daewoo

1. xxx ( 23/02/2009 11:03)
volaza fa hoe hofain'ny daewoo 99ans ny tany malagasy hamboleany katraka
1.2million ha, izany hoe raha oharintsika ny quartier 67ha izany dia 20.000 fois quartier 67ha izy io.Koa mba sosokevitra ny ahy maninona raha raisin'ny fanjakana(tiko,magro sns.) ny andraikitra manoloana an'izao crise alimenatire misy izao eto amintsika
novalian'i pimaso ny 23/02/2009 14:37
2. ravatorano ( 23/02/2009 11:19)
"voalaza fa HOfain'i daewoo"
mbola ho avy izany ary tsy fantatra marina
ny vaovao azo farany momba an'io aza dia nidaboka ilay tetik'asa
noho izany tsy hisy intsony io fa vola very maina no nandehan'ireo nanao prospection taty gasikara :wink:
ny tiko sy ny magro tompoko dia an dRavalomanana fa tsy an'ny fanjakana ka aoka tsy ampifangaroana fa izay ihany no mahatonga ny 13 mai :-D :-D :-D
3. xxx ( 23/02/2009 11:27)
fa maninnn ny 13 mei anefany e! tsara io ane !! famaizana ireo mpitondra miseho be mokony ka !!! io ndray zany ra vao misy tsy tanty cny vahoaka de na faritra mena io nafaritra mavo io de tsy maintsy tafiditra eo toy izao ny olona
4. xxx ( 23/02/2009 11:29)
raha amidy ny air force one 2, 60.000.000dollars nefa tracteur iray efa mahatratra 30.000dollars ny neuve donc efa mba mahazo tracteur au moins 2000 isa au manana capacité hamboly 20.000ha
5. xxx ( 23/02/2009 11:31)
calcul daholo izany mba hialana an'ialy 3euros par tete
6. xxx ( 23/02/2009 11:48)
calcul daholo izany mba hialana an'ialy 3euros par tete

Tsy any @ le 03 euro par tete mintsy ny problem, fa ny vola ahafahana manao zavatra hafa, lany fotsiny @ Air force one II, be ny zavatra vitan'io vola nividianana an'iny fotsiny,
Ny air force one I ange mbola tsy ampy iry taona, ary mbola manaraka tsara ny toetr'andro, de mitetateta fotsiny hividy an'iny II iny.
7. Noue ( 23/02/2009 12:02)
ny vaovao azo farany momba an'io aza dia nidaboka ilay tetik'asa
8. pengiun ( 23/02/2009 12:07)
Tena zava doza mihitsy raha ny nividian-dravalo io force one io , satria ny vahoaka noana ,mahantra mbola ny plaisir-ny no ataony betsaka, zay mihitsy no nahatonga ahy nivadika TGV fa manao zay inona ny malagasy ity ravalo ity ka
9. ratavao ( 23/02/2009 12:25)
Ka raha tsy izany ve ny mpamatsy vola ho tezitra koa ny amin'ny force I e, Hita miariary matsy fa R8 matikambo be any ivelany any nefa ny vahoakany aty maty ny fahatrana ko!
10. andrywui ( 23/02/2009 12:32)
ratavao ok !! marina ny voalazanao ! alefaso ihany ny fananaranao anireto Tim ato reto fa ipenguin kou io zao efa lasa namatsika manatevina atsika ato hampihinana ireto Tim tsy vaky atatra ireto(tsy teny ratsy zany an) hi hi ih!! mamalia raha mahay :-D :-D :-D :-D :-D
11. Noue ( 23/02/2009 13:15)
dia tratran'i mpisandoka koa i wiwi eee !! io pengiun io tssss :^) :^) :^)
12. andrywu ( 23/02/2009 13:39)
tapakevitra ny hiova tim aho mba ho naman'i noue malalako :* :*
13. pimaso ( 23/02/2009 14:37)
FATY LEITIA NO MIVADIKA A!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1017