Ampidiro aloha ny tenimiafina
Gisa mangalaketsa, be vava,ny tratra mangana, ny hanina dila
1. penguin
(
23/02/2009 09:54)
Gisa mangalaketsa, be vava,ny tratra mangana, ny hanina tsy azon'i TGV sy ny namany.
novalian'i rangorivao69 ny 25/02/2009 00:28
2. rahiratra
(
23/02/2009 10:01)
Tena eo ampitsaboana ny TGVoa mihintsy izao ka ny vavan'ny maty andrano no mandeha aloha.
3. andrywui
(
23/02/2009 10:03)
Oadray le !! f'angah elah letsy Penguin tsy nivadika TGV niaraka aminay ndray ??? MANAKORY ALOU ELAH LETSY ?? ary taia no elaela tsa hita letsy ?? efa ratsy ny saiko letsy ry Penguin oe nandende nijery ny fakana ny Ministera tany elah zay de nony tonga ny polisy de noriatany basy niaraka tany elah !! satria misy anarana voatonotonona foana tamze voa tany oe penguin ,pengiun !! kay ela velona soamatsara iahany ka de miarahaba amin fahoriana letsy a! ary tsy ho mangana zany ny tratra fa ity elah Tim de nivadika Tgv de niova Tim ndray ty no hataon'ny namanlah mangana ato elah !! fa miovaova palitao !!
4. andrywui
(
23/02/2009 10:14)
Ary nandalo lengama de nanoratra an'io fotsiny de lasa !!! tena misy zavatra manjo anleiny mihitsy fa zay aho vao mino !!! sa mbola tsy salama tsara angamba marina nedala de mitsangana kely malezolezo alou manoratra de mandamaka ndray !! kkaayyyyy ! mampalaelo i Penguin !! tsy salama !!
5. andrywui
(
23/02/2009 11:49)
Na mety niakatra kardiaka tampoka ko zay lery de nidaboka irery ao atranony ao !! ooohh! pauvre penguin !!! ary misonner libre ko ny phon anlery anie !
6. yuka
(
23/02/2009 11:56)
inona ary ity miteny irery ato ity!!
mba mandehana amizay mitady zavatra atao fa ny tolona efa vita ee! :D
tolona efa resy manko ee! :-P :°)
mba mandehana amizay mitady zavatra atao fa ny tolona efa vita ee! :D
tolona efa resy manko ee! :-P :°)
7. pengiun
(
23/02/2009 12:00)
efa TGV marina aho letsy zao ry andrywui fa miarahaba anla aloha a,antso ataoko ho anareo ry Yuka sy ny tariny de aleo manao Tgv isika fa tsy izy miits ity Ravalo sy ny Tim ity ,za alo de tsy miaraka aminareo Tim tsony e,zay no sy nahateto elaela ahy ,aleoko mitsy TGV fa be loatra le olona vonoin'ny Ravalo ka,tsy te ho mpiantoka anireo aho
8. ratavao
(
23/02/2009 12:08)
Resy ve ry Penguim ka nalaky niantso hidinika a. Zay efa vonona iny no atsokatsoina hoe: " andao andao fa aoka re fa mifona" Ka inon ary no tadiavin'ity fa zay anie maika hanoy fona ny tolona e
9. ngoiha
(
23/02/2009 12:18)
Manao recritement ny aty amnay ry WIWIWI rah akaty amnay se.Eo am'13mai anie ts mis inona intsony e.Atsahatra ny famakian-trano, dia aona zany ???tsy misy tsony ny ketrika he he he :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@
10. pengiun
(
23/02/2009 12:22)
Ngohia ,aleo tsy miady amireo Tgv reo tsony isika fa be loatra ane le olona matindravalo e,andao letsy hanao Tgv a, alao reo Tim reo ho hitan'ny havany eo fa kely saina daholo , zay letsy Ngohia a, akamako elah an
11. nyavo2000
(
23/02/2009 12:56)
Henjana ihany le mahadomelina any @ TGV ka nareo mpanohana ny ara-dàlana no voan'ny mosavin-dr'i Andrywui ?
Zah tsy TIM saingy tsy mirevy TGV izany aho na in kôzin'olona na inona.
Io Andry TGV io no tena mpamono olona....de rehefa ho resy sy ho samborina dia mody manaiky firesahana.
Zah tsy TIM saingy tsy mirevy TGV izany aho na in kôzin'olona na inona.
Io Andry TGV io no tena mpamono olona....de rehefa ho resy sy ho samborina dia mody manaiky firesahana.
penguin:
Gisa mangalaketsa, be vava,ny tratra mangana, ny hanina tsy azon'i TGV sy ny namany.
13. rangorivao69
(
23/02/2009 14:23)
noue> raouioui DOLY REO MPISANDOKA REO HOA FA ENAO KOA SAROTRA TENENINA AN :-D :-D :-D ,I rabanga NO MAPIDIKIZO ANLERY AO KOA =)) =)) =))
14. penguin
(
23/02/2009 14:28)
Tandremo sao afangaron'ny olona fa penguin tsy TGV nahoviana na hoviana. Tsy misy ny pengiun ka io neken'ny mpanome solon'anarana ampifangaroana ny saimbahoaka.
15. andrywui
(
23/02/2009 14:32)
Ny mampalaelo ahy ane letsy ry " Vrai Penguin" de le za ampidirin'ny olona aminio elah fopola io e !!tena tsy azoko mitsy !! fa za ary naninnn ny tato klé !! ny ahy zao io Andrywui io de io foana ny ahy
16. penguin
(
23/02/2009 14:57)
Elah andrywui mihintsy no pengiun ka mba mandiniha rehefa handray ondana hatory satria tsy mbola ampy indray andro no namoronan'elah io folaitra io. TGVendrana tsy mahazo fahefana no taratr'izany.
17. rangorivao69
(
25/02/2009 00:28)
pengui elah tsy maharaka fa ny pokona retra ato efa mahalala hoe;
andrywi=andryw=pengiun=rangorivao96=ralalaina sy ny xxx sasany refa tsisy kil le vadin-dreniny io de laozany mapiresa an'reo :-D :-D :-D
andrywi=andryw=pengiun=rangorivao96=ralalaina sy ny xxx sasany refa tsisy kil le vadin-dreniny io de laozany mapiresa an'reo :-D :-D :-D
