tapa-kevitra ihany aho hiaona @filoam-pirenena hoy Andry!
1. denara
(
21/02/2009 10:34)
Rehefa hitany fa tena tsisy hirika mihitsy ny angalana ministera isan-karazany , ny olona koa efa vitsy de vitsy no manaraka azy.efa nanao izay kely mba takatry ny atidohany izy,nanome baiko tatsy sy teroa fa indrisy toa rano nalatsaka t@ lamosin'ny vorona fotsiny izany.tadidiko le hoe za tsy mihaona @R8 raha tsy mametraka fialana izy,sy ny hoe za tsy mihaona @ olona mihosindra zany .hay ve ho folaka ihany eh! Mbola tsy ampahafirin'ny omby nandrasana ra mbola ise!Faranako @teny eso hoe =)) =)) =)) ^:^ ^:^
novalian'i gran ny 21/02/2009 11:02
2. gran
(
21/02/2009 11:02)
Mbola misy ihany ve ny tsy kopy fa be lapoaly sy mpamitabahoaka ty TGV TGv ty?
ho avy Rossy aho e, kay fanjonona sorona fotsiny iny.
9 no maty omaly maraina e, tsy marina izany.
hanao diabe de izaho @zay no ho sorona (hialoha lalana) aho e, aveo tsy sahy akory fa zara aza misy ialana bala hoe mbola andeha hifampiraharaha @ pamono olona aloha i TGV.
anio (omaly) ihany de hamoaka ny reservistes voasambotra aho ;-) ;-) ;-) 8) 8) 8) :lol: fa mpitolona reny e, aiza akory? mety Ra8 no hamoaka ireny androany ra hivoaka ireny fa tsy TGV ^^
tsy hisy intsony ny fifampirarahana aho oeeee, fa tsy hifampiraharaha @ mpamono olona TGV satria pamono olona no mifampiraharaha @ pamono olona. Zao no porofo fa samy mpamono olona reo : ny iray mitady ny sorona hatolotra eny Ambotsirohitra, nasaina manokana t@ radio viva mitsy t@reny ny tsirairay hitondra ny fianakaviany aveo mody tsofiny rano ho faty soamantsara. Ary ny iray mpandatsakainan 'ny sorona naroso. SAMY ASAN DEVOLY NY ATAONIREO, MIVORY AKETRINY DEVOLY SY SATANA
zao ny vahoakan'ny TGV manjary miady atrano, satria ao ny naniry sy nivonona ny hanao picnic ka nitondra vary sy loaka ary lasary sy ranonapango, ao reo niandry action gidragidra, ao no efa tsy natory andrakalina fa efa nanao plan maty paika fa ho eny Iavoloha hono, Kay hoy TGV oe nde mody dolidoly fa tsy idiranareo ny fivorian'ny samy pamono olona.
Tsy ho vita tataraina eto daholo ny fokasy sy bombina ataon ireo fa asakasakareo fa anareo ny safidy DEVOLY (TGV) SA SATANA (RA8), ny ratsy indrindra aloha de ny fiverenan'ny LOSIFERA (RATSIRAKA) e!
Torohevitra : aza miala @ GRAN fa hoavy tsy ho ela izy hanavotra any MADAGASCAR. i GRAN oa fa tsy i ZAFY na MAYOL an!