Madagasikara Goadelopy

1. mosabe ( 20/02/2009 19:23)
Misaotra an'i Topmada i-TELE

Ny tenako izany no mba nampahalala an'iArretsurimage.net t@ ity resak'eh ity

http://www.arretsurimages.net/vite.php?id=3383
novalian'i ndenn ny 20/02/2009 22:18
2. Noue ( 20/02/2009 20:04)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) dia mbola mi-insiste ihany canal+ oe any guadeloupe daholo io eee ! tsss :-D :-D :-D :-D
3. fijo ( 20/02/2009 20:22)
ka vazaha tsy mety diso ka,nefa misy sarin'i madagasikara misy le bandy mena iny mivandravandra eo
4. pitchou ( 20/02/2009 20:41)
:-D :-D :-D :-D :-D @zay kosa ngamba d hoe crise iraisan'zao tontolo zao ny any guadeloupe ko
5. fijo ( 20/02/2009 21:00)
de izay tokoa ngah ako.na ko ahoe samy mainty ireo ka iza no ahalala eo e.vendrana ireo
6. ndenn ( 20/02/2009 22:18)
Raha fantatrareo ny tantaran'i guadeloupe sy martinique ireny dia ,alaivo sary an'eritreritra hoe nampitovian'ny frantsay tamin'izy ireny ny malagasy !izay mbola fioriranan-kevitry ny colonialisateur fahiny .Mbola raikin-tampisaka ao andohan'ireo frantsay ny mahazanatany an' i Mdagasikara hatramin' izao fotoana izao .Ary ny tena manirikiry dia ny fanodinan-dry zareo ny toe-tsain'ny firenena hafa toa ny USA ,ALLMAGNE ,GRANDE BRETAGNE ,sy ny firenena asiatika kely mangetotra kely ary aza dia miseho ho mahavita noho ny malagasy , toa an'i Corée du sud et nord, japon ,indonesia ,malesia .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0549