Fari-pahaizan'ny TGV

21. patrick2002 ( 20/02/2009 15:45)
Azafady fa ny ahy ny vadiko lehibe sy matotra tsara.Tsy handrodana firenena sy hanimba any Dago sahala aminao sy tgv.
Ary aza afagaro ny x sy ny po......litika.Ndana mitady forum misy x fa any ny sahaza anao.

Ary ny vadinao izany no hasolo an-Dravalo ,izahay manohana , ka iza no vadinao MIRANA AIR BUS :-D :-D :-D =D> =D> =D>
22. bazylou ( 20/02/2009 15:56)
dia inonanefa ny olana raha 34 taona no mitondra???!!! , rehefa mazaka sy lehilahy dia miditra e!! ary aleo koa hiala teo ny alika romotra rehetra sy ny soara fa aleo idiran'ny jeune e!!! :roll: :roll:
23. patrick2002 ( 20/02/2009 16:01)
ka reo rehetra ireo anie 34 ans misotro botakely anelakela-trano ny lehilahy ,ny vehivavy mitady vady @ internet mba hivoahana ny Dago hany kah tsy ekeny sainy mihintsy ilay 34 ans mitondra ,
24. Noue ( 20/02/2009 16:01)
patrick2002:

Ary ny vadinao izany no hasolo an-Dravalo ,izahay manohana , ka iza no vadinao MIRANA AIR BUS :-D :-D :-D =D> =D> =D>
k'inona no olanao eee ????


25. Mirananirina ( 20/02/2009 16:04)
Ary ny vadinao izany no hasolo an-Dravalo ,izahay manohana , ka iza no vadinao MIRANA AIR BUS > > >

Nahoana izy no hasolo andra8.sy misy hirarahiany izay politikanao.
Ary isika no mifamaly eto dia [u]avelao ny vadiko mazava!!!!!!!!!!!![/u]
Izaho aratsiana sy atao mihinana izay tianao fa zakako.
26. Noue ( 20/02/2009 16:13)
sady tsy hitako zay hidiran'ny vadindry @ zany fa dia efa tsy mahita lazaina intsony io patrick io eee ! rehefa tsy nahavoa ny ministera dia hasta lavista bye bye eee !!! :-D :-D :-D :-D :-D
27. sitlo ( 20/02/2009 16:22)
Nataoko fa mba maontina ihany ity patrick2002 ity. Virtuel marina ny eto
28. andrywui ( 20/02/2009 16:31)
bazilou !! OK an !! ho faizitsika lahy eto reo fa tonga aho letsy !!! io Mirana io ko tsy mety fay le nanaovan'ny kidoro azy omaly angamba izy sy Noue reo !! le nitomay be omaly nampanginiko elabe ery vao nitsahatra de mbola mitady ndray anga no be vava eo ???
29. Mirananirina ( 20/02/2009 16:41)
bazilou !! OK an !! ho faizitsika lahy eto reo fa tonga aho letsy !!! io Mirana io ko tsy mety fay le nanaovan'ny kidoro azy omaly angamba izy sy Noue reo !! le nitomay be omaly nampanginiko elabe ery vao nitsahatra de mbola mitady ndray anga no be vava eo ???

Iza no be vava:izaho sa ianao??????????????????????? :lol: :lol: :lol:
30. Noue ( 20/02/2009 17:31)
andrywui:

bazilou !! OK an !! ho faizitsika lahy eto reo fa tonga aho letsy !!! io Mirana io ko tsy mety fay le nanaovan'ny kidoro azy omaly angamba izy sy Noue reo !! le nitomay be omaly nampanginiko elabe ery vao nitsahatra de mbola mitady ndray anga no be vava eo ???
aza manapa tsinay oa leisy ry wiwi aaa !


=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
31. patrick2002 ( 20/02/2009 17:55)
sitlo:

Nataoko fa mba maontina ihany ity patrick2002 ity. Virtuel marina ny eto

ka lasa mirefarefa @ tany ny adi-hevitra dia mba haleo hanao vavana mpitery ronono koa kah !
fari-pahaizana no anontaniana nefa ilay olona tohananao aza tsy manana na BEPC ,miteny , le maison ,la maison , tsy hay intsony rehefa sy le ve tsy la

:-D :-D :-D
32. patrick2002 ( 20/02/2009 18:01)
Nahoana izy no hasolo andra8.sy misy hirarahiany izay politikanao.
Ary isika no mifamaly eto dia avelao ny vadiko mazava!!!!!!!!!!!!
Izaho aratsiana sy atao mihinana izay tianao fa zakako.

