Fa ahoana io ?????
21. Mirananirina
(
23/02/2009 15:26)
Iza no niantso an'ireo e???????????
Afaka manda isika fa tsy vao maika ve ireo hanimba ny Gasy.
Ho be indray izany ny metisse mainty be a.
Afaka manda isika fa tsy vao maika ve ireo hanimba ny Gasy.
Ho be indray izany ny metisse mainty be a.
23. andrywui
(
23/02/2009 15:36)
kil ko ahoana ry mpangalatra ps a !! kobo be ane zao fa ela Rangory no mpanamboatra ps ato e !! satria refa manao Penguin ela de manjavona de mipoitra ndray avy eo !!kobo elah e !! ela sy tafondro =manao Andrywu fopla
24. tafondro
(
23/02/2009 15:42)
Ts le andrywiuu pour io iany ve no namely rajako tany afrika tan dé aveo nenjean'ny bain'lé biby aveo ,mba koz zan sanna abbaw .
25. andrywui
(
23/02/2009 15:51)
Teny ratsy sy ompa ve no mba hainareo ry Tim a !zany no mba nampianarindra8 anareo zany ?? jiolahimboto ?? zany no mba miteny ny TGV nefa tena hita vatana izao fa ry ravaloiste reto no tena mpifoka maina sy jiolah mboto fa tsy ny TGV !! mbola ts nahita mpanohana tgv niteny ratsy tato ah !! fa ny anareo tena sakafo isan'andro mitsy ry TAFONDRO , PIMASO , RANGORIVAO ;.... bandes de conards !!! p'tie con !!
26. rangorivao69
(
23/02/2009 15:54)
raouioui IHANY LESY IO NITSOAKA NA RADRAKO TAO AFRIKA TSISY NILA ANLERY D MISOLELAKA VENDRAN IO E,IO NEDALA ARAHINDRY ZOULOU IO MISOLELAKA NEM IO NO TENA KANDRA NEDALA :-D :-D :-D
27. tafondro
(
23/02/2009 15:58)
Elah ko anie mkredy ny tary iany de aona no tenen'ty fa ty nty no tena panopa gaigy bé eto? ar aza afangaro ny rajako sy ola fa ts metiss otran'lah daôly ny ola reetra.Tafagrobaka ao ando kelil 'nla zany sa aona?
28. andrywui
(
23/02/2009 16:01)
alefaso ndray ary alou le ps fopla an'i tafondro mba hiomehezana e !! ha ha ha kobo be elah letsy fa zazavao a !!! ny loha malemy aza moa mbola tsy mikatona tsara akory nefa tehanao malin,malin ko aiza no tsy ho tratra !! petsa elah zao
29. rangorivao69
(
23/02/2009 16:04)
KAY METISS RAJAKO NGA LEITY RY tafondro NEDALA IO? ARY HITAKO NO VENDRAM-POOR :-D :-D :-D
30. tafondro
(
23/02/2009 16:07)
andrywui:
alefaso ndray ary alou le ps fopla an'i tafondro mba hiomehezana e !! ha ha ha kobo be elah letsy fa zazavao a !!! ny loha malemy aza moa mbola tsy mikatona tsara akory nefa tehanao malin,malin ko aiza no tsy ho tratra !! petsa elah zao
Za ra dada ts mila mano ps vraky zany hein !mokony tsotsa d'ef zay iany!éla no zatra msam dé ny ola no ammanizanlah !
32. rangorivao69
(
23/02/2009 18:21)
ka Noue kosa mametraka de lasa nefa le olona miandry ny fampiandian-kevitra ,sady ny dinika entin'iNoue mianga tsara @ zava-misy sady misy lien tsy mba le hono2 draouioui avy eo nedala be tairaina ataon'ny kil miantso mama :-D :-D :-D
33. Noue
(
23/02/2009 18:27)
dia asa re zay fihafaran'ity resaka ity fa manao menace be indray i tgvendrana eeee ! ka raha izany no izy dia marina raha tsy ho avy ihany ireo armée ireo ????
34. Andribe
(
23/02/2009 19:06)
maramila pelaka daholo ireo hipeka le Tena Gpaka VOOd rehetra ao :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
35. rangorivao69
(
23/02/2009 19:15)
efa ny te ho filoha anie ny ao an-dohan'i andry tgv é, ny manodidina anizay cinéma fotsiny hoe andao hifampiraharaha ary sy atsy ,nampihankinina aminy ny misssion ka tsy maintsy mamony baolina ny tovolahy latsaka ankaterena
pacte dinozory io é,fa nilaina lery nipoiran'io zavatra rehetra ireo fa rehefa tsisy ny mpanohitra sahaza azy ra8 dia manao ny ataony ,naingy indrisy fa mampalahelo aloha ny vahoaka,mila hafainganina ny raharaha fa raha tsy izany dia ho tonga eto ny miaramila afrikana ,hotran'ny casque blue onusiens ihany ireo ary i Madagasikara nisonia ny chartres U.A
;-)
pacte dinozory io é,fa nilaina lery nipoiran'io zavatra rehetra ireo fa rehefa tsisy ny mpanohitra sahaza azy ra8 dia manao ny ataony ,naingy indrisy fa mampalahelo aloha ny vahoaka,mila hafainganina ny raharaha fa raha tsy izany dia ho tonga eto ny miaramila afrikana ,hotran'ny casque blue onusiens ihany ireo ary i Madagasikara nisonia ny chartres U.A
;-)
36. Noue
(
23/02/2009 19:34)
tssss ! io kosa aloha dia tsy ho lasa filoha zany na dia andeha mbaka ny lohany aza eee !! sady efa maty pasipaoro io @ manaraka rehefa feno taona eee :-D :-D :-D :-D :-D
37. rangorivao69
(
23/02/2009 19:47)
koa io le fandrika voafitakan' ny dinozory tgvendrana :-D :-D :-D
38. Noue
(
23/02/2009 20:25)
io oa tokony hatramy voalohany no nosamborina io tgvendrana io eee !!! tsy azoko mahintsiny koa anie ny fikan'i Ravalo eee ! nahoana aza izy no navela hidegany tahakizao klet'ieee ??? :^) :^) :^) :^)
39. Andribe
(
23/02/2009 20:45)
sao de mba voan ny sida na cancer aza lery ka zay no higidran i lery eo. Efa kely koa angamba sisa ny fotoana hiainany :^) :^) :^) :^) :^)
40. Noue
(
23/02/2009 20:58)
ny sainy mahintsiny no efa voadonan'ekipan'ratsiraka eeee ! sady ohatrinona zao ny vola azony t@ zao zavatra ataony zao eeee ?? satria ny affaire-ny efa tsy mandeha intsony ???? :^) :^) :^) :^)
