-bava amin vahoaka ,mpanao ody ratsy , ZA ALOHA EFA TSY NAMANAREO amizany a efa ela aho no nanao AMF3FM ndray f tsy izy ty a
25. TEGEVE ( 24/02/2009 12:28)
izahay tgv dia tsy io mpisandoka ps io fa manalabaraka anay io andrywi=rangorivao96=pengiun=ralalaina fahafam-baraka tanteraka ,ary efa noroahanay tsy mpikambana ho TGV intsony io (l) (l)
26. andrywui ( 24/02/2009 16:58)
De maninona ah zao ra raisina ho mpikambana ihany tgv a! za anie gentil be e ! sady tsara fanahy ! de mampalarlo be fa raiso ihany letsy ah tgv a ha ha ha sefo sandoka elah eeeee ! demony beeeuuuuuu !!! mpisandoka beeeeeeeeuuuu
27. rangorivao69 ( 25/02/2009 00:09)
io fa nasin'isefo leity zany refa tontakely :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2289