Mbà saino @ saina tsy miangatra ....

1. xxx ( 23/02/2009 11:57)
Raha manana société ianao ka mandeha tsara ,mampidi- bola dia hitan i RAVALO izany ,dia lasa koa izy manangana ny azy izy sy ny zanany vavy ary ny vinantolahiny dia kendainy ny orin'asanao @ concurrence déloyale ,ary ny hanimba anao mihintsy no tanjony !

Dia inona no zavatra ataonao ?
novalian'i Noue ny 23/02/2009 13:12
2. Noue ( 23/02/2009 12:01)
dia ataovy zay hampandeha tsara ny anao eee ! zany no atao oe concurence koa inona indray ee ???
3. pengiun ( 23/02/2009 12:04)
Raha mba izay ane ry Noue tsy maninona fa potehin'ny Ravalo mihitsy ane ny an'olona e, aleo mihitsy isika ry Noue hikatsaka fanovana a,aleo tsy responsable isika amity zavatra efa tsy mamely ataondravalo ity ,sa ahoana Noue
4. xxx ( 23/02/2009 12:17)
Asa raha ilay fanazavana @ teny gasy no tsy mazava , ry Noue fa avadiko teny frantsay

Comment vous faites si vous avez une société qui marche bien et s' en sort bien et en voyant ça le président de la république voudrait faire la concurrence déloyale et surtout de vous nuire jusqu a la fin?
5. pengiun ( 23/02/2009 12:24)
marina ny fanazavano ry xxx3 mazava be izany ,ho ela velona anie ny Tgv letsy a
6. Noue ( 23/02/2009 13:12)
mpisandoka va !!! :evil: :evil: :evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3892