Tapitra hatreo ve...
1. Fanhaiky
(
21/02/2009 12:27)
Tsy hay aloha hatramin'izao izay resaka nifanaovan'izy mirahalahy mianaka
fa mbola ankamatatra
ny irariana dia mba ny hilaminana amin'izay eh
fa mbola ankamatatra
ny irariana dia mba ny hilaminana amin'izay eh
novalian'i xxx ny 21/02/2009 16:19
2. lemenakely
(
21/02/2009 12:30)
Fanhaiky:
Tsy hay aloha hatramin'izao izay resaka nifanaovan'izy mirahalahy mianaka
fa mbola ankamatatra
ny irariana dia mba ny hilaminana amin'izay eh
Miankina @ ireo manodidina azy ! izay no tena olana
Angady tsy mahatapak'ahitra foana fa tsy maintsy henoina ny manodidina
3. bozyboleta
(
21/02/2009 12:39)
Ny nifanarahana tao ary neken'ny roa tonta dia hoe:
- Atsahatra ny fifampihantsina na fifanaratsiana na fifandranitana @ haino aman-jery
- Atsahatra ny fisamborana sy ny fanenjehana manana endrika politika
- Atsahatra ny famoriam-bahoaka an-dalambe
- Atsahatra ny fifampihantsina na fifanaratsiana na fifandranitana @ haino aman-jery
- Atsahatra ny fisamborana sy ny fanenjehana manana endrika politika
- Atsahatra ny famoriam-bahoaka an-dalambe
4. tsinjo
(
21/02/2009 12:49)
de vita atreo ve zany ny tolona ?? malalaka amizay zany avenue ? :{ :{
5. Fanhaiky
(
21/02/2009 12:49)
bozyboleta:
Ny nifanarahana tao ary neken'ny roa tonta dia hoe:
- Atsahatra ny fifampihantsina na fifanaratsiana na fifandranitana @ haino aman-jery
- Atsahatra ny fisamborana sy ny fanenjehana manana endrika politika
- Atsahatra ny famoriam-bahoaka an-dalambe
Raha ireo tokoa no tena marina dia isaorana ny ao Ambony fa efa hilamina amin'izay anie izany ty tantara ity eh
Misaotra Bozyboleta amin'ilay vao2 fa zahay aty lavitra aty ts maha araka mihitsy eh mba ilazao ihany refa mba mis eh
6. xxx
(
21/02/2009 12:52)
Ny nifanarahana tao ary neken'ny roa tonta dia hoe:fa angaha i bozyboleta tena tanana ankavanana ao mihitsy no nahalala fa hoe toy izao no dinika tao? Sa mba manao mpaminanay ... :lol: :lol:
- Atsahatra ny fifampihantsina na fifanaratsiana na fifandranitana @ haino aman-jery
- Atsahatra ny fisamborana sy ny fanenjehana manana endrika politika
- Atsahatra ny famoriam-bahoaka an-dalambe
8. bozyboleta
(
21/02/2009 13:24)
fa angaha i bozyboleta tena tanana ankavanana ao mihitsy no nahalala fa hoe toy izao no dinika tao? Sa mba manao mpaminanay ...
TSIA. Fa rehefa maheno vaovao dia mizara aminareo kah.
Fizaranana vaovao indrindra ange ny eto @ serasera fa tsy hoe fifanenjehana @ tsy fitovian-kevitra e! :-* :-*
9. xxx
(
21/02/2009 13:36)
TSIA. Fa rehefa maheno vaovao dia mizara aminareo kah.misaotra bozy a! zahay mantsy NEUTRE ka dia mihaino sy mijery fotsiny dia mivanitika aveo e! :-D :-D
Fizaranana vaovao indrindra ange ny eto @ serasera fa tsy hoe fifanenjehana @ tsy fitovian-kevitra e!
10. klitika
(
21/02/2009 13:52)
Ireo no kozy androany ka.
Milay ihany aloha ho an'ny rehetra, izahay moa mba niandry an'ilay fitsangatsanganana manodidina an'Antananarivo, kay tsy nisy akory fa ny vary laoka fotsiny no nangatsiaka le
Milay ihany aloha ho an'ny rehetra, izahay moa mba niandry an'ilay fitsangatsanganana manodidina an'Antananarivo, kay tsy nisy akory fa ny vary laoka fotsiny no nangatsiaka le
11. tsinjo
(
21/02/2009 14:06)
klitika > ka nampilaza ny tany ambondrobe hon oe mbola tsy mivou ny vavahady kou :-D :-D
12. ralalaina
(
21/02/2009 14:08)
zay efa vonona mihintsy hitsangantsangana, zay ngah matahotra izany basy sy tafondro izay soa fa nilefitra le8 fa raha tsy izany angamba asa izay nahazo azy
13. xxx
(
21/02/2009 16:19)
:-D :-D :-D :-D O lelena ano kara tsisy jery ia tsy nety nifampidinika tsy le borizano lahy ry iza moa zey tgv io nilefitra , ano ry ngahy de tsy mandiniky
