Nanova zavatra ny fisamborana an i RANJIVASON?...

1. xxx ( 23/02/2009 11:26)
Raha ny zavatra hita dia nihazakazaka be ny fandehan-javatra nony voasambotra ingahy RANJIVASON ,mety fifandrifian-javatra ihany ve izany sa izy koa no mety tena rangory fototry ny fihazoazon ny raharaha ? :?:
novalian'i fijo ny 24/02/2009 21:30
2. xxx ( 23/02/2009 11:30)
halako bika tsy tiako tarehy satria mba tokony niara maty teo zao nefa izy ty afaka, ka de aleo gadraina any Tsiafahy , amzay raha ho voa i Ramosébe de mba efa nihinana ko alou i Teodoro
3. ravatorano ( 23/02/2009 11:57)
tena tsy azoko
d izany tokoa v :?:
raha i ranjiva klouh toa tsy hahaivta ireny adkle reny na d hoe anisan'ireo "mafana" tena nafana azaa lery fahiny niaraka tamin dry ratopokolahy zokibe ra Lynx reny nefa tsy d inoako loatra izay
fa reefa voasambotra lery toa tsiss nanao fanambarana na ny matsiko izay misy azy na ny mafana na ny tambatra izay akaiky azi koakoa rehefa nivadika tim ranamana
raha ry ranjiva itony ange ka ny palitao nenazy maro loka sy mora avadika fa dinihoa tsara ange e hany ka tafiditra lalina amin'ny farany
4. xxx ( 23/02/2009 12:07)
:idea:
5. pengiun ( 23/02/2009 12:11)
Ratsy mihitsy Ravalo zokibe ravato a, ra mpanao politika koa de tsy mba anisan'ireo mahery fihetsika mihitsy i Ranjivason ,fa de inona ary , halatra ary ve ? asa ! nanolana ? asa tsy fantatra fa ra ny hoe nitady hamono anravalo sy hanongampanjakana amin fiadiana ,de otran'ny avandra main-tany ihany izany ,tsy mpiseho, za aloha de aleoko mivadika TGV mihitsy e,tsy tiako tsony ty Ravalo ty fa miala tsiny amin namana ato a,
6. nyavo2000 ( 23/02/2009 13:07)
I penguin ve klo avy any ambato e! toa be sentiment be mihintsy !

Ny ahy indray de izao, misy antony mato nalefa any Tsiafahy leiry.

Aleo tys mitsara hoe diso R8 na tsia f'izao, aoka ny fanjakana no hanome fazavana bebe kokoa.
7. fijo ( 24/02/2009 21:30)
aleo handeha aloha ny famotorana ,fa rah atsy nanao inona ve izy tsy hoafaka e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1389