Dia mbola ho voafitaka foana ve zany isika mpitolona (TGV).
1. a256011
(
20/02/2009 11:45)
Dia mbola voafitaka koa zany isika mpitolona (TGV). Omaly de hoe ny filoha (ANDRY TGV) mihitsy no hitarika miaraka @ vadiamanjanaky ny Miaramila. De aiza akory??? To mahita hialana bala(Ara-bakiteny) foana lery. De izao lery milaza indray fa rahampitso indray izy vao hitarika. Aiza ihany izy ity e? Aiza i Rossy??? Nefa aleo ihany tsy tonga izy fa raha tonga taty angamba izy de betsaka kokoa ny ra latsaka. Ohatra fotsiny jereo ny tantaran'i Nanie ao @ hebdo de madagascar (20/02/09 - 26/02/09), fa ny nialany tao an-trano t@ 07/02/09 ho eny Ambohitsirohitra de hijery Rossy : " Aleo aho mba handeha fa te hijery Rossy, izay no teny nentiny nandresehany lahatra ny vadiny hialany tao an-trano, saingy de voatarika ny hoeny Ambohitsirohitra izy, de teny no nahafaty azy. Aoka izay ranga fa sao de tsy V (vita) intsony izy ity a! Ohatra ny mahay manakatso fotsiny isika fa tsy mba mahay mijery lavitra. Ndao mba hiasa, fa ny tsy manan-katao aza efa tsy fidiny, dia mbola ho ampin-tsika indray ve ny isan'ireo Chômeurs. Sa ve mety misy asa bobaka azo volena any aorian'izao tolona izao? Taiza izany no tsy naroso hatr'izay? Sa sao de ilay projet n'ny DAEHO ihany no mety hanome asa? Asa aloha ko! Sao de mivarotra tanindrazana kosa marina aloha iazany e? Mandra-pahatongan'ny 99 taona mety efa voafindra any Japon ilay tany novolena!!! De ho toy izao foana ve? Toa lahatra ihany ny fahantrana raha izany. Asa aloha ko!
novalian'i pimaso ny 20/02/2009 14:14
2. xxx
(
20/02/2009 11:58)
gadra nitsoka taiza ela ity e fa toa numero matricule no enti ela ioraha :roll:
3. Noue
(
20/02/2009 11:59)
k'ita fa efa hatramy voalohany no fitaka ny nataony eee ! ahoana moa ireny mpiandry aaa oeee !! ny vadiny miaramila aa oeee ! ny ankizy dia natao sorona daholo !!! mety ve zany eee ??? natao sorona ireny olona ireny nefa lery taiza t@ ireny eee ??? dia mbola tsy mihiratra foana ve ny maso eee ???
4. ARINOFY
(
20/02/2009 12:02)
marina mitsy zany ranga.Lay Tgv io de mpandainga tsisy ilaina azy.mahita ialana pà foana izy io.Ny ahy ny tena tsy matiko lolo t@ film ny de lay oe "manome baiko anareo garde corps aho mihisaha ianareo fa tsy matahotra ho faty aho".De tsy menatra ve izy izao @ lay misitrika toy ny voalavo kely refa hikabary.Reo olona ireo ve tsy nahatadidy iny resany iny?
Amiko mantsy de tokony ho tonga saina ireo mpanaraka azy fa maminy ny ainy fa ny anareo mpanaraka azy no ataony sorona mba hanaratsiany ny mpitondra raha mitombo isa ny maty.Mifohaza ry 13 mai a.Ndana manao HIMO zay chomeur eo fa akoho tsy naneno tahak'izay efa lanin'ny kary.

5. Mirananirina
(
20/02/2009 12:04)
Izay mihitsy,alefany daholo aloha ny olona ho faty amin'izay raha izy no eo,vitsy sisa ny Malagasy entiny .
6. xxx
(
20/02/2009 13:02)
tenenina foana fa ieeeee.
Miteny hoe za no hitarika fa eee.
Dia rampitso hita eo ndray ny fitondrana olona hovonoina e.
Miteny hoe za no hitarika fa eee.
Dia rampitso hita eo ndray ny fitondrana olona hovonoina e.
7. belakely
(
20/02/2009 13:17)
hoy Mirana:
sady ny betsaka anie ka tsy ho zakany velively e!
........amin'izay vitsy sisa entiny
sady ny betsaka anie ka tsy ho zakany velively e!
8. xxx
(
20/02/2009 13:19)
mbo fanamarihana kely ftsn, DAEWOO, fa tsy DAEHO!
corée fa tsy japon.
mbo mahagaga ihany mantsy ny tsy fahalalan'ny mpanoratra, na dé efa manana ordi aza. hafa mantsy le oé, resaka tsy nalaza loatra, dé mety tsy araka na ny fanoratra azy aza.
dé "MINONOA FOTSINY IHANY" éééééééééééé, entiko hihinana "AOURTA" daolo nareo ééééééééé, mbola tsy ampy le "OLONA MATY " ééééééééééé.