Hypocrite eo imason'ny Ffkm fa rehefa ambadika zavatra hafa

1. Noue ( 23/02/2009 17:29)


19H54 : Dans ses négociations, Andry Rajoelina demande l'accés a la Tvm Rnm, la libération de Ranjivason, la démission des ministres du gouvernement ravalomanana, le renvoi du pds guy rivo randrianarisoa. Il indique que demain pourrait être le dernier délai si ses demandes ne sont pas respectées avant retour du 13 mai :^) :^) :^) :^) :^) :evil:
2. Noue ( 23/02/2009 17:36)
dia rehefa manao chantage oatrizao dia aleo tongavan'ny armée Sadc nihafarany ee !! tssss :^) :^) :^)
3. xxx ( 23/02/2009 17:41)
Hay va re ka lehilahy ity N... ity.
4. Mirananirina ( 23/02/2009 17:43)
mbola février isika izao ,aleo hiandry hatramin'ny 13 mai eny aminy 13 mai eny foana e.de haninona hono rahampitso fa efa sasa mindry le wi.
tsy misy miala izany eo e.aleo ny vahoaka no hanala fa tsy tgv
5. Noue ( 23/02/2009 17:48)
Hay va re ka lehilahy ity N... ity.
io indray kosa aloha dia tsy politika ee !!! saingy nandiso fanantenana anao aho satria vavy beee oatran'i mamako eee :-D :-D :-D :-D :-D
6. xxx ( 23/02/2009 18:01)
Tss ka tsy ny omaly tsy niova ihany ve zany e! zany nge de hoe miala ela ra8 eo @ toerana e! mmmmmh hevitra taingina ny anedala de tsimaintsy ho avy ihany zany ry gena ra izao no mitoy ko manangona kaly e!ary inona no antony hidirany ao @ tvm tsy izy ihany no nandoro azy ko tvm ahoana , ataovy ohatra ny tsy misy sambory any @ zay ry le8 fa aza milalao voromaty a!
7. tafondro ( 23/02/2009 18:14)
Zao le paika ! Vtraky bé le gasy mpetrak"ao naerobi si harare ary joburg .Dé mba apisehony oe feno galy ko ngé aty @ tanàna fa aona no tsy maazo kredika @ Bad sy Boa i Dago ? efa ita zao fa sam gasy no mfandrigodamba ao antanànao .
8. Noue ( 23/02/2009 18:29)
ka ilay izy anie dia nanaiky io tgvendrana io eee ! dia inona indray zao no zavatra nihetsika tao andohany tao ee ?? zany no alehany rehefa milalao @ devoly tsss ! mpiandry aa oaa ! tss ! naninona zao raha noraiketina ny fanekena teo imason'ny FFKM ?
9. Noue ( 23/02/2009 18:42)
dia rombotra hono lery nivoaka avy nanao io fihaonana io eee !! tsss


21H00. Nous en savons un peu plus sur le déroulement de la réunion. : Andry Rajoelina est sorti très mécontent de sa rencontre avec Marc Ravalomanana. Il lui reproche de n'avoir parlé que du Map et du sommet africain. Il demande donc la mise en place un ordre du jour pour la prochaine réunion. :^) :^) :^) :^)
10. Andribe ( 23/02/2009 18:50)
Noue:

dia rombotra hono lery nivoaka avy nanao io fihaonana io eee !! tsss


21H00. Nous en savons un peu plus sur le déroulement de la réunion. : Andry Rajoelina est sorti très mécontent de sa rencontre avec Marc Ravalomanana. Il lui reproche de n'avoir parlé que du Map et du sommet africain. Il demande donc la mise en place un ordre du jour pour la prochaine réunion. :^) :^) :^) :^)


tokony nadikan i Noue t@ teny gasy io hoe. Romotra hono lery fa tsy mba nitondra yaourt tiko akory ra8 t@ fivoriana saria ra andry tgv efa mitady lany tsoka fa mipeka sipa hafa foana no ataony h@ nahadila ny vadiny nanolana any ambadika any


:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
11. Noue ( 23/02/2009 19:05)
klet'ieeee ! iny indray no tsy hitako eee !! :-D :-D :-D :-D :-D
12. andrywu ( 23/02/2009 19:35)
tsy hanaiky izahay tgv fa hitanreo eo ,fa hanagona ny baramine sy basy sns e
13. Noue ( 23/02/2009 19:36)
ho hitantsika eo zany ry mpisandoka aaa :-D :-D :-D :-D :-D :-D
14. xxx ( 23/02/2009 19:44)
tezitra be indray noue fa misy misandoka i raouioui,mifankaia anie ianareo ireto e marina e,raha vao tsy eo ny iray dia malahelo ny iray :-D :-D :-D
15. tafondro ( 23/02/2009 20:06)
andrywu:

tsy hanaiky izahay tgv fa hitanreo eo ,fa hanagona ny baramine sy basy sns e


Tsory ny marna ny @ "ty alo ,fa ra 'ts'zany dé dobok' otran'lé andrywui very tadipotsa ko ty ! mpsamm @ atoanjo dé pamsa refa soaraka
:-w :-w
16. Noue ( 23/02/2009 20:35)
xxx:
tezitra be indray noue fa misy misandoka i raouioui,mifankaia anie ianareo ireto e marina e,raha vao tsy eo ny iray dia malahelo ny iray :-D :-D :-D
tsy dia oe misy mahatezitra kosa zany eee ! ny nahatonga ahy nanontany an'io manko dia noho ny izy oe tgvendrana anikeo maraina dia nivadika ravalo ny aprèm eeee ! ianareo koa tena tsy maharaka ve ee ???


:^) :^) :^) :^)
17. mathla ( 23/02/2009 22:00)
O ry Noue a moa ve efa mba fantatr'ireo FFKM ireo fa ty resaka ty nge tsy resaka politika fa resaka blem fianakams e? Ka sao de hors sujet le solution omen-dry zalahy reo an'izy mi-tsamy ( tsy haiko ny hilazana azy we mpirahalahy sa mpianaka sa mpirafilahy sa mpivinanto sa inn)
Ka sao de tokony homena sopapa ihany ny FFKM aloha e.
18. Andribe ( 23/02/2009 22:03)
iza no solotenan ny FFKM eto aloha fa sao misy miteny ratsy eo an 8) 8) 8) 8)
19. pengiun ( 23/02/2009 22:09)
alao les ry xxx13 ifankati ze mifankati fa ianao sy ra8 alo zao no atok mifankati de tafondr sy Rangorivodi nozanakareo lahimato , ts nterak vavy zan nareo , d aon les ? hanorn sa hanavndr elaa amzan
20. rangorivao69 ( 23/02/2009 22:31)
raouioui> elah tsy tia vhvavy fa tsisy tokony hametra an-tena ny maha pd
anelah fa assumeo ,sa menatra hoe le vaky vody fa nifirany rangory : -D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0076