Ka ny vadinao no tsara miady hevitra amiko ,fa ambany fahalalanao sady amin'izay angamba mba mihakatra ny ady hevitra ,raha ohatry ny TGV ny vadinao ,fa raha ohatra kah Mpitery ronono mba nahita ny lafrantsa koa dia aleho hijanona . :cry: :cry: :cry:
33. andrywui ( 20/02/2009 18:01)
he he he ataon'ny ra-patrick2002 mahamay ry Mirana sy Noue ato fa tena mivoaka sempotra e !! ny ainy sisa tsy afaka hanaovanlery azy ato !! zay kah ataovy iany !! mba tsy ikidoro aza no tonga eo f'angamba tsy omby anreo roa vavy ny varavarana mitsoaka be eo !!
34. fijo ( 20/02/2009 20:49)
misy zavatra marina ireo voalaza eo ambony ireo.efa tena hiraka io ataon'i andry io,ka maty izy raha tsy vitany io.ka rah ahoafty aho,matesa ny firenena aloha.izay no ataony izao
35. belaza ( 20/02/2009 20:51)
tsy ny fahaizana ny teny frantsay koa lesy no midika inona a, mbola tsy beny tanana, mbola tsy filohampirenena i ra8 defa mpanefohefo, fa ra pà koa tsy maharaka mihitsy a, nareo koa moa efa 2002 tsy mahagaga raha tara, rahoviana indray hono ny LIVE 2009 e toa tsy voateny eo aminy 13mai mihitsy :-P :-P :-P
36. fijo ( 20/02/2009 20:59)
mbola hoavy ka,isaky ny 7 taona vao misy live ao amin'ny birao 13 mai ko
37. xxx ( 20/02/2009 21:16)
Andry dia tena nanao fiaraha-miasa t@ Al quaidà ,mety tsy ho afa-mihemotra intsony izy .Mampalahelo ihany ilay tary kely na dia izany aza.Matin-dry zalahy iny raha mivoaka any europe any . :? :?
38. fijo ( 20/02/2009 21:19)
izay aloha dia efa fantany ka
39. patrick2002 ( 20/02/2009 22:35)
belaza:

tsy ny fahaizana ny teny frantsay koa lesy no midika inona a, mbola tsy beny tanana, mbola tsy filohampirenena i ra8 defa mpanefohefo, fa ra pà koa tsy maharaka mihitsy a, nareo koa moa efa 2002 tsy mahagaga raha tara, rahoviana indray hono ny LIVE 2009 e toa tsy voateny eo aminy 13mai mihitsy :-P :-P :-P

Ka inona aza no anontaniana ny fari-pahaizany TGV ?
Valiny mahay noho io olona tohananao io i Andry TGV ,azo antoka izay ,.manao ny tsy ara-dalana i TGV ,mba tsy ara-dalana koa io olona tohananao io no niakarany teo ,Ravalomanana mpanefoefo ,nisoloky t@ Razakaboana sy Raobiarivony no naha-mpanefoefo azy ,naka ny fananany SALSA tao Ambatolampy ,(Mety mbola zaza vao vaky feo ianao ka tsy mahafantatra an'izany ,mbola zandriny TGV lavitra), dia avy eo nisoloky t@ Ratsirahonana dia nahita izany atao hoe fahefana izany dia io nanao izay hahatonga azy ho FILOHA ,dia manapatra ny fahefany ohatry ny andevolahy nomena fahefana , senegaly mahazo fahefana ,gadrao,ripao ,hangony ,hamidio izay azo hamidy ,izay no tokony hanalana azy eo ,ilay bandy kely vao miary indray dia efa tsy havela hiakatra ,ary tsy Andry irery fa betsaka ny operateur napiriatriny ravalo ,fa ny sisa nipetraka fa tsy afaka hiady @ FILOHA .


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0415