DIABE, Hafatra ho an'ny kristianina rehetra

1. rabingogilabanga ( 21/02/2009 09:15)
1)Ho an'ny MPIGERVY: Tsy tokony ho any @ zone rouge intsony ny mpigrevy, na ahoana na ahoana, biby no manoloana anareo, AZA MANKENY INTSONY

2)Ho an'ny Miaramila , TSY hiady contre ny adversaire akory ianareo, tsy hisy aina gasy ho latsaka eo, raha tsy mitifitra ianareo, , hafa ny ady contre ny armée adverse (arméee congolaise, armée comorien, armée français, etc...), TAFIBAHOAKA NO ANARANAREO FA TSY TIFIBAHOAKA

3)ZONE ROUGE: Na zone rouge na tsy zone rouge, ny ain'olona no ambony indrindra, na rava ambohitsorohitra, na rava Iavoloha, mbola azo arenna reny, ny aina tsy misy mahaverina ny aina na miliara firifiry en dollars aza

4)jereo i KRISTY: LALANA toin'ny ZONE ROUGE ny SABATA KRISTIANINA (na sabata jiosy): fa rehefa hanavotra ain'olona dia tsy ilaina ny sabata hoy i Kristy, AIN-OLONA NO AMBONY FA TSY LALANA ZONE ROUGE NA LALANA SABATA

14 : 3
Jésus prit la parole , et dit aux docteurs de la loi et aux pharisiens : Est-il permis , ou non, de faire une guérison le jour du sabbat ?

14 : 4
Ils gardèrent le silence . Alors Jésus avança la main sur cet homme, le guérit , et le renvoya .

14 : 5
Puis il leur dit : Lequel de vous, si son fils ou son boeuf tombe dans un puits, ne l'en retirera pas aussitôt, le jour du sabbat ?

14 : 6
Et ils ne purent rien répondre à cela.


La vie et l'homme avant tout, IAVOLOHA ou ambohitsorohitra , on peut renouveler ou reconstruire
novalian'i news2dago ny 21/02/2009 15:39
2. xxx ( 21/02/2009 09:51)
fil info , 21 février 2009, heure de publication à Madagascar . Touche F5 pour actualiser la page

12H35 : Rencontre dans un lieu " neutre " à 13 h. Andry TGV donne rendez vous à ses partisans demain place du 13 mai.
12H30 : TGV appelle ses partisans a rentrer. Une rencontre est prévue avec Marc Ravalomanana ce jour
12H20 : TGV est à Analakely. Il lit une lettre du FFKM invitant a une rencontre avec Ravalomanana à 13h
12H20 : Mahajanga : Les pros Tgv appellent au megaphone a un rassemblement pour cet apres midi
12H00 : 13 mai attend Andry Rajoelina
11H30 : Les pro Tgv au 13 mai. Culte religieux au palais des sports de Mahamasina. 5000 personnes environ
3. news2dago ( 21/02/2009 15:39)
rabingogilabanga:

1)Ho an'ny MPIGERVY: Tsy tokony ho any @ zone rouge intsony ny mpigrevy, na ahoana na ahoana, biby no manoloana anareo, AZA MANKENY INTSONY

2)Ho an'ny Miaramila , TSY hiady contre ny adversaire akory ianareo, tsy hisy aina gasy ho latsaka eo, raha tsy mitifitra ianareo, , hafa ny ady contre ny armée adverse (arméee congolaise, armée comorien, armée français, etc...), TAFIBAHOAKA NO ANARANAREO FA TSY TIFIBAHOAKA

3)ZONE ROUGE: Na zone rouge na tsy zone rouge, ny ain'olona no ambony indrindra, na rava ambohitsorohitra, na rava Iavoloha, mbola azo arenna reny, ny aina tsy misy mahaverina ny aina na miliara firifiry en dollars aza

4)jereo i KRISTY: LALANA toin'ny ZONE ROUGE ny SABATA KRISTIANINA (na sabata jiosy): fa rehefa hanavotra ain'olona dia tsy ilaina ny sabata hoy i Kristy, AIN-OLONA NO AMBONY FA TSY LALANA ZONE ROUGE NA LALANA SABATA

14 : 3
Jésus prit la parole , et dit aux docteurs de la loi et aux pharisiens : Est-il permis , ou non, de faire une guérison le jour du sabbat ?

14 : 4
Ils gardèrent le silence . Alors Jésus avança la main sur cet homme, le guérit , et le renvoya .

14 : 5
Puis il leur dit : Lequel de vous, si son fils ou son boeuf tombe dans un puits, ne l'en retirera pas aussitôt, le jour du sabbat ?

14 : 6
Et ils ne purent rien répondre à cela.


La vie et l'homme avant tout, IAVOLOHA ou ambohitsorohitra , on peut renouveler ou reconstruire



hafa mihitsy izany fomba fijerinao izany!!!

Nahona no amboarimboarina hanohanana ny hevitrao ny soratra masina.

Tadidio fa tsy mahavonjy i TGV torak'izany koa ra8.

Tsy mety izao zavatra ataonao izao raha manana hevitra arahina enao dia tohany izany fa aza atsofoka ao ny soratra masina.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0689