dinik i ra8 sy andry ary ffkm tsisy 1 ora akory

1. Andribe ( 22/02/2009 18:06)
tsy nisy 1 ora akory no nidiran dra 8 de nipitsika lery fa lasa resajaza le izy hono. nahazo felaka tao i andry tgv de hoe mifona aho mifona aho tonton fa tsy hanao tsony. :-D :-D :-D :-D :-D :-D
novalian'i xxx ny 23/02/2009 09:35
2. andrywui ( 22/02/2009 19:27)
Andribe mpandainga andro alahady !!! zay fotsiny no hamitinako azy
3. xxx ( 22/02/2009 19:41)
:-D :-D :-D :-D :-D marary fo ndray ra wiwiwi aoka e aoka fa mody atao hoe no boxen i andry tgv ndray zany ra8 eee sa atao hoe lainga masina io :-D :-D :-D :-D
4. andrywui ( 22/02/2009 19:49)
ts milay le xxxx !!! za ts hiteny !
5. Andribe ( 22/02/2009 19:56)
o ra andry wi a aza dia etimpo fa resaka mandeha io ee :-D :-D :-D
6. andrywui ( 22/02/2009 20:08)
Ngah za letsy ra- Andry be entimpo fa le miresaka amin'ny tsy misy no hialako foana
7. nrina ( 23/02/2009 07:01)
รด ry zareo a, mba ny marina no resahina eto fa aza dia mibala rora @zao andro mazava zao e, inn ary ty zany iany no mampiady ato, aiza ko no hisy ol hifamelaka any ampivoriana zany aminareo e, zany ve tsy manawain kle
8. xxx ( 23/02/2009 09:35)
Mety ho marina ihany izany fa tsy azonra andrbe le resaka tany !! Ibaina efa masoandro mody efa kaozatina iny ve de hamelaka bandy mbola vao 34ans en plus zahay sy ry Andry tgv ane mpanao sport sy aiki-do ao ambohibao-firaisana hatramzay e!! ka tsy ahavoa zany raha hamely tampoka na hita maso zany ! fa mety i Baina no saika voapala tao de iny tezitra be nifotrotroaka be nivoaka voalo iny !! hi hi zay no marina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0535