vacances

1. voninkazokely ( 22/02/2009 02:09)
kory aby, mba te hanao vacances izahay 5 mianaka kely ka iza ianareo eto an tany no mba afaka mandray anay : izaho sy ny zanako 4, eny fa na dia midabo tany aza tsy maninona fa ilay hoe mba mivoaka ny Normandie fotsiny sy hoe mba misy ivantanana fotsiny, izay ifanamboaratsika mety aby, ianareo izay te hahita ny normandie ( dieppe ) ihany koa manorata dia ho hita eo izay ifanamboarana fa misy azo idaboantsika mianakavy @ tany ato amiko ato he he , misaotra mialoha , ba
novalian'i xxx ny 27/02/2009 07:55
2. ikaretsaka ( 22/02/2009 05:43)
miankina @ ny hoe aia ro tianao haleha :wink:
3. xxx ( 22/02/2009 14:06)
Aty aminay malalaka tsara fa tongava. Sady tsy midabotany izany fa mahazo farafara tsara doly. Na en-plus de 5 aza mbola tsy olana. Tongava
4. Mirananirina ( 22/02/2009 15:36)
Tsara mihitsy izany,fa azo atao koa anie ny mifanakalo trano mandritra ny vacances;izao eto Paris.ary 4 mianaka
5. voninkazokely ( 22/02/2009 18:54)
ika: raha miaraka @ ankizy angamba dia eto france ihany , fa raha izaho irery dia afaka mandeha lavitra , fa tsy ela : 2 semaines max, arakin ny volakeliko ihany koa moa io!
6. voninkazokely ( 22/02/2009 19:01)
xxx: aiza izany misy anareo izany??
7. voninkazokely ( 22/02/2009 19:05)
Mirananirina: 3 heures de route atreto dieppe paris ka mba falehako matetika ihany fa misaotra .
Raha mba misy dia any @ sud na nord any !
8. xxx ( 27/02/2009 07:55)
voninkazokely:

xxx: aiza izany misy anareo izany??


Eto amin'ny forum ihany za fa ho aiza moa? Eto ange malalaka be sady afaka manala azy daholo na ny zanany na ny reniny e. Sady tsy mandany vola firy fa ny connexion no atao tsara defa milay. Sa ahoana?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1316