aleo ny tanora no hitondra azy e!!
1. bazylou
(
20/02/2009 16:08)
sady ny pokona ao mada koa anie ka 40% mahery ny tanora ka inoa no maha ory e!! aleo ny soara esorina teo rehefa lany andro mividy avion sy mivarotra tany amin'ny koreana!!!!!! ho ela velona rajoelina!! :lol:
novalian'i xxx ny 20/02/2009 19:25
2. Noue
(
20/02/2009 16:11)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) mbola ho avy ny tena anjaran'io eee ! ho may kila firehitra ao !! zao nitsako tsy nisy tao :-D :-D :-D :-D :-D
3. Mirananirina
(
20/02/2009 16:15)
Ny hoe tanora hitondra tsy dia olana.Fa ny tsy fahaizana mitondra(expérience)io no olana.Raha hiala ihany Ra8,asina ny fifidianana fa tsy misy tonga dia hiditra fotsiny izany eo.Lanimbahoaka ihany
4. Ravalomarc
(
20/02/2009 16:21)
Aza esorina zany aho oa ry Mirananirina ééee ! mbola tsy tena nahazo betsaka anie oa zah eééééee , jereo ko fa nanaraka ahy niditra ato koa laikely io de aiza ny tany ho alehako zany ééee , tsy faly aho ,tena tsy faly amzany aho oa eéée ,
5. xxx
(
20/02/2009 16:27)
Ravalomarc:

Aza mikorapaka fotsiny i toi fa ataoko eo ankavanako toy ny tamin'ny andro niakarako tany andanitra !
6. Mirananirina
(
20/02/2009 16:36)
Aza esorina zany aho oa ry Mirananirina ééee ! mbola tsy tena nahazo betsaka anie oa zah eééééee , jereo ko fa nanaraka ahy niditra ato koa laikely io de aiza ny tany ho alehako zany ééee , tsy faly aho ,tena tsy faly amzany aho oa eéée ,
Angamba efa lasa adala aho atsy ho atsy fa gravy ity :lol: :lol: :lol:
7. xxx
(
20/02/2009 16:40)
tonga ato iAndry TGV ,, tonga ato koa ity i Ravalo ,fomba ahoana koa ary no nahatafiditra andry zalahy ireo direct tato ? tokony asaina mande ry zareo fa resaka taimbava no atao eto ka sao tsy mahatanty de mitifitra basy reo zalahy goavana reo
8. andrywui
(
20/02/2009 16:48)
Ny patron anao anie ry Mirana io mitalaho aminao io ko ianao no ho lasa adala ??? tsy hitanao anga ny anarany io fa i Prezida ravalo hita vatana io ! miresaka aminao io !! fa lasa oe Ravalomarc ny anarany !! niova be ny anaran'ny prezida an !!! sa efa hapitsikiky ny olona teo de mba ovaina toy ny toerana koa ny anarana ? ary maninnn tsy tonga de lasa miainga any ianao Prezida fa eto no manakorotana olona sy firenena eto a!! io zao i Mirana efa mila ho adala mitsy ony amin hadalanao hi hi hi hi
9. Mirananirina
(
20/02/2009 16:59)
Ny patron anao anie ry Mirana io mitalaho aminao io ko ianao no ho lasa adala ??? tsy hitanao anga ny anarany io fa i Prezida ravalo hita vatana io ! miresaka aminao io !! fa lasa oe Ravalomarc ny anarany !! niova be ny anaran'ny prezida
ka izay no maha lasa adala ahy,fa tsy ianao ry andrywui an.
10. Ravalomarc
(
20/02/2009 17:06)
Mila mitandrina isika oao ééee zay no mba hafatro aminareo fa mety hitsoaka tampoka aho ééee ,rehefa tsy avelanareo haka matavitavy faramparany aho de hande aho oao ééee ,ary mbola halaelo ahy hianareo ndray andro any de hiantso ahy oe miverena , hande aho ,hande aho oao éé, tena hande aho ane oa ééee
11. xxx
(
20/02/2009 17:09)

Aoka lesy ry mpanova pseudo a! efa fantatra anie hoe afaka manao izany daholo ny rehetra é!
:roll:
12. andrywui
(
20/02/2009 17:20)
de lazaivo fa andrywui ndray oe io !! fa sao tkony lety de i Prezida marna io fa mety tsy misy atao izy de mba niditra eto ? tena mety izy marn iany io ka !! de le tary ko toa andryTGV ko fa taminiz mbol kely iny sary iny !!
13. Ravalomarc
(
20/02/2009 17:25)
Tena izaho Prezida tokoa ity ry andrywui fa tsy olon-kafa a,hitako daholo ny teny rehetra ataonareo momba ahy ato ary tsy faly aho oa ééeee, fa izao mba hiera kely aminareo aho raha mety ,maninona raha mba hamidiko amin'ny sinoa ihany aloha le ampahatelon'ny Madagacsar de mande amzay aho éee ,fa raha izao manko no mande aho de miala maina otan'ny mpamositra alika éeee ? valio rey olona
14. xxx
(
20/02/2009 17:31)

:-D :-D :-D Ndana nyampahatelon'i china vidina raha vita ,ny any mbola ngeza be :lol: :lol:
15. andrywui
(
20/02/2009 17:39)
Ny patron anlaisany ve lesy de ompainlaisany le !! ten bandy donto mitsy ra ireto TIM ato reto ka ! kozy ee tokony hifaly aza lisany oe tonga ato i sefo be ramosé benay
16. xxx
(
20/02/2009 17:58)
andrywui:
Ny patron anlaisany ve lesy de ompainlaisany le !! ten bandy donto mitsy ra ireto TIM ato reto ka ! kozy ee tokony hifaly aza lisany oe tonga ato i sefo be ramosé benay
:evil: :evil: Tsa hita ambara zaho zalahy é ,volagniko aminjareo djiaby ny tegno -nao fa vandy avao PS areo .Tsa marigny etoy sako feno olo mavandy be ! Surtout Andrywui !!
17. andrywui
(
20/02/2009 18:14)
Ino hitenenenao anakay fa mavandy zaho ? nenaka rehefa zaka soratako neneka de fa zah zay fa izikoa raha manao an'io kay atao aminaka leroa fa tsy tiako en ! manino tsy anotaniano amindreo sefo ao ,ia olo manao raha io ia , fa kaia zaho ndro ankadalainao kara ty ! izikoa ps nakay ndro tianao ho hay defa izy kamy io andrywui tsy raha hafa koa io nenay commence rango amboalohany jusk izieo ty
18. andrywui
(
20/02/2009 18:19)
atsika ma leroa kaia mifankadala ma zalay ma ! izikoa ano tsy mahatoky andao kahio reo ami serasera ao fa nenakay kam fa izy volaniko aminao zay raiky io fona ndro nenakay rango amboalohany ,koa ano tsy mahatoky zaho basy mipitraha !!
19. xxx
(
20/02/2009 19:25)
inon ty teny ataon andrywui ty e! fa ianao ve malagasy tsara sa mifangaro tgv ? sa teny TGV io ? :-D :-